fa aiza daolo e !

1. chipie1 ( 04/10/2006 11:02)
mba nakaiza daolo lé namana mpi forum be teto taloha toa tsy hisy tazana e , ry pitchou , dizneff34 , mumu , mihanta , kinaoly , riffeur , poupounesana ; zakilinina :-D , nananie , voninkazokely sns ...
répondu par chipie1 le 19/10/2006 11:49
2. booboo ( 04/10/2006 11:36)
eny ho'aho ?
3. Samoana ( 04/10/2006 13:55)
Ikaretsaka, ramaso,...:D
4. Fiffi ( 04/10/2006 15:10)
mandalo , marozevo , veloo , jennifer2 , MTN , sns..
5. colar ( 04/10/2006 16:40)
ao daol ihany izy fa niova olom baovao re e,isika no tsy mahalala,mety nisy olona tsy tiny de niova anarana izy faato ihany izy ka,za mahalala fa za tsy hiteny,hahahahhhahhhhhaa,
6. chipie1 ( 04/10/2006 16:55)
sao de nikotiny i colar lé olona de tsisy hita :-D:-D:-D:-D
7. Fiffi ( 04/10/2006 19:37)
8. mihanta ( 04/10/2006 22:03)
chipie eo ihany fa hafa ny feeling taloha koa
9. fijo ( 05/10/2006 08:44)
hay ve ato ihany i mihanta e.tsy heno intsony.
ny sasany ato ihany fa resaka manokana sisa.
10. ninih ( 05/10/2006 08:47)
fa ina kay izany feeling taloha izany? ngaha tsy azo averina intsony izany?
11. mihanta ( 05/10/2006 08:55)
fijo:D arahabaina tratry ny taona an,hitako ianao io an.
chipie1 itady an'i poupounesana klou za an.

12. dizneff34 ( 05/10/2006 09:07)
raha misy hafatra ho an'i mumu de aty alefa lol
13. Aino ( 05/10/2006 15:39)
dizneff34 dia midika izany fa naletikao any mumu!!
14. raygasy ( 05/10/2006 16:35)
zay moa tsy tao anaty listra fa aleo hamaly ihany e!
15. Fiffi ( 05/10/2006 17:37)
dizneff34: tongasoa indray ndry an! :):-*:-*:-*
16. chipie1 ( 05/10/2006 19:04)
dizneff34 > izy no tiako hamaly eto :°)
17. Fiffi ( 05/10/2006 20:03)
18. ninih ( 06/10/2006 13:00)
ngaha moa izany ze tafiditra ao anaty lisitra no tokony hamaly izany e! :oops:
19. booboo ( 06/10/2006 15:56)
dé i Jhoulambout sy Ramoul(tsy mon coeur chéri:-D) kounkou tsy hita popoka tsony koa
20. Fiffi ( 06/10/2006 20:51)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0396