reveillon rome 2006
1. colar
(
26/09/2006 21:35)
misy fety milay b eto roma refa faran taona, entanina ho tonga zay maniry ho avy,betsaka ny fanampina azo atao,maro ko ny akama eto,efa hita ny lesoka, hiezaka hanao revy milay tsara,atao zay tsy hialana sosy b lotra,azo antoka fa anasana tongotra ny revy,ny vazo, ny bal, ny frais fotsiny no homany dieny zao fa ny revy ......,mino fotsiny ihany ozy colar fa hilomano daol, ho avy miandalana eo ny tohiny e
répondu par colar le 19/10/2006 20:58
3. fijo
(
26/09/2006 21:54)
revy be miparitaka ity kle.nice,rome.hummmmm tena hisy rhum marina izy izany an
7. colar
(
27/09/2006 17:03)
colar alo mpirevy seul an,tsy afaka ho any nice zany klo za, fa miantso zay afaka mankaty nefa za we mba misy revy milay ko aty zay afaka,de misafidy ny ol e,ny aty alo tsy we an namana ihany fa an gasy retra aty andafy,raisina antanandroa zay afaka,tsy maintsy ampina ny avy lavitra,mbola mandinika ny azo hanampina alo zao,fa ny sur defa volaza teo
8. diamondra27
(
27/09/2006 19:19)
colar colar ataovy mazava ny plan-nao fa tsy ho avy any ve ze tsy tonga any Nice e!
ftma: humm misy mpiambina ny tanàna zany koa!
ftma: humm misy mpiambina ny tanàna zany koa!
9. colar
(
27/09/2006 20:39)
missy ny namana eto ho any nice ,fa misy ko ny tsy afaka fa manao fety eto,misy ny tsy mpkambana ato nefa mponina eto,miara manao fety eto zay,da anasana ny hafa zay afaka e, samy mitondr kaly ny nahazatra anay teto atrizay,
10. fijo
(
27/09/2006 21:24)
avelao marina hisafidy fa revy daholo io e.defa tsiahivo letsy aho ry colar rehefa misotro le dite elahy isany an.
11. colar
(
28/09/2006 03:13)
hilomanosana wa ny dite am io,hahahhahah,ny vazo, ny bal,ny sipa,ny tsaky no tsy haiko an
12. colar
(
28/09/2006 18:52)
ho an zay mieritreritra we mikorontana ny serasera d zao no izy,mifankatia daol ny ato fa tsy zany,tsy we ra misy fety 2na3na4 de we miparitaka,vo maika aza tsara fa afaka misafidy zay tiny aleha ny ankizy,za zao eto a,afaka miaraka amiko mamonjy fety zay te ho aty ko
14. colar
(
30/09/2006 12:37)
any dago misy revy kidaona b zay ho avy hono
eto italie misy revy kidaona maraina ko
any france misy revy b d b ko
fa za alo to eto ihany e,ra tsy we anga
eto italie misy revy kidaona maraina ko
any france misy revy b d b ko
fa za alo to eto ihany e,ra tsy we anga
16. colar
(
05/10/2006 18:27)
ny dite sy ny grapa alo defa koziko fa hilomanosana e
ny sipa manginy fotsiny,
ny sipa manginy fotsiny,
18. colar
(
07/10/2006 10:18)
ka eto alo tsy maintsy hisy revy e,fa tsy hay alo e aona ny pro,fa ny azo antoka efa reo volaza reo,miantso kil klo zao e,hahahhahahha
19. kelly13
(
09/10/2006 19:24)
colar>d raha misy sipa d maninn? sa hisotro jus de courage bdb (grapa, martini etc...) d hahazaka sipa bdb hihihi!!! ary nande t@ reveillon 2003 tany turin v enao?
asio kely resaka hoe zany reveillon any nice zany ze mikarakara an'izany fa any zao no mba akaiky anay!
asio kely resaka hoe zany reveillon any nice zany ze mikarakara an'izany fa any zao no mba akaiky anay!
20. rastafarai
(
09/10/2006 20:41)
Marina kosa nen'lery fa samy mba manao ze mampalaza ny reveillon-any eo fa d izahay eto koa d sahy mampanantena fa afaka hampirevy an'ze namana rehetra te hitsidika sy hanao ny fetin'ny faran'taona eto Roma fa d efa i colar ny contact ra te ho avy fa lery no mahalala ny namana eto tanana eto! Okay e!!