TOKONY NY VEHIVAVY NO MITORY FITIAVANA FA MARO.............

41. mbaliana ( 05/10/2006 10:54)
mifampikoty a 50% ny amkabeazany fa ny lhl no miteny voalohany matetika... ndraindray aza lasa miaraka fotsiny amin'zao mifanerasera e...
42. bebegeante ( 21/10/2006 07:33)
ny ahy mou izany d lé nanipy lé resaka ihany no novakiako d tsy dac mits hoe matahotra ho lany zara, za alou vehivavy no miteny izany é!
tena ts manaiky za!
d lé oe vehivavy mitory fitiavana, ny mahatonga io indray d amiko manokana, tsy te ho lany fotoana miandry anao tsy hanao azy eo izy d mba mitsapa ankolaka alou oe tia azy v lé bandy!! fa raha ny norme d ny lehilahy anie no lohany é! tokony hitarika!
sao d refa miaraka vao oe: injy te hikaoty anà eo, nefa tsy fantany lé bandy fa izy no oainina @zany oe lé sipa v no naka azy! ono an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1069