reveillon rome 2006
26. kelly13
(
13/10/2006 07:27)
fijo>lolll ny 01/01 no tokony hiaraka @ fianakams fa ny 31/12 avec les namana, ms azonao entina any nice na rome kou nge ny fianakam's anao e, plus on est des fous ... je vs laisse continuer!!! :)
27. mbaliana
(
13/10/2006 09:32)
aiza kosa anga tsy miasa aminareo le hoe les amis de mes amis sont mes amis e...havana ange tsara raha lasa namana e.. zay aloha no mba hevitro :):)
29. Bakobako2
(
13/10/2006 21:14)
Be resaka be enao colar an, ataovy matotra fa tamy any zay e! mitovy iany ny voyage na roma na nice .
30. colar
(
14/10/2006 10:04)
tsy b resaka mintsy fa zao an ,naizanaiza ale refa faran taona de tsy maintsy misy fety zay, eto roma tsy maintsy misy fety ko zany, ny toky azo omena de we afaka mapirevy ,afaka manampy am zay we inn no ilain zay ho avy,tsy hanala baraka tena eto akory we b resaka nefa tsy nanao ninn akory,hahahahha
35. colar
(
17/10/2006 04:55)
fijo sy mbalina sy ny alika b sy ny sakakely zany no manao fety b an,otran hilay ny hijery an zany an