fa aiza daolo e !
22. Fiffi
(
07/10/2006 09:00)
satria ve efa tsy hita intsony de lasa tsy c...intsony ry booboo ? :-D:-D:-D
24. poupounesana
(
07/10/2006 09:51)
ty za o! arosoy@zay ny kafe sy ny dite ary ny mofo ramanonaka ary ny mofogasy chipie ah!
26. chipie1
(
08/10/2006 16:15)
tonga soa poupounesana sy i mihanta sy i dizneff34...
poupounesana > miresaka aloha vao mikaly e !:-D
poupounesana > miresaka aloha vao mikaly e !:-D
28. ftma
(
09/10/2006 16:33)
booboo: raha fantatro hoe nitady an'i Ramoul njy de nantsoiko izy t@ isika tany Melun, tao anaty salle tao izy
30. poupounesana
(
15/10/2006 08:53)
chipie : azfady ary eh. ka resak'inn ary no anomboantsika azy e?javascript:emoticon(':-D')
32. ninih
(
16/10/2006 15:40)
izay indray fa tsy arako ilay resaka eto! nefa za ko mba te handray anjara mintsy
33. Fiffi
(
16/10/2006 17:59)
ninih: zany hoe toa nisy namana navitrika teto taloha de tsy hita intsony ?
35. mimich
(
18/10/2006 13:27)
mihanta:
chipie eo ihany fa hafa ny feeling taloha koa
za ko aky tena mahita an'io we tsy mitovy io ny feeling ahh!!
fa samy manana ny hanitra ho azy na izany aza.
fa misy koa ny efa manambady de tsy avelan'ny vadiny miresaka eto tsony oh, sns
36. booboo
(
18/10/2006 13:33)
fa misy koa ny efa manambady de tsy avelan'ny vadiny miresaka eto tsony oh
tsara hombohina zany :°)
37. chipie1
(
19/10/2006 11:49)
mihanta > hihihi eto tsika ny hi soirée ka
poupounesana > resaka serasera ka , (ndry toa nahay nanao poesie be zay , tadidinjy ve ) hihihi
booboo , mimich> ié tena tsy lasa mintsy zany ,
fiffi , ninih > tokony entanina mintsy
poupounesana > resaka serasera ka , (ndry toa nahay nanao poesie be zay , tadidinjy ve ) hihihi
booboo , mimich> ié tena tsy lasa mintsy zany ,
fiffi , ninih > tokony entanina mintsy
