any ho any

1. Aino ( 09/10/2006 13:28)
sendra lavitra anao ny olon-tianao.
dia hita eny dol ny fihetsiky ny tsirairay na lhl na vhv hoatra!!
misy ny sasany vao maika mitombo ny fitiavany any ilay olon-tiany @ falavirana.
misy ny lasa voatery misaraka fa tsy matanty izy fa lavitra laotra.
misy indray ny lavitra azy tsy foiny nefa tsy te hipetsajery izy dia lasa manandro.
ary tsy hireo hirery fa misy karazany be dia be!!
de mba misy @ izy hireny ve hoe samy matanty miandry na ho 5 na mahery 7taona any aza vao mihaona?
répondu par Aino le 24/10/2006 14:00
2. booboo ( 09/10/2006 13:35)
de mba misy @ izy hireny ve hoe samy matanty miandry na ho 5 na mahery 7taona any aza vao mihaona?


ay ay ay, zà manokana lasa manaraka ny vadiko zà raha sendra mifindra toerana noho ny asany izy e ! san'angady zany, tsy eo ara izy alina iraika efa loza beee maika fa 5 taona :^):^):^):^):^)
3. boubounezy ( 09/10/2006 13:36)
misy lavitriny maso ony lavitra ny (l) ny fitiavana ra tena vokolo2 tsara na lavitra be aza dé mifankaty fona na ela be aza tsy miona wé amatonany. fa @zao fotona tô ny akabetsany oull efa lé lavitra ny maso zao e! tsy aiko alou;-)
4. Aino ( 09/10/2006 14:12)
ny ahy dia rehefa tiako dia tiako, ka na lavitsy ny maso aza akaiky ny foko, faona
5. fiderana ( 09/10/2006 14:25)
ouuuuuh! tsy vita ilay izy k'aloha, fa resaka no hatao, raha hotran'izany manaraka aho r'efa tsy maintsy mandeha izy, any aho mijery izay hatao tsy hoe tsy mahatoky fa maro ny fakam-panahy, sady zah sarompiaro be mihintsy!sady......betsaka ny tohiny....!
6. ramialy ( 09/10/2006 14:36)
Za ko aloha tsy mahavita an'izany intsony e, sady za efa victime :-D de :oops:
7. Aino ( 09/10/2006 15:27)
ka raha voatery tsy maintsy ny ray ihany no mande de ahoana ka?
8. ninih ( 09/10/2006 15:40)
sarotra be izany lavitra izany kah! fa raha tena tsy fidiny no toa zava-doza kah, tsy vita aloha le mipetraka rery fa toa mivilivily ny maso e, sady indrindra hoe efa zatra roa no iray tampoka! tsizy za fa hitady solony aloha e!
9. Aino ( 09/10/2006 17:46)
raha efa zatra amboalohany tsy maninona ô?
10. titis ( 09/10/2006 19:39)
tsy mba vitako kosa aky zany 5 na 7 taona izany ka!
lavitry ny maso amiko lavitry ny fo na mamy be tahaka ny inona ary le fitiavana ,sady tena ela loatra!
11. bilakarenjy ( 09/10/2006 19:41)
nisy namanay izay taty voatery nisara-toerana satria tsy mbola nilamina ny taratasy tamin'izany ,ka 10 taona be izao lery no tavela tany Dago fa ny vadiny sy ny zanany taty .
12. fiderana ( 10/10/2006 05:06)
hay!...maika loza raha izany, hamorona zanaka vaovao koa ve izany?... tsy vita rey olona, marina ê!.aleho ilay olona any no alaina makaty dago dia mora ny raharaha.
13. ikalakintina ( 10/10/2006 08:15)
fiderana: ary raha tsy mety!
ny mankany dago mety tsy de blem fa ny mivoaka ny dago no bleme de ahoana?
14. fiderana ( 10/10/2006 09:28)
ka efa mifankatia ka inona indray no olana , izaho anie tsy hatahorana hivadika izany ê!, mety ho sosotra fotsiny aho, fa tsy dia mora tezitra loatra, sady izaho mahatoky fa mahavelona tsara......ka!.:lol:8)
15. ikalakintina ( 10/10/2006 09:33)
=D=D=D fiderana
16. Aino ( 10/10/2006 10:34)
raha ny aminko aloha raha ny fisarahana no voantery tsy maintsy anjara ka tsy misy azo hatao hakaotra izay dia miaritra any izay eo ko!! tsy ho zatar ihany ve ny farany.
17. fiderana ( 10/10/2006 10:34)
:roll:misaotra ry ikalakintina â!...:-*
18. xxx ( 10/10/2006 14:48)
Aino ka mbola kely njy de tsy maninona fa raha efa tokony hanambady njy tsy maintsy manao choix hoe :roll: sa hijery (l) hafa Fa na izany aza rehefa matoky ve moa ndry na mifananlavitra aza inona no bleme :-D
19. mbaliana ( 10/10/2006 18:25)
raha mifanalavitra mandritra ny fotoana maro kosa aloha ka mbola tsy vita na inona na inona dia aleo ihany aloha mpinamana e... isika olombelona koa mety misy ny solafaka eny an-dalana manjary mankarary fo ny hafa fotsiny koa ...dia ohatry ny hoe lasa mpamitaka ecc... (zay aloha ny eirtreritro)
20. fiaritiana ( 10/10/2006 21:52)
aleo misento fotsiny kalou!!:snif::snif::snif::snif::snif:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1646