Resaka tsy mahazatra
21. fiderana
(
09/10/2006 08:40)
Tsy olana raha misy mpifankatia mifampiresaka eto, izay aloha raha izaho no asaina miteny ê!, fa ilay resaka tokony hatao any @ tsy ambara afa-tsy olona roa misy sehatra sahaza izany ngamba, dia aza mbola misy miteniteny foana aloha fa mahamenatra, tsy midika hoe tery saina ny fitenenana maontina, na hoe mivelatra ny miteniteny foana fa aleho aloha mba maontimaontina ihany na dia tsy tena maontina aza ka!.8)8)8)
22. melody
(
09/10/2006 13:35)
fiderana
sady marina no mampimé koa enao ity k:-D
fa ilay resaka tokony hatao any @ tsy ambara afa-tsy olona roa misy sehatra sahaza izany ngamba, dia aza mbola misy miteniteny foana aloha fa mahamenatra, tsy midika hoe tery saina ny fitenenana maontina,
sady marina no mampimé koa enao ity k:-D
23. ninih
(
09/10/2006 16:10)
za aloha mbola tsy nahita hoe nisy io size io fa raha misy izany toa mafinaritra ny manaraka ny resaka satria mba miova indray @ mahazatra e!
24. fiderana
(
10/10/2006 10:40)
Ndraso fa hitady size milay sy mendrika aho dia ho hita eo, fa izaho mandinika fa tena resaka tsy mahazatra marina ilay izy fa mba tiako hitombo fotsiny ny ady hevitra,.... ndao indray ary ry namana mahafinaritra.:D
