TOKONY NY VEHIVAVY NO MITORY FITIAVANA FA MARO.............

1. jimtex ( 20/09/2006 12:43)
...Maninona moa ra mba ny vehivavy no mitory fitiavana sady ry zareo no maro an'isa matahotra ho lany zara !
répondu par bebegeante le 21/10/2006 07:33
2. Rovampitia ( 20/09/2006 12:56)
Sûr e, zay mahay rano ihany no maty an-drano. Tsy aleo ve rehefa sarokenatra ianareo lehilahy tonga de angatahin'ny sipa mihintsy koa e!de vodin'omby njay fa tsy vody ondry ntsony!
3. dolby ( 20/09/2006 13:32)
jimtex:

...Maninona moa ra mba ny vehivavy no mitory fitiavana sady ry zareo no maro an'isa matahotra ho lany zara !


Dia ny lhl indray ve no omena voninkazo ? tsy komika be ve zany :-) :-)

Zany eo ihany fa efa betsaka ny vhv no mikoty lhl koa fa mbola tsy direkta be fa omeny ny 'ze de maso' sy ny fihetsika miangotingoty .......



4. fiderana ( 20/09/2006 13:41)
Mitory fitiavana voalohany anie izany Rovampitia ê!
ilay manao 1 er pas fotsiny, sa tsy izany no tianao holazaina jimtex, fa tsy ilay hoe tolorana vody hena hoantran'ny osy na ondry na omby.....hihihihi.......!
:P:P:P:P:)
5. Aino ( 20/09/2006 13:52)
raha izaho aloha dia mitory aho ko!! tsy miandry izany fa zeray tonga aloha fotsony ny manambara azy
6. cutie ( 20/09/2006 14:04)
za mbola :-D:-D:-D:-D
7. pissoa ( 20/09/2006 14:05)
jimtex:
...Maninona moa ra mba ny vehivavy no mitory fitiavana sady ry zareo no maro an'isa matahotra ho lany zara !

Dain - halako be le oe matahotra ho lany zara :-D:-D:-D

Refa tsy hikoty nareo dia lasan'ny sasany njay zahay koa ... de ze iray manjoretsa eo eeee :roll::-D:-D:-D
8. reality ( 20/09/2006 14:13)
Arakaraka ny lehilahy azo hitoriana fitiavana ihany io ka! Fa sarotra ihany izany raha tena tianao ilay olona ohatra fotsiny inty sombntsombiny ity:
"Foko midoboka amin-tahotra rehefa injay mahita anao,
"Ity famindrako miahotra, tsy sahy manantona anao,
"Ny alaheloko anaty, rehefa diso fanantenàna,
"Nofinofy tsy hay raràna fa miara-miaina izaho sy ianao,
"Ny faniriako sesilany, mananten'hofihininao,
… Midika fa hoe tiako ianao!"
Jimtex a! ahoana kosa ny hevitrao? raha ohatr'izay ny fomba fitempon'ny fon'ny sipa @ ankapobeny!
9. mamzelkely ( 20/09/2006 14:23)
de avelao zany tsisy mpisipa eto ra ts hiôty n lhl ko :-D:-D
10. kala ( 20/09/2006 14:23)
jimtex > efa miaina amin'izany zao ka! hiandry lhl saro-kenatra tsy sahy mikôty eo ve? sady reny lhl saro-kenatra reny refa itoriana fitiavana ange ka avy dia mijabajaba sy mipenipenina toy ny mpianatra ny EPP very penina ê!:-D
11. cutie ( 20/09/2006 14:34)
:-D:-D:-D:-D:-D
12. pissoa ( 20/09/2006 14:44)
kala:
jimtex > efa miaina amin'izany zao ka! hiandry lhl saro-kenatra tsy sahy mikôty eo ve? sady reny lhl saro-kenatra reny refa itoriana fitiavana ange ka avy dia mijabajaba sy mipenipenina toy ny mpianatra ny EPP very penina ê!

=))=))=))

Tokony ny vehivavy zany no mikoty fa ny lehilahy mety tsy mahazaka fa ny vehivavy tonga dia mana-poinsa :roll::-D:-D:-D
13. booboo ( 20/09/2006 14:47)
:-D:-D:-D:-D ahitana fomba fiteny drolissime mitsy ato :-D:-D:-D
14. cutie ( 20/09/2006 15:14)
:-D:-D:-D:-D
15. lapino ( 20/09/2006 15:22)
jimtex:
...Maninona moa ra mba ny vehivavy no mitory fitiavana sady ry zareo no maro an'isa matahotra ho lany zara !
pissoa:
Tokony ny vehivavy zany no mikoty fa ny lehilahy mety tsy mahazaka fa ny vehivavy tonga dia mana-poinsa :roll::-D:-D:-D
Ary maninona koa moa raha ny vorona indray no manatona ny balam-pilesy e? Sa mba trondro indray no anjonoana kankana? :-D:-D
Raha ny vorona manko no mandeha mitsatoka amin'ny flesy, izay no tonga dia mana-poinsssa be mihitsy :wink:
16. ninih ( 20/09/2006 15:33)
:-D :-D :-D :-D aleoko marina lany zara raha za no endrasana hikôty kah! fa ra hatr@ voalohany efa nasaina nikôty ny vhv de notohizako ihany
17. cutie ( 20/09/2006 15:37)
ninih:-D:-D:-D:-D
18. zoklbfkfk ( 20/09/2006 15:42)
tena hoatrany tsy mety ihany le vehivavy mikôty rehefa tena dinihina. Aiza koa ny kofehy indray zany no handeha alohan'ny fanjaitra rehefa hanjaitra. Sao dia vao mainka mandrovitra izany?:roll::roll:

vehivavy mikôty lehilahy zany ve tsy avy dia lay mandramby be reny. Aoka ihany! Aleo zah ihany no mikôty
19. cutie ( 20/09/2006 15:43)
eny wa :-D:-D:-D:-D
20. miangalyandria ( 20/09/2006 15:45)
aho aloha tsy miandry izany fa rehefa tiako dia manantona aho dia ataoko izay ahitana ny tongony, izay aho vao miteny :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.033