Fomba firaisan'ny lahy sy ny vavy

21. tywa68 ( 30/09/2006 17:42)
hita hoa ry Hesha ! :-D=))=))=))
22. ninih ( 03/10/2006 12:31)
fa ny nahagaga ahy de ngaha moa ny firaisan' ny lahy sy ny vavy de tsy maintsy firaisana ara-nofo foana e! ngaha tsy misy ireny hoe firaisan-tsaina ohatra? :D
23. kala ( 03/10/2006 13:02)
andrekaky ô! f'angaha moa tsy mba mijanona ho tsimbaratelon'ny mpifankatia ny tohin'ny tantara rehefa miaraka ny olon-droa. :oops::oops::oops:

Amiko manokana aloha dia tsy fitiavana velively ny hoe fiarahana ara-nofo fotsiny.
Matoa miaraka dia voalohany indrindra misy fitiavana ao.
Kolokoloina ilay fitiavana ka! na ny firesakao amin'ny olon-tianao, na ny fihetsika asehonao dia tokony hampiseho foana "endrika fitiavan". Tsy amboamboarina akory fa atao naturel tsara.

Mandeha hoazy ange ny "miasa miaraka" eto ê!
Zany hoe, ny teny mamy isan'andro, ny fihetsika mahate-hotia, ny oroka, ny safosafo sy ny sisa dia ampy hampirahana ny "tadin-dokanga" avy hatrany.

Ny biby aza mahay mampiseho fitiavana kou vao mainka isika olombelona. :-*:-*:-*

Io ndray tsy misy refy sy hangeza mila dinihina be rey olona â! ngaha koa moa ilaina olona sadika izany tia izany?:roll::roll:

Asa aloha hoan'ny lhl ê! fa raha vhv indray "tout doucement":twisted:
24. vakiniadiana ( 05/10/2006 12:18)
Tsy ratsy ilay ady hevitra :D

Ny fiarahan'ny lahy sy ny vavy dia tsy vitan'ny fifankatiavana ihany fotsiny fa tsy maintsy tafiditra ao ny ara-nofo
Ka noho izany dia ilaina dia ilaina tokoa ny hahatomombana sy ahazoana fahafam-po iraisana eo @ lafin'ny firaisana ara-nofo
25. papounette ( 10/10/2006 16:32)
soasoafy:

mba ratsy ko le fomba fitenin'icomany hoe :"trobarana" mba ovay fa tsy maontina

Trobarana!!!=))=))=))=))=))=))
26. lemenakely ( 10/10/2006 16:39)
Io izany minkina @ ilay lehilahy indrindra indrindra koa raha ohatra ka mbola vierge koa ilay sipa dia anjarany ny mifidy ny méche @ chignole hoe pointe inona no ilaian mbà hanatrobarana ! :-D
27. ronaldo09 ( 12/10/2006 08:36)
Ka le fandraisana anjara mihitsy no tsy mazava fa zay ko mba te hanjara sa dia azo atao ny mndray anjara fahatany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1203