Resaka tsy mahazatra

1. soanja ( 07/10/2006 05:44)
Hono hoy aho mba efa nisy ve teto ny resaky ny samy mpifankatia lahy sy lahy ary ny vavy sy vavy? za mantsy somary vaovao ihany na dia tamin'ny mois de Mars aza no tonga teto. Sa ve dia tena tsy misy fomba hahafahany mivelatra eto fa vao miseho izy dia voatsindry na menatra. Arakeviny no tiako resahina fa tsy ara-javatra hafa sao misy mandray vilana eo an. Azafady ho an'izay voatohina amin'ity hafatra ity.
répondu par fiderana le 10/10/2006 10:40
2. Fiffi ( 07/10/2006 06:56)
tsy aiko aloha raha efa nisy zany na tsia fa na izany aza misy dia misy tokoa anefa ireny mpifankatia ireny !
3. fens ( 07/10/2006 07:13)
mm! lra misy kalou io de za amle mpanakiana fotsiny e! hihih
4. booboo ( 07/10/2006 08:09)
zà klou tsy mbola nahita fa ny sizé mikasika ny homo no tena boooobaka dia ireny sahady no miseho maika fa raha zareo mitsy no mifampiresaka eto ?
5. Fiffi ( 07/10/2006 08:45)
mino aho fa tsy hisy an'zany eto!
6. booboo ( 07/10/2006 09:02)
zany ve ? :?
7. Fiffi ( 07/10/2006 09:23)
ié ! satria ny gasy manko mbola azo hatao hoe manana toetra...tsy de sahy ! menatra ? tabou ?
8. colar ( 07/10/2006 10:52)
sady ty site ty alo mbola mihaja ra samy site e,porofon zany de tsisy teny ratsy mintsy eto,fa mba anjamo ange ny hafa e,hehehhhe,refa te hirediredy zay za a,misy site zay fa teny ratsy fotsiny wa ,njainjay mantsy ilaina le manala azy e,fa refa matotra d matotra e,
9. lapino ( 07/10/2006 10:58)
soanja:
Sa ve dia tena tsy misy fomba hahafahany mivelatra eto fa vao miseho izy dia voatsindry na menatra.
Raha mitombina aza io "à priori" an'i Soanja io, dia izay izany no taratry ny fiaraha-monina malagasy ... hatramin'izao aloha.
Toa misy namana vitsivitsy ihany ao no milaza fa homo, saingy toa ao anatin'ireo namana tsy dia mi-forum ry zareo, na amin'ny resaka hafa noho izany aza.
10. andry08 ( 07/10/2006 11:30)
Par pudeur no fahalalako azy no tsy hitenenan-drizareo ny marina .
11. Fiffi ( 07/10/2006 12:43)
marina zany !
12. papounette ( 07/10/2006 14:26)
Misy re any @ resa-dehilahy.De misy resaka hoe lhl samy lhl.Fa tena :evil::evil::evil:be mitsy e.
13. xxx ( 07/10/2006 15:24)
inona no maha:evil::evil::evil: be azy ry Papounette hoe:?::idea:
14. melody ( 07/10/2006 16:04)
andefa : colar [ Valio ] 07-10-2006 12:52:56
Lohateny : Re : Resaka tsy mahazatra
sady ty site ty alo mbola mihaja ra samy site e,porofon zany de tsisy teny ratsy mintsy eto,fa mba anjamo ange ny hafa e,hehehhhe,refa te hirediredy zay za a,misy site zay fa teny ratsy fotsiny wa ,njainjay mantsy ilaina le manala azy e,fa refa matotra d matotra e

marina mihintsy io lazain'i colar io, tsy hilaza ilay site za fa tena menatra b, tsy nampoiziko hoe maloto firesaka be ohatr'izany ry zalahy:twisted:
15. simplex ( 07/10/2006 16:22)
soanja:
Hono hoy aho mba efa nisy ve teto ny resaky ny samy mpifankatia lahy sy lahy ary ny vavy sy vavy? za mantsy somary vaovao ihany na dia tamin'ny mois de Mars aza no tonga teto. Sa ve dia tena tsy misy fomba hahafahany mivelatra eto fa vao miseho izy dia voatsindry na menatra. Arakeviny no tiako resahina fa tsy ara-javatra hafa sao misy mandray vilana eo an. Azafady ho an'izay voatohina amin'ity hafatra ity.


ka ra ohatra k manana olon-tiana vevavy i soanja d mba eto nareo no miresaka. d zay mijery film fotsiny :°);-):D tsy asiana kihana zany fa ndraindray fotsiny mba elanelanina ol "hetero" kely ny sehatra :-D sa ahoana:?: :-*

:-*:-*
16. diamondra27 ( 07/10/2006 20:44)
simplex: ndao haka toerana eo @ devant isika
17. sipagasy ( 07/10/2006 20:49)
fens:

mm! lra misy kalou io de za amle mpanakiana fotsiny e! hihih



andray kosa e!!! fa nahoana ny ho kianinao kosa ary zareo??? samy olombelona anie izy ireo no miaraka fa tsy mbola @ biby na zava maniry akory e! amiko aloha tsy olana izany e!
18. soanja ( 07/10/2006 23:21)
simplex:

soanja:
Hono hoy aho mba efa nisy ve teto ny resaky ny samy mpifankatia lahy sy lahy ary ny vavy sy vavy? za mantsy somary vaovao ihany na dia tamin'ny mois de Mars aza no tonga teto. Sa ve dia tena tsy misy fomba hahafahany mivelatra eto fa vao miseho izy dia voatsindry na menatra. Arakeviny no tiako resahina fa tsy ara-javatra hafa sao misy mandray vilana eo an. Azafady ho an'izay voatohina amin'ity hafatra ity.


ka ra ohatra k manana olon-tiana vevavy i soanja d mba eto nareo no miresaka. d zay mijery film fotsiny :°);-):D tsy asiana kihana zany fa ndraindray fotsiny mba elanelanina ol "hetero" kely ny sehatra :-D sa ahoana:?: :-*

:-*:-*


Aza manahy ry Simplex fa ho avy eo tokoa lay izy rehefa mahita aho. Fa hatramzao mantsy mbola tsy nahita sady tsy mitady koa. Ampy ahy le mahazatra iry kah. Mba tsetsetra tsy aritra ny ahy satria hitako ny mba tokony hiroborobon'io eto amin'ity sehatra ity.

Nefa asa moa fa tsy mitovy ny toetsaintsika rehetra.

Tsy milaza akory raha hoe ahoana ny resaka silamo de silamo aho izay fa izay mantsy no nanjo ahy tary anannn.

Fa raha hoe kosa hanao resaka maloto be eto dia aleo tokoa tsy misy toa zay manadratsy.

:-*:-*:-*:-*:-*


19. xxx ( 08/10/2006 09:37)
zà aloha ra misy sujet otrzany eto d vonona mihitsy aho ny handray anjara fa tsy sanatria akory hanaratsy sy hanakihana, na hanaiky be faha-tany ftsny koa!fa amiko tena tsitako mitsy zay problème amzany fa zava-misy io!fa izay mora tohina angamba dia azy ny azy fa ho an'ireo manana saina mivelatra d afaka mandray anjara tsara!
20. papounette ( 08/10/2006 11:59)
xxx:

inona no maha:evil::evil::evil: be azy ry Papounette hoe:?::idea:

Andana jereo de lazao ahy ny impression nao.Sô de za fostn no :evil::evil::evil:nijery,namaky sy namaly tao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0549