zah mba gaga

1. salmo ( 09/10/2006 14:27)
Nahoana no vhv anakiray ihany no tokony hatao sambatra, fa tsy efatra? :-P sa ilay efatra aleo ho hijaly any?
répondu par mandrindra le 26/10/2006 16:40
2. mandrindra ( 09/10/2006 14:50)
fa iza no niteny hoe vehivavy iray ihany no atao ho sambatra????
3. salmo ( 09/10/2006 14:55)
satri izay no fitsipika sy aradalana
4. mandrindra ( 09/10/2006 15:03)
aiza no misy an'izany fitsipika sy lalàna izany???
izaho aloha tsy dakoro amin'io.
5. xxx ( 09/10/2006 15:09)
Nahoana no vhv anakiray ihany no tokony hatao sambatra, fa tsy efatra? sa ilay efatra aleo ho hijaly any?


satria ny vehivavy fanaja:-D
6. Aino ( 09/10/2006 15:15)
:?:fa dia inn laotra aza ny nanaovany ry joba any elahy ity tany ka ravo miresaka dia ny vhv ny vhv tsy haiko mihintsy ny hialonany elahy azy hireny!!
7. andry08 ( 09/10/2006 16:31)
Satria i salmo hanambady (rehefa lehibe an!) vehivavy iray! Ka io no hataovy sambatra fa tsy ity mandalo rehetra ity.:)
8. dailynews ( 09/10/2006 17:36)
na dia tsy hiteny ny resaka fahendrena fotsiny ihany ary aho ny amin ny hoe maninona no vehivavy iray ihany no tokony hiarahanao rehefa lehibe ianao na izao, dia ho hitanao fa asa be sy vola be ary fotoana be dia be lany izany raha vehivavy efatra no tianao atao "sambatra" (definition ny fahasambaranao moa izany) ary manahy aho fa hisy fiantraikany any amin ny fianaranao sy fahasalamano ihany koa izany....ahan..
9. booboo ( 09/10/2006 17:53)
any @ fahasalamana sy ny kaonty any @ banky indrindra indra hihihihihihihi
10. andry08 ( 09/10/2006 18:13)
efa hoe iray dia iray fa tsy efatra na zato fa mandany andro, vola, hery.
11. Fiffi ( 09/10/2006 20:58)
salmo:
satri izay no fitsipika sy aradalana
mba hafahafa koa zany fitsipika sy ara-dalana any à nareo any an!


12. mandrindra ( 10/10/2006 08:59)
tsy misy hoe iray dia iray izany e. ataovy izay mahafaly sy mahasambatra vehivay maro dia maro. aleo zaraina ny fahasambarana fa tsy omena olontokana
13. andry08 ( 10/10/2006 11:12)
i mandrindra anie ka tsy tavaratra ka hanao harem e!
kajio ihany ny hery fa lany io rehefa kelikely!
14. pissoa ( 10/10/2006 11:18)
mandrindrakoooooo,

# sao ho lasa 1/4 an'ny hasambarana tokony omenao azy avy no omenao raha izany 4 izany ? :-D:-D:-D

# mifandanja ve ny raisina ny sy omena. Sao manome 1/4 fotsiny nefa mandray erany avy amin'ny vehivavy tsirairay ? (tsy domiko tapany intsony zany fa lasa domiko fefany :-D:-D:-D ).

# raha efa samy hifanaovana indray tsy dia rarahiko loatra fa le vehivavy aza tsy taitra ka zah njay ve no sarotiny :-D:-D:-D
15. mandrindra ( 10/10/2006 11:26)
andry08, dray, dray, aoka mihitsy fa izaho aloha tsy tavaratra e. tsy hoe hanangana harem koa fa mizara fotsiny e.

pissoaaaaakoooo, tsy misy hasambarana fahefany izany fa rehefa omena dia manontolo. io efa iarahamhafanatatry ny rehetra hoe hatreto no azoko omena ka matoa mandray an'izay omeko dia hitany fa mahasambatra azy izany
16. andry08 ( 10/10/2006 11:33)
mizara efatra ve! mahereza!Bon courage!Ho hitanao eo rehefa avy eo!=))=))=))
17. mandrindra ( 10/10/2006 11:37)
tsy voatery ho efatra ka, mety ho vitsy kokoa, mety ho betsaka kokoa.
dia inona ilay ho hitako rehefa avy eo??
18. andry08 ( 10/10/2006 11:38)
ho hitanao e! =))=))=))=))=))
19. mandrindra ( 10/10/2006 11:40)
ianao efa mahafantatra an'ilay ho hitakoa raha ny fahazahoako azy, ka mba lazao mba hifampizarana e
20. adidy ( 10/10/2006 11:40)
Soa ny manan-droa lehiretsy, roa ny mpikarakara, fa ny vola no lany zara hoy ny hira izay!!!
Fantatrao ve aloha ny famaritana izany hoe mahasambatra vehivavy?? Satria vao fantany hoe tsy tokana izy dia efa tsy sambatra izay fa mijaly!!:°):°). Dia na ilay tanjona kely aza tsy tratra akory! Fa aza adino ny mihinana votamine be dia be:^):^). Mety vetivety ihany toi dia vizana tanteraka:-/:-/.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0405