Mahaleo
46. Zina
(
20/10/2006 03:23)
ary ahona ny tany Canada tsy mba manao commentaire eto momban'ny mahaleo eeeeeeeee????
47. Fiffi
(
20/10/2006 05:37)
mandrindra: tsy mahagaga io kah! :wink::-D:-D
na ny tany USA aza tsy nisy nanao komentéra akory shhh!
na ny tany USA aza tsy nisy nanao komentéra akory shhh!
52. Fiffi
(
23/10/2006 18:27)
wadrayyyy !! efa nisy dinika nalefan'i patrick2002 ato momba an'io ange eh ! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m453aea430e89d
53. ninih
(
25/10/2006 15:49)
tsy mbola nahenona marina aloha fa ratsy ilay mahaleo e! sady tena be mpankafy foana na de efa mpanakanto ela aza.
