Mahaleo
1. madazikart
(
03/10/2006 00:31)
Manao ahoana daholo!
Misy sary nalaina t@ fampisehoana nataon'ny tarika Mahaleo t@ asabotsy 30 septambra tetsy Corbeil eto ka dia mazotoa mijery!
http://batoto.free.fr
Misy sary nalaina t@ fampisehoana nataon'ny tarika Mahaleo t@ asabotsy 30 septambra tetsy Corbeil eto ka dia mazotoa mijery!
http://batoto.free.fr
répondu par cutie le 29/10/2006 23:46
2. patrick2002
(
03/10/2006 01:53)
masaka eh! dia efa miandry any mahaleo eto MONTREAL ny 14 octobre indray izahay aty CANADA=D=D=D
3. ninih
(
03/10/2006 07:20)
aza adino ary ny mandrfa ny sary aminay e! izahay indray no mijery sary avy any izany :wink:
6. cutie
(
03/10/2006 22:09)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 03-10-2006 03:53:10
Lohateny : Re : Mahaleo
masaka eh! dia efa miandry any mahaleo eto MONTREAL ny 14 octobre indray izahay aty CANADA
ny anay @sabotsy:lol::lol::lol::lol:
7. Zina
(
04/10/2006 00:12)
Mpandefa : belaza [ Valio ] 03-10-2006 20:36:45
Lohateny : Re : Mahaleo
marina izany ry zalahy a nilay ny mahaleo fa be loatra ny toaka e
fa angaha wa ry zalahy tsy afaka mihira raha tsisy taoka e?
Tany majunga hono tena tsy nilay mihitsy satria nisotro toako fotsiny ry zalahy..
Dia lazao ry reto ny pikarakara ny anareo any canada izany mba tsy dia hisitro toaka lotra ry zalahy a...
sy izay rehetra andehanan-dry zareo tsssssss
8. patrick2002
(
04/10/2006 01:36)
zahay na misotro izy na tsy hisotro, zahay aloha efa mitady blouson be paosy hanasitriana johny walker kou :-D:-D:-D ,f'angaha aty lty azo hisotroana toaka izany rehefa tonga eto ,Montreal ry lionel Richie ,sy ry Mariah carey ah! artiste gasy ihany vao afaka mirevy pie ialahy, Dia mba mahatsiaro ny revy ao @ stade de cheminot letsy ah!:-$ rehefa tsy ampy dose avy eo dia eny @ ranomaimbo ny behoririka indray!miaraka @ masikita sy tapany bota :lol::lol: ary ny soavaly telo.
Izay indray rehefa tsy hirevy hiaraka aminay ra Bekoto amin'io dia :evil::evil: izahay mihintsy no hampisotro azy.
Ho tonga aty ve ndry ry cutie ah! fa tonga dia hividy baileys andry ah! sa halaiko any New-York toi :wink:

9. cutie
(
04/10/2006 13:40)
patrick saika hi camp any montreal mitsy za fa mifanindrona @concert hafa le 14 oct koa
de aleo any NY ihany :lol::lol::lol:
de aleo any NY ihany :lol::lol::lol:
13. fijo
(
05/10/2006 09:33)
aza rarana ny mpihira raha tia dite e.
ra patrick2002 an,aza mampahatsiahy ny tsara vita rehetra letsy e.
mandrindra an,ary isika ato izany raha tafaraka mety hisy dite hafana mihintsy an.
ra patrick2002 an,aza mampahatsiahy ny tsara vita rehetra letsy e.
mandrindra an,ary isika ato izany raha tafaraka mety hisy dite hafana mihintsy an.