INONA NO ATAONAO RAHA TRATRANAO MAMPIARAKA NY SIPANAO ?

1. jimtex ( 13/09/2006 15:08)
Mba inona no mety ho réactionao raha tratranao mampiaraka ny sipanao?.Ny mety ho tohin'ny fiarahana!
répondu par mamafara le 20/09/2006 13:18
2. HESHA ( 13/09/2006 15:18)
tsy misy tohiny tsony le fiarahana.
tam za mbola kely, nojereko fotsiny de lasa aho
tam za lehibe, nanontaniako le vhv hoe fa inoni ianao de avi eo nilaozako ilai ol
tam za antitra zao an, mbola tsi niseho ni tranga fa sur a fa tsy milay le izy
3. cutie ( 13/09/2006 15:19)
Mpandefa : jimtex [ Valio ] 13-09-2006 17:08:15
Lohateny : INONA NO ATAONAO RAHA TRATRANAO MAMPIARAKA NY SIPANAO ?
Mba inona no mety ho réactionao raha tratranao mampiaraka ny sipanao?.Ny mety ho tohin'ny fiarahana!

de misaraka
tsy misy tohiny tsony ny fisarahana :lol:
4. fiderana ( 13/09/2006 15:20)
hezahiko tsy ho tonga amiko izany , fa raha sanatria.......?, aza misy anie izany.........mbola tsy haiko izay hatao, ngamba rehefa mihaona dia hodiako tsy fantatra, fa aleho izy no hiteny aloha, hilaza fa iny indray izany no tiana fa tsy izaho.
5. cutie ( 13/09/2006 15:21)
ngamba rehefa mihaona dia hodiako tsy fantatra, fa aleho izy no hiteny aloha, hilaza fa iny indray izany no tiana fa tsy izaho.

de lasa miaritra eo fotsiny ve , nefa efa tratra :roll::roll:
6. Fiffi ( 13/09/2006 15:44)
an3 kah! tsy hoe miaritra eo fotsiny fa avela izy tratra no hanazava de ho miankina @ fanazavany no hanohizana ny fiharahana na tsia .
7. cutie ( 13/09/2006 15:45)
ka zay le maindry azy hanazava zay anie no lazaiko we miaritra eo fotsiny ve, ary raha tsy hanazava mitsy izy de ahona:roll::roll::roll::roll:
8. xxx ( 13/09/2006 15:55)
coupe zozo de sali coco de samy miala basy:evil::evil:
9. simplex ( 13/09/2006 16:04)

1- Tsy kotabaisina ry zareo fa avela hande.
2- Tonga de malahelo be.
3- Mipetraka kely aloha tena mandinika hoe sao de mba tsy izy ary iny.
4- Vao mia koa tena malahelo b.
5- Rehefa afa-po @ :cry::snif::snif: d koziana izy hoe tsara tsodrano
6- Alefa "au fond" ny radio, rvg io an:°)

aza kivy lesy ra-jim a, tsy mendrika an'le fitiavan'la izy...

:-*:-*

10. cutie ( 13/09/2006 16:10)
simplex de lasa mihaino hira mampa anie ao @rvg e :-D
11. simplex ( 13/09/2006 16:13)
hira mampa in ?

:-w:-w
12. cutie ( 13/09/2006 16:16)
mampalahelo e :cry:
13. simplex ( 13/09/2006 16:22)
14. cutie ( 13/09/2006 16:31)
simplex, aza mitsiky tsiravina eo :-D
15. pissoa ( 13/09/2006 16:35)
Mba inona no mety ho réactionao raha tratranao mampiaraka ny sipanao?.Ny mety ho tohin'ny fiarahana!

:-D:-D:-D
Tsy haiko ny reaction-ko ... mety odiako tsy hita angamba aloha. Ny tohin'ny fiarahana dia miankina amin'ize lainga be sy tsy lainga be ambarany ahy avy eo ihany ka. :-D
16. simplex ( 13/09/2006 16:48)

Fa in aloha no tena dikan'le hoe mampiaraka eto e ?

hoe misy ol iray miresaka aminy v sa hoe misy ol 1 sakambininy v sa hoe misy ol 1 horohany ?

cutie: tsatsako njy mangataka hira mampalahelo ao @ rvg ;-)

:-*:-*
17. cutie ( 13/09/2006 16:50)
in ny titre :-D
18. pissoa ( 13/09/2006 17:01)
simplex:
Fa in aloha no tena dikan'le hoe mampiaraka eto e ?

hoe misy ol iray miresaka aminy v sa hoe misy ol 1 sakambininy v sa hoe misy ol 1 horohany ?

simplex, hihihi. fa le inn amin'ireo no novalian'lah teo? :-D
19. simplex ( 13/09/2006 17:09)

pissoa,

le manoroka no novaliako :°)

cutie: Razia ;-):-D:-D

:-*:-*
20. dailynews ( 13/09/2006 17:09)
raha mbola sipako izy dia tonga hialako tsy misy resaka mihitsy fa izay izany, raha sanatria ka vadiko dia ho hita eo fa samy hafa ireo cas ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3951