any ho any

21. fiderana
(
11/10/2006 06:25)
"Marina fa hoe aza maika ny hanambady"( "hiran'i Rossy io"), fa na izany aza ela loatra raha 5 na 7 taona izany, ny ahy raha vao raikitra fotsiny hoe hiaraka dia alaiko any @ izay misy azy any, mba hifanakaikikaiky kokoa, Aza mba mifankatia amiko marina ê!.:D:D

23. Aino
(
11/10/2006 13:11)
xxx izay koa anga hoe!! nefany mba manana fanantenana any izay ihany aho!! ary tsy hatao ankarary foho laotra ny falavirana.
any mba lazaina de ny hoe.
Raha saraka olon-tiana
Raha misaraka ny tena
Noho ny elanelan-tany,
Aza resin-kalemena
Fa sikino ny fanahy.
Raha mijoy ny ranomaso
Noho ny elanelan-tany,
Mahonona fo k'andraso
Fa tsy maintsy hihaona ihany.
Raha ny fo tsy mety tony
Noho ny elanelan-tany,
Andrandrao ny ray ambony
F'izy no mahefa izany.
any mba lazaina de ny hoe.
Raha saraka olon-tiana
Raha misaraka ny tena
Noho ny elanelan-tany,
Aza resin-kalemena
Fa sikino ny fanahy.
Raha mijoy ny ranomaso
Noho ny elanelan-tany,
Mahonona fo k'andraso
Fa tsy maintsy hihaona ihany.
Raha ny fo tsy mety tony
Noho ny elanelan-tany,
Andrandrao ny ray ambony
F'izy no mahefa izany.

24. xxx
(
11/10/2006 14:18)
Raha tena anjaran-dry io na firy taona aza mino aho fa tanteraka foana efa nisy cas iray izay : efa samy nanao sipa ry zareo fa ny lhl tany ivelany, ny vhv taty dago. Fa 8ans taorian'izay niverina le iray dia toa nisaraka ho azy t@ ny sipany teny izy roa dia lasa nivady ihany taty aoriana

25. robot
(
12/10/2006 16:58)
fa hoy kosa zah hoe
de hisaraka ve!
isika ry malala
sanatria hanadino re
ilay fitia tsy nanalana
ianao no handao
noho ny fianarana
fa ny foko tia anao
fohy ny fotoana ka tsy azo ivalaparana
de mahereza ary
fa izaho miandry anao foana
izaho de tsy mba hanary
na andro na fotoana
vitao ny fianarana
fa antoky ny ho avy nao
mahaiza manambatra
ilay fitia niarahana natao
hofaranako ny teny
tsarà mandroso tsarà miverina
fa Andiamanitra no hijery
sy hitantana anao ampahendrena
tsy dia mahay loatra fa de nandramana aloha eh

27. robot
(
16/10/2006 11:06)
zay indrindra ,ara ka ny voasoratro ao moa dia io no zvtr matetika misy eo @ olona roa mpifankatia
ka tsy maintsy hisara-toerana noho ny antony tsy miankina @izy roa fa noho ny fianarana tsy maintsy hatao eh! de mazotoa ary eh:-*
ka tsy maintsy hisara-toerana noho ny antony tsy miankina @izy roa fa noho ny fianarana tsy maintsy hatao eh! de mazotoa ary eh:-*

28. fiderana
(
16/10/2006 13:07)
Fitiavana..! any ho any.
Tena tsitanty,sy mahavaky fo
Raha hilaozanao, lavitra rê!
Tena tsitanty, marary ny loha
Indrindra ny hoe fotoana ela be,
Tena tsitanty, fa hifonako lala
Ny hilaozanao, makarary ny saiko
Ilay Ray ao ambony mahalala tsara
Fa raha tsy eo ianao maharary ny aiko.
Tena tsy vita, mifona aho ry tiako
Avy manakaiky,eto anilako ianao,
Avy anie jereo fa ilay fo be toloko
Ilay sasa-miandry,tsy mahafoy anao.
Tena tsitanty, na hiaraha mahalala,
Fa ny fiainana an-tany tsy vitam-pitia
Fa na izany aza, avy ry malala,
Avy manatona,f\'izao hivoady ho anao doria.
Avy, ianao re ry tiako,f\'ilay alitara,
No vavolombelon\'ilay voady ho iray,
Tsy hisaraka mihitsy,f\'izay no anjara
fitia mafy orina, ary ho mandrankizay.

30. Aino
(
16/10/2006 18:05)
tena ao tsara ka!! nahorona eo amboniny vatolampy izany ka tsy hirodana hintsony sy tsy ho faona ilay voady raha toaka samy mahery ny namorona azy ho eo ambony eo.

31. fiderana
(
17/10/2006 08:11)
Izay indrindra no tiako holazaina,ny fisarahan-toerana ela be izany dia ho voasakana, mission, na stage mety ho 2 taona ok, fa ilay 5 na 7 taona tsy ho tanteraka satria mahery ilay fitiavava.
Ny fitiavana anie mila hafanaina sy havaozina mandrakariva , ka sao mba tratran'ilay hoe:" ..ny afo lavitra tsy azo hamindrona...".8)
Ny fitiavana anie mila hafanaina sy havaozina mandrakariva , ka sao mba tratran'ilay hoe:" ..ny afo lavitra tsy azo hamindrona...".8)

32. Aino
(
17/10/2006 17:31)
na 5 na 7 dia rehefa vonona ny hianjy ranga mety tsy rava hintsony ah!!

37. robot
(
19/10/2006 09:31)
ny fitiavana ve!
mora atao
nefa toy ny afo mandoro
refa lalaovina !
io no voalahany eo @ fiainantsika
tsy hoe tara ianao io na koa hoe maika loatra
fa ny fitiavana tsara orina zany hoe tsara fototra tsara ,tsy mba ho rava na firy taona io
fa raha toa ka misy zany faharavana zany ratsy ny fototra niaingana ,le olo\'ndroa miaraka io an
hitanareo ataoko angamba fa tsy 1 na 2 fa maro mihintsy ny olona no tsy vita fisoratana ara-panjakana ,nefa firy taona @n\'izy ireny zao no niarahana nefa tsy nisaraka
ary inty no tena mahagaga to ireo vita mariage ara-panjakana hoa no tena be misaraka eh !:-D:-D:-D=))
fa zah aloha mbola tsy manam-bady eh:!:
fa aleo aloha mandinika sy mivonona tsara aloha ry zareo izay tsy mbola manana, fa ady anie no fototeny ny hoe vady eh:!:

39. robot
(
19/10/2006 16:46)
marina anie zany eh!
tsy hitanareo fa maro anie no miady antrano ny mpivady eh =((:-$=))
tsy hitanareo fa maro anie no miady antrano ny mpivady eh =((:-$=))