TOKONY NY VEHIVAVY NO MITORY FITIAVANA FA MARO.............
21. lapino
(
20/09/2006 15:47)
miangalyandria:Hijerena pointure ve? :-D:-D:-D
aho aloha tsy miandry izany fa rehefa tiako dia manantona aho dia ataoko izay ahitana ny tongony, izay aho vao miteny :-D:-D:-D
23. miangalyandria
(
20/09/2006 15:54)
aaa tsy pointure, tsy kiraro koa fa ny bikan'ny tongony fa fa fa :-D:-D:-D izaho fetichiste hihihi :-D:-D:-D dia raha milay ny tongotra dia vao maika aho mihazakazaka be :-D:-D:-D
24. dailynews
(
20/09/2006 16:46)
izaho taloha efa nitory fitiavana t@ bandy fa nanenenako mandrakizay ilay izy..izy angaha taitra akory.....za angamba no tsy nahay, menatra be fotsiny aho nony avy eo tsy te hifanena taminy intsony:*:*
25. pissoa
(
20/09/2006 16:46)
lapino:Eo dia mitady ho faly eo nefa mananihahy amin'ilay tenin'i kala fotsiny zah :wink:
Ary maninona koa moa raha ny vorona indray no manatona ny balam-pilesy e? Sa mba trondro indray no anjonoana kankana?
Raha ny vorona manko no mandeha mitsatoka amin'ny flesy, izay no tonga dia mana-poinsssa be mihitsy
Zah efa niteny oe
Refa tsy hikoty nareo dia lasan'ny sasany njay zahay koa ... de ze iray manjoretsa eo eeee:roll::-D:-D:-D
27. Manalina07
(
20/09/2006 19:45)
Tsy mampaninona aloha ilay izy ra toa ka MANAIKY ilay lehilahy kotinareo vehivahy, zao anefa no mety ho vokany ra manaiky izy:
Mety hanararaotra anao izy ka hanao izay tiany (mampirafy....), hizesta @namany sy hanala barak ano oe enao no nikoty azy indrindra oe tsy matotra ilay vehivavy, sy ny sisa , fa amiko manokana aloha de tiko ihany ny vehivavy tiko no mikoty ahy é, hajaiko tsra izy sy ny sisa, fa ra oh akah tsy tiko moa zany te tsy hanararaotra azy aho, matetika koa manko ianareo vehivavy tsy fantatra mintsy oe tara @nay lehilahy ohatra kanefa izahay tsy manampo fa efa nanary toky ohatra oe io sipa io ve de tia ahy na ny sahala @zany, tinareo manko ilay fihetsika sy fomba mampifilafila kely nefa nareo tia ihany , ka rehefa mba tia re de mba porofoy ihany ndray2 mba tsy hahavery hevitra anay lehilahy ok, de mazotoa daholo é

30. pissoa
(
21/09/2006 07:07)
zany an ... :lol:
tsy ratsy fa tsy mahazaka fotsiny indraindray :roll::-D:-D:-D
tsy ratsy fa tsy mahazaka fotsiny indraindray :roll::-D:-D:-D
31. jentilisa
(
21/09/2006 07:32)
ilay mitory fitiavanaaloha tena tsy izy mihitsy e! fa ny atao fotsiny angaha dia maneho fitiavana ankolaka na manaitra an'ileiry e! azy ho azy rehefa tsy hiditra izy avy eo!
33. fens
(
21/09/2006 12:21)
jimtex:
...Maninona moa ra mba ny vehivavy no mitory fitiavana
m less ny anla fa ra otranay zao de miandry le fiovan'ity tany ity e!
34. rasoul
(
21/09/2006 13:00)
...Maninona moa ra mba ny vehivavy no mitory fitiavana sady ry zareo no maro an'isa matahotra ho lany zara !
otran'ny mety amiko zany kle! de mba za ndray no mamilafila =))=))
otran'ny mety amiko zany kle! de mba za ndray no mamilafila =))=))
35. Kamoufle
(
21/09/2006 13:29)
Tena marina ilay izy aloha , fa mila mizatra ee, tadidiko ihany , raha nisy niteny tamiko hoe" tu sais tu me plais bien" ,dia nihomehy fotsiny aho , sady namaly , hoe "ah bon.".aty aorina aho vao nahazo taminy mais t'es pas charnel comme mec, .. nga tsy loza , lasa nanidina ny vorona vao taitra ny mpihaza...hay ve eee.. tena voadona i dadatoa..
ka tsy zatra ko , attaque faciale directe be ko.
ka tsy zatra ko , attaque faciale directe be ko.
38. jimtex
(
22/09/2006 12:04)
ka izany mintsy anie no tsara de enao no mifidy hoe boubounezy sa fasaly sa cutie de mba bonne e!de mba miresaka nu samy lehilahy hoe iny nikoty anah fa tsy goako de mampalahelo nefa izy mifonse be.Fa le toe-tsaina hoe kofehy alohan'ny fanjaitra mintsy no tokony elana.Mitovy ny lela sy vevavy donc samy tsy mahamenatra ny mamboraka ho an'izay tia.
39. metisy
(
02/10/2006 09:26)
tena tiako be zany hoe sipa no mikoty ahy zany indrindra fa hoe tena ilay sipa nofinofisiko ireny ilay izy