tiako raha tahaka izany avy ny tsiray ray

21. Aino ( 09/10/2006 11:56)
nefa raha alaina sary anisaina anie tena tahaka ny mafy ilay olona tiana, ka very aina eh!!
22. melody ( 09/10/2006 13:37)
misy mahavita mihintsy io hoa fa tsy resaka fotsiny:(
23. Aino ( 09/10/2006 15:30)
melody ka raha atao eo @ njy aloha ny toherana de vita njy ve?
24. fiderana ( 10/10/2006 10:45)
Aino, hamelona olona no tanjona fa tsy ny hamono tena , izaho aloha tsy mba isan'izany hamono tena izany ê!. rehefa tia dia hetreo fa tsy hakamono tena izany, fomban'ny fiainana no misy fisarahana , na maty ilay tiana na misara-toerana , na misaraka tsotr'izao fotsiny,tsy vaha olana ny mamono tena , fa raha hatahorana ho izany "tano ny azo fa sarotra mila... aleho miafy eo fa izay alehany alehany" asa raha mety izany.
25. robot ( 11/10/2006 06:50)
tiko raha tahaka izany avy ny tsirairay
fa tsy azoko ny ny hevitry ny mpanoratra @nio!
tadidio fa zany mandatsaka aina zany no didy tena mavesatra eo @ isika zanak'olombelona
tena saropady mintsy io zvtr iray io
hanavotra ain'ol aza ve atao ka any indray no tanjona
sao mieritreritra fa ny ol manao ireny famonoantena ireny ka hahazo fiainana tsara any ankoatra any na ilay mamono ol koa ! :evil:
tsy misy toa ny mifampiresaka ihiany raha toa ka misy ny olana eo @ olondroa mpifankatia
fa tsy maintsy hahita solution fona ianareo roa eh
na mbola hitohy ny fiaraha na ajanona
fa raha ankoatr'izay no hiafarany efa zvtr hafa izay
26. Aino ( 11/10/2006 10:53)
fiderana ka izhao koa tsy avita hamono tena izany!! ny adidiko eto antany aza mbola tsy my sasaka ankory fa vao ny 10% no vita ko ande hamono tena ny @ izany sahady.
27. fiderana ( 11/10/2006 11:51)
Mba somary taitra zah raha ianao no ndeh hanao izany, maro mantsy ny teny na ny hevitra azo hapotsaka dia mody avily kely nefa ny tena no te- hanao izany.
Aino>> aza mbola manao izany an!, tsy hatahorana hamono tena izany moa i Aino ê!....8)
28. Aino ( 24/10/2006 14:03)
aleo aho hanao any ilay teniny rafilomene hoe hamontena aho ry tia,
ka eny @ sampakazo izay ambany indrindra no hisaotiana fa matahotra ny ho faty.
dia ny dikany hoe tsy vita indray izany na dia efa vonona aza, asa aloha asakasaky ilay olona ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.596