Fomba firaisan'ny lahy sy ny vavy

1. Kamoufle ( 22/09/2006 10:17)
Fanitarankevitra,mandraisa anjara daholo na lahy na vavy
répondu par ronaldo09 le 12/10/2006 08:36
2. diamondra27 ( 22/09/2006 11:43)
fomba inona no tianao fantatra?

Tsy tsara raha miray de mi-kamoufle aloha e! lol:lol::-D:-D
3. popounah ( 22/09/2006 12:00)
Betsaka no azo atao e fa ny tsara angamba de ny mihaona de hita eo ny tena marina. Misy manazava ery aloa de mihaino ny miady hevitra ny ety ampitoerana :P
4. Kamoufle ( 22/09/2006 12:32)
Ny firaisana ara-nofo anie misy fombafomba hajaina ihany , ny alika mifankahita aza mifanoroka fitaovampananahana, ny akoholahy be parade , ka ny olona indray ve ,ka izao no izy ,za moa mpandalina ihany , hahatsara ny fomba rehetra , ka hono ho aho ry vehivavy , inona no mba tena tianareo , ary ahoana , ary inona no tsy mety , ary ahoana no entina manantotosa , ary ireny lehilahy be vahana ohatra anay ireny (gaté par la nature ) ,tantinareo tsara ve , ny tovovavy malagasy mantsy somary kely haizana izay ihany ,ka sao sendra ny entana tsy omby salaka avy eo....vao mitady an'i mama!!!:*
5. comany ( 22/09/2006 13:09)
tsy misy tsara ohatry ny samy mahazo fahafaha-mpo ry reto a! ny tonga miaraka no fahombiazana. somary sarotra anefa no atongavana @zany satria ra maka forme fonction log ny fivoaran'ny fafinaretan-dravehivavy8O, dia ny an-dralehilahy kosa dia fivoarana exponnentielle:lol:. ka mba atongavana @ fahombiazana dia mila an'lay fombafomba fifampikasakasohana ara-batana maha-tanika tsara reny, zay vao miroso @ fitrobarana mba hatrarana ilay optimum (miaraka tonga). ankapobehiny ihany anefa izany satria miankina @ toe-batan'ny tsirairay ihany izy io, fa raha ao anatin'io sokajy ankapobehiny io ianao dia tsara raha mianatra mifampizara fafinaretana foana ianao sy ny olona manao firaisana aminao.:*
6. soasoafy ( 22/09/2006 13:20)
mba ratsy ko le fomba fitenin'icomany hoe :"trobarana" mba ovay fa tsy maontina
7. fiderana ( 22/09/2006 13:34)
Fantsy milay ilay izy , fa raha ny hevitro aloha dia any amin'ny toerana milamina sy azahoana nanao izany firaisana izany no manao azy, dia any no mifampiseho talenta, fa tsy sahiko lazaina eto ny progany ê!, aleo ho misitery nay sy izy izany na dia hoe lhl ary aho sao hozy sipa hoe sadika koa 'ty.
8. comany ( 22/09/2006 13:45)
fitrobahana = pénetration (dikan-teny mazava io ary teny malagasy madio)
ex: pénétration du marché: fitrobahana ny tsena
9. diamondra27 ( 22/09/2006 13:59)
kamoufle:dia ny paon koa rehefa ohatrohatran'izay dia adorobony le volony iny, tsara tarehy , na de za aza tara mihitsy @ hatsarantarehin'ilay izy midoroboka iny.
10. soanja ( 22/09/2006 14:55)
Kamoufle:

Fanitarankevitra,mandraisa anjara daholo na lahy na vavy


Ary ny hoe mandraisa anjara daholo ny rehetra tsy ankanavaka. Mety ve?


11. mandrindra ( 22/09/2006 14:55)
tsy ratsy ilay fitrobahana ka
12. Kamoufle ( 22/09/2006 15:47)
Hono ho aho ry komany; rehefa pénétrer tsara ilay marché,pure et parfaite ve ny concurrence ny spérmatozoïde avy eo , sa monopolé n'i zoky be ny... ny espace de jeu , ka hanao yoyo fotsiny ny bourse de valeur ,ho tonga eny amin'ny cap dia hitontona eny amin'ny floor..
13. dadasy ( 22/09/2006 20:17)
Mora fantatra foana ny sujet sokafan'i Kamoufle.
14. diamondra27 ( 22/09/2006 21:09)
pandefa : diamondra27 [ Valio ] 22-09-2006 15:59:30
Lohateny : Re : Fomba firaisan'ny lahy sy ny vavy
kamoufle:dia ny paon koa rehefa ohatrohatran'izay dia adorobony le volony iny, tsara tarehy , na de za aza tara mihitsy @ hatsarantarehin'ilay izy midoroboka iny.


tara tiako lazaina eto dia mankasitraka =" mi-admirer" sao misy mamadi-dresaka eo an!
15. fiderana ( 23/09/2006 07:33)
naika gaga tsara zaho diam:o:D
16. diamondra27 ( 23/09/2006 08:52)
fiderana: zay le efa nahiako:-D:-D:-D:-P
17. joseal ( 23/09/2006 20:51)
fangah manahirana be zany e? ataoko toa mandeoazy refa mifankaty sy mifampila le olona 2! io anie tsy asa na fifaninanana ka ilaina hianarana be sy hanaovana fanazarantena e! :lol::lol::lol:
18. xxx ( 24/09/2006 08:32)
:D:D:D
19. ari.malala ( 25/09/2006 14:15)
f'angaha ilàna fanazaran-tena kozany?
20. HESHA ( 27/09/2006 14:01)
ari i kamoufle midoka tena ho be fitaovana an, :lol::lol::lol:
aza itako ka ni mifanohitra, ra nanana ni ampi si ni tsara ve hila vann am vahoaka hoatran ti ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2911