kay mo we atao matotra izy ty, zao an ny aty alo tsy we fiarahan namana serasera fotsiny fa fiarahan gasy retra zay eto italie,misy ny avy lavitra,ohatra we tam faran taona nisy daba 9 avy any ancona,nisy ny avy am toerankafa, ny pro matotra de we zay ho avy d afaka manoratra aty amiko ilazana ny pro retra sy hanomanana zay anampina de misaotra tsika iaby ary e