mariage...

21. mamzelkely ( 18/09/2006 14:30)
=))=)) ts azo ahena znay io fa ampitombona aza ko :-D
22. simplex ( 18/09/2006 14:39)

mamz: toa afangaronjy an'i prime za :-w:-w manonofy mahita an'i prime foana n'aiza n'aiza aleha an :°) ;-)

diams: efa misy 27 ao fa ampio kely fotsiny de tonga @ le 60 e, :-D:-D
yeah, vive la liberte ;-):D:D

:-*:-*
23. lapino ( 18/09/2006 14:44)
mamzelkely, oooo oay 8O8O

Dia hono hoà, ny officieux sa ny officiel no isaina amin'ireny e? :wink:
24. lapino ( 18/09/2006 14:44)
Azafady, tsy ny vady akory no toako holazaina, fa ny taona niarahana an! :-D:-D:-D
25. diamondra27 ( 18/09/2006 14:47)
simplex: :-D:-D
fa tandremana tsy hivari-kavo fotsiny;-);-)
26. mamzelkely ( 18/09/2006 14:52)
lapino euhh plutôt officiel angamba kosa ee :wink:

simplex ts haiko mits fa apifamadihako fôna nareo :oops::lol:
27. simplex ( 18/09/2006 15:58)
mamz: :D:D

possible v zany hoe 80 na 70 zany ? Tsy mampino an :P

:-*:-*
28. pissoa ( 18/09/2006 16:04)
mamzelkely:

ho antsika zay liana rht de ireto avy ny anaran mariage isaky ny mitsingerina (ts haiko ny manazava azy :-D)

le chiffre midika ny taona nivadina:

1 Coton
2 Cuir
3 Froment
4 Cire
5 Bois
6 Cypre
7 Laine
8 Coquelicot
9 Faïence
10 Etain
11 Corail
12 Soie
13 Muguet
14 Plomb
15 Cristal
16 Saphir
17 Rose
18 Turquoise
19 Cretonne
20 Porcelaine

21 Opale
22 Bronze
23 Béryl
24 Satin
25 Argent
26 Jade
27 Acajou
28 Nickel
29 Velours
30 Perle

31 Basane
32 Cuivre
33 Porphyre
34 Ambre
35 Rubis
36 Mousseline
37 Papier
38 Mercure
39 Crêpe
40 Emeraude

41 Fer
42 Nacre
43 Flanelle
44 Topaze
45 Vermeil
46 Lavande
47 Cachemire
48 Améthyste
49 Cèdre
50 Or

60 Diamant
70 Platine
75 Albâtre
80 Chêne

somary lava le izy fa intéressant :lol:

Mahita akia njy ry zelkely ka ... tapa-tsinay zah raha vao nahita an'ile mariazy coton sy cuir =))=))=))=))=))
29. ako ( 18/09/2006 16:30)
aiza tokoa ny ny - e!efa niaraka 7 tôna fa tsy mbola officiel fôna !inn no izy sa ny inversen'ny laine?:-D
30. Fiffi ( 18/09/2006 17:54)
simplex kooooooo zah mba mi-vazi2 kosa eh! :-D:-D:-D
hummm inona re ny ahy ao eh ? :wink::-D:-D:-D
31. totofy ( 18/09/2006 20:44)
anjay nareo koa â !
jreo eto
- 1 manariazy
- 2 zozoro
- 3 raffia
- 4 .....

- 10 vondelaka...

- 15 kininina...

- 80 baobab ...

:-D:-D:-D:-D
32. xxx ( 18/09/2006 22:20)
Ny mariazy amin'Andriamanitra ihany no tena izy sy maharitra mandrakizay tsy manampahataperana! :-/
33. booboo ( 19/09/2006 06:14)
:roll:
34. dolby ( 19/09/2006 06:46)
xxx:

Ny mariazy amin'Andriamanitra ihany no tena izy sy maharitra mandrakizay tsy manampahataperana! :-/


Injay ary le izy .........

35. mamzelkely ( 19/09/2006 07:18)
xxx ie marina alou zany e de normalement reo mi s'applik am mariage religieux :°)

pissoa ka reo no nomen vôzah de mbô mody arahina klou ko :°)
36. booboo ( 19/09/2006 07:56)
Injay ary le izy .........

:-D:-D

37. mamzelkely ( 19/09/2006 08:34)
totofy:

anjay nareo koa â !
jreo eto
- 1 manariazy
- 2 zozoro
- 3 raffia
- 4 .....

- 10 vondelaka...

- 15 kininina...

- 80 baobab ...

:-D:-D:-D:-D


:-D:-D taiza ko no nahitanao an'io zao :lol::-D:-D
38. mandrindra ( 19/09/2006 13:16)
totofy, milay kosa io an
39. totofy ( 19/09/2006 21:06)
mandrindra okay é! :wink:

hitady ihany ve tsy ny zava_misy any dago no atao é !
(mba tohizo ry zareo an , izay mahita ô !=)))

taiza ko no nahitanao an'io zao

mamz : tary ankaotra tary :-D:-D:-D !
40. diamondra27 ( 19/09/2006 21:32)
totofy salis sali ela be toi an!

tokony atao @ le "moins 1" etc ireo

- 20ans vatan'akondro
- 30ans kisoa vondraka:-D:-D

manaratsy mihity le olona rehefa tsy tiany tsony le olontiany taloha. (ny ankamaroany io an!)
Marina zany sa tsia?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4609