Mahaleo

21. fijo ( 05/10/2006 20:28)
cutie an,ka hiaraka mainay sa ahoana fa hafana an
22. cutie ( 05/10/2006 20:38)
ho aiza io ry fijo ?:roll::roll::roll:
23. Fiffi ( 05/10/2006 21:08)
avia omeko dité mafana be ary ! :)
24. cutie ( 05/10/2006 21:10)
sady efa maina ny tendako :-D:-D:-D:-D
25. mandrindra ( 06/10/2006 13:03)
cutie, fa nosamborinao taiza ilay dite?:wink::-D:-D
26. cutie ( 06/10/2006 13:38)
mandrindra, mbola tsy nahazo za koa:-D:-D:-D
27. Fiffi ( 06/10/2006 20:46)
ny ahy aloha tena nafana be le dité t@ io concert io an! :wink::-D:-D:-D:-D:-D
28. fijo ( 06/10/2006 21:41)
cutie an,hiaraka hisotro dite aminay ka
29. Fiffi ( 07/10/2006 08:56)
sao de lasa avy eo ! :-D:-D:-D
30. ninih ( 09/10/2006 13:18)
mahita atao mintsy i fiffi an! :-D :-D
31. cutie ( 10/10/2006 02:53)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 06-10-2006 23:41:00
Lohateny : Re : Mahaleo
cutie an,hiaraka hisotro dite aminay ka

ndao e :lol::lol::lol::lol::lol::lol:
32. ninih ( 10/10/2006 14:06)
sao de lasa fisotrona dité le mahaleo de tsy hita hatr@ ny tononkira fa nifamadika e! manjary manivaka be le feo anie e! fa raha misy dité izany aloha toa hafakely kosa e!
33. cutie ( 10/10/2006 14:14)
:-D:-D:-D:-D
34. Fiffi ( 10/10/2006 19:01)
:-D
35. fijo ( 10/10/2006 22:22)
ary fiffi tany amin'ny mahaleo mody tsy nahita ahy an
36. ninih ( 11/10/2006 15:24)
aleo refa tsy zatra de misotro dite marina fa le alikaola efa hita fa manimba e! sady tsy maninona izany anie na de tsy misotro azy eeeeeeeee!
37. Fiffi ( 12/10/2006 07:23)
fijo:
ary fiffi tany amin'ny mahaleo mody tsy nahita ahy an
ka naninona aza raha nahita ahy ndry no tsy nanantona ahy kosa ? :roll:


38. Fiffi ( 12/10/2006 07:24)
fijo: sa nafana be le dité de tsy nahatsikaritra zah hoe tany ndry ? :wink::-D:-D:-D:-D:-D:-D
39. ninih ( 12/10/2006 13:50)
sao de main'ilay dite fijo?
40. Fiffi ( 12/10/2006 16:55)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078