tiako raha tahaka izany avy ny tsiray ray

1. Aino ( 05/10/2006 17:36)
si tu recu cette message sache que je pense a toi chaque instant,seconde,minute tu es ma raison de vivre
sans toi je préfère mourire
, je remercie dieu d'avoir m'offrire le plus beau cadeau que je n'ai jamais eu ,ce cadeau est l'une les plus meirveilles du monde est rares, elle s'appele .....

de tena misy mavita mamono tena izany raha tsy misy azy??8O

répondu par Aino le 24/10/2006 14:03
2. cutie ( 05/10/2006 17:42)
raha tsy misy in :roll::roll::roll:
3. Fiffi ( 05/10/2006 17:51)
:roll::roll: tsy mazava....
4. Aino ( 05/10/2006 17:56)
raha tsy misy any ilay olon-tiany hono ko!!
5. Fiffi ( 05/10/2006 18:22)
de maninona ?
6. cutie ( 05/10/2006 18:31)
tsy marina zany ry Aino fa fomba fiteny fotsiny :lol::lol::lol:
7. andry08 ( 05/10/2006 19:03)
Hamono tena @ baratin ve????:)
8. Aino ( 05/10/2006 19:04)
hihihi de tsy haiko.
9. cutie ( 05/10/2006 19:27)
fa taiza no nahazahoan'i Aino an'io message io ?:roll::roll::roll:
10. felanawil ( 05/10/2006 20:23)
ohatran'ny tsy azoko tsara oe i Aino ve no miteny sa mitantara zavatra.:roll:
11. xxx ( 06/10/2006 11:44)
io arakaraky ny fitapizan'ny tsirairay ihany ko!! iza koa no hamono tena amzany!!!
12. Aino ( 06/10/2006 14:31)
tsy izaho no miteny fa hafatra hitako dia hoy aho hoe tena havita any izany ve izy8O
13. ninih ( 06/10/2006 15:00)
hamono tena a! aiza kosa e!!!! :roll:
14. Fiffi ( 06/10/2006 20:58)
resaka fandaniana andro zany !
15. melody ( 06/10/2006 21:23)
Fiffi: tsy resaka fandanina andro io ka fa tena misy mihintsy. Raha tsy diso za ya 4/5ans izay ilay Miss ny Tana namono tena. Fitiavana daholo, tsy navelany RAD hiaraka zareo 'hono' d izay no nataony, mampalahelo ange akia ny influence ny RAD indraindray e!:(
16. Fiffi ( 07/10/2006 06:58)
Aino:
hihihi de tsy haiko.
ny nandefa ny dinika aza tsy mahay ....


17. fens ( 07/10/2006 07:15)
mm! zao ve le tena fitiavana?:?:
18. papounette ( 07/10/2006 14:32)
Poésie zany Aino a!fomba hitenenana fa tena important be @le ol ny fitiavan'ny ol anakiray akia.
19. Aino ( 07/10/2006 20:47)
fa izaho mino dia mino fa mety hisy avita ihany ah!!
fa raha izaho aloha dia tsy mavita eh!!

Fiffi izany hoe efa nafatatra olona tahaka izany ihany aloha aho hoe, saingy efa ela be, nefa efa nisy ihany.
20. vale ( 07/10/2006 22:37)
misy mahavita an!!:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5626