zah mba gaga
21. mandrindra
(
10/10/2006 11:45)
adidy, tsy voatery ho lany zara aloha ny vola e. fa ianareo ve dia mihevitra fa mitady ny ho tokana avokoa ny vehivay rehetra?????
22. andry08
(
10/10/2006 11:49)
2006-1971=35, dia mbola handeha hisary adala ihany ve????, mahazotoa rahavana!Efa tokony ho lehibe fa tsy handeha hanambady vehivavy zato! hi!hi!hi!
Mety ho faly be fa mahazo vehivay zato nefa hi!hi!hi!
Inona ny gloire? inona ny azo?hi!hi!hi!
Mety ho faly be fa mahazo vehivay zato nefa hi!hi!hi!
Inona ny gloire? inona ny azo?hi!hi!hi!
24. ninih
(
10/10/2006 15:00)
za ve no tsy mahazo resaka sa ahoana e! raha fahasambarana ankapobeny aloha de tsara ny maro fa raha eo @ resaka vady aleoko za irery kah, sarotra be izany mahalala fa misy hafa any ho any. izay fotsiny de tsy mahasambatra raha vao hita hoe misy rafy izany.
25. pissoa
(
10/10/2006 17:48)
mandrindra:
pissoaaaaakoooo, tsy misy hasambarana fahefany izany fa rehefa omena dia manontolo. io efa iarahamhafanatatry ny rehetra hoe hatreto no azoko omena ka matoa mandray an'izay omeko dia hitany fa mahasambatra azy izany
mandrindra:
fa ianareo ve dia mihevitra fa mitady ny ho tokana avokoa ny vehivay rehetra?????
mandrindrakooooo, ito no valin'ireo ...
pissoa teo oe::-D:-D:-D
# raha efa samy hifanaovana indray tsy dia rarahiko loatra fa le vehivavy aza tsy taitra ka zah njay ve no sarotiny
27. pissoa
(
13/10/2006 09:38)
hihihi - efa zaraina ve mbola feno sy tanteraka ihany fa mandrindrakooooooo :-D:-D:-D
28. mandrindra
(
13/10/2006 10:33)
rehefa manana be dia be ho zaraina dia feno sy tanteraka daholo izay omena ka:D:-D:-D
29. ninih
(
13/10/2006 13:57)
toa tsy hinoko izany kah! mihalany iny de lasa sisa izay aty atoriana vao tonga. 8)
30. mandrindra
(
13/10/2006 14:58)
ninih, lany eo no ho eo fa misy ny reconstitution ka. noho izany tsisy sisa izany fa feno foana
31. ninih
(
13/10/2006 15:46)
mandrindra: otrany hoe kely ny finoako kah! sur ve nefa fa reconstituer vety² izany! :roll:
32. pissoa
(
13/10/2006 16:09)
mandrindra:fa manana firy ? Ngah tsy iray ihany dia refa zaraina amin'olona roa dia atsasany avy eo ho eo ihany :-D:-D:-D
rehefa manana be dia be ho zaraina dia feno sy tanteraka daholo izay omena ka:D:-D:-D
35. mandrindra
(
19/10/2006 11:21)
pissoa, ny hoe manana firy dia tsy haiko ny isany. ny fantatro aloha dia tsy mety ritra izy io.
ninih, mizara nefa feno, ny fitiavana dia tsy azo isaina, sa ianareo efa nanisa fitiavana??? noho izany amiko rehefa zaraiko io dia izy tanteraka foana no omeko.
ninih, mizara nefa feno, ny fitiavana dia tsy azo isaina, sa ianareo efa nanisa fitiavana??? noho izany amiko rehefa zaraiko io dia izy tanteraka foana no omeko.
36. pissoa
(
20/10/2006 21:39)
Azo isaina ny "fitiavana" ka : 01 :-D:-D:-D ka rehefa hoe hanome feno dia manome ny "tout", fa refa tsy hanome dia mijanona :-D:-D:-D
37. mandrindra
(
23/10/2006 13:49)
pissoaaaaako, asehoy ahy ary hoe izany iray voaisanao izany:-D:-D:-D
38. pissoa
(
24/10/2006 16:02)
mandrindrakooooo - tsy enao no ampisehoko azy fa le tokana ihany :wink::-D:-D:-D:-D:-D
