mariage...

1. mamzelkely ( 18/09/2006 09:11)
ho antsika zay liana rht de ireto avy ny anaran mariage isaky ny mitsingerina (ts haiko ny manazava azy :-D)

le chiffre midika ny taona nivadina:

1 Coton
2 Cuir
3 Froment
4 Cire
5 Bois
6 Cypre
7 Laine
8 Coquelicot
9 Faïence
10 Etain
11 Corail
12 Soie
13 Muguet
14 Plomb
15 Cristal
16 Saphir
17 Rose
18 Turquoise
19 Cretonne
20 Porcelaine

21 Opale
22 Bronze
23 Béryl
24 Satin
25 Argent
26 Jade
27 Acajou
28 Nickel
29 Velours
30 Perle

31 Basane
32 Cuivre
33 Porphyre
34 Ambre
35 Rubis
36 Mousseline
37 Papier
38 Mercure
39 Crêpe
40 Emeraude

41 Fer
42 Nacre
43 Flanelle
44 Topaze
45 Vermeil
46 Lavande
47 Cachemire
48 Améthyste
49 Cèdre
50 Or

60 Diamant
70 Platine
75 Albâtre
80 Chêne

somary lava le izy fa intéressant :lol:
répondu par fiderana le 21/09/2006 15:00
2. booboo ( 18/09/2006 09:42)
ahan !

Ary misy fanomezana mifandraika @ taona nivadiana koa ve ? Ohatra hoe nahazo fanasana avy @ olon-kafa hifety ny xxx taona nivadian-dreo ?
3. mandrindra ( 18/09/2006 09:48)
booboo, mainn moa raha izay misoratra eo amin'ilay taona no omena e. ohatra 37 taona papier dia omena taratasy ry zareo, :-D:-D:-D
4. booboo ( 18/09/2006 09:55)
:-D:-D:-D:-D ...ilay lava beeeee atsy @ trano fisainana ? :-D:-D:-D. Kamboko zany eeeeeeee
5. simplex ( 18/09/2006 09:55)

mamz: misy adino kely,

0
-1
-2
-3
-4
-5
-6
-7
-8
-9

melsi


:-*:-*
6. Fiffi ( 18/09/2006 10:00)
nga koa de hasiana - izy io ?
7. simplex ( 18/09/2006 10:06)

Fiffi kooooooooo, mba "humour" fotsiny io:P
ny dikan'le - , de hoe io taona alohan'ny le jour J...

mazotoa e,

:-*:-*
8. mandrindra ( 18/09/2006 10:10)
booboo, :-D:-D:-D tena palette 1 mihitsy izany no ho atolotra amin'iny:-D:-D
9. naritsimba ( 18/09/2006 10:37)
mamzelkely> iza @ ireo no tanjon'dry?
10. mamzelkely ( 18/09/2006 11:16)
booboo tena ts haiko akia ra misy kdo mifanandrify fa de araho io tenin mandrindr io :-D:-D

prime mbola mila anaovana recherche manokana njay alou le -1 sns ee :-D:-D

naritsimba ny tanjoko ve le "chêne" :lol:
11. mandrindra ( 18/09/2006 11:24)
mamzelkely, andeha hamboly hazo aho raha izany, amin'izay mba misy atao cadeau any aoriana any :-D:-D:-D
12. mamzelkely ( 18/09/2006 11:34)
amboleo dieny zao mits ataovy kdo-ko refa tonga le chêne :-D:-D
13. chipie1 ( 18/09/2006 12:36)
ny ana zao io 39 io mba tiko omena anà mampanona :-D:-D
14. vale ( 18/09/2006 12:44)
booboo:

:-D:-D:-D:-D ...ilay lava beeeee atsy @ trano fisainana ? :-D:-D:-D. Kamboko zany eeeeeeee
booboo :-D:-D


15. mamzelkely ( 18/09/2006 13:02)
:-D:-D chipie kosa fetsy be eee :-D:-D
16. diamondra27 ( 18/09/2006 13:32)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 18-09-2006 13:16:33
Lohateny : Re : mariage...

prime mbola mila anaovana recherche manokana njay alou le -1 sns ee


ary prime mbola tsy niditra de efa novaliandry:oops::-$

simplex: ndao hamorina fa mety ho lancé io satria betsaka zao ny olona no manao io mariage - io fa zany hoe: tsy mifety izy.
Mety hoe: vive la liberté de zay ihany no zavadebe

mamz: tena elabe akia vao mariazy diamondra kou, tsss

69ans de mariage inona no tokony ho izy? ;-);-):-P



17. mamzelkely ( 18/09/2006 13:39)
dias =))=)) anjekako oo kay simplex le tiko lazaina fa ts prime =))=))izy roa reo de apifamadihako fôn :-D:-D
18. Samoana ( 18/09/2006 14:02)
mamzelkely:


naritsimba ny tanjoko ve le "chêne" :lol:



aza matahotsa fa ny ampitson'ny mariazy de efa "chaîne" no mianjy anjy tsy mahazo mirevy nem seule intsony=))
19. mamzelkely ( 18/09/2006 14:07)
=))=)) sure mits zany toundé rojo vy beuu volamena :-D:-D
20. Samoana ( 18/09/2006 14:18)
mamzelkely:

=))=)) sure mits zany toundé rojo vy beuu volamena :-D:-D


takio dieny mbola tsy mariazy io volamena io sao mihena beuu toy ny fen'antitra eo !hihihi


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.416