INONA NO ATAONAO RAHA TRATRANAO MAMPIARAKA NY SIPANAO ?
41. sherry
(
14/09/2006 10:22)
tonga de:
1-hatoniko ry zareo de ataoko otrany hoe mpinamana tsotra ry zareo, de jereko zay reaction an'le vadiko hoe manao ahoana?
2-De lasa aho, ataoko veloma ry zareo de any an-trano ny tohiny.
3-Refa tonga any de ataoko toy ny isan'andro de avelako hiasa saina tsara,
4-Fa izaho mino fa rehefa ela ny ela tsy maintsy mifona izy, de milamina ny aminay.

42. jimtex
(
14/09/2006 11:08)
sharo:tena ela niarahana nareo zany an! 13 ans be zao .Ny tena olana ne de eo le mieritreritera hoe :tsy napoiziko nahavita izany izy
za nefa tsy napirafy azy
za hisaraka aminy nefa zay efa nanao izao...t@!
de mitomany kely alo
efa fatatrin'ny fianakaviana zahay
indrindra fa tsara no enao le sipa
OMENA TSINY VE LE NAMONO TENA IRENY?
za nefa tsy napirafy azy
za hisaraka aminy nefa zay efa nanao izao...t@!
de mitomany kely alo
efa fatatrin'ny fianakaviana zahay
indrindra fa tsara no enao le sipa
OMENA TSINY VE LE NAMONO TENA IRENY?
43. Lejim
(
14/09/2006 22:18)
jimtex:
Mba inona no mety ho réactionao raha tratranao mampiaraka ny sipanao?.Ny mety ho tohin'ny fiarahana!
Ianao ihany no mahay ny zavatra ataonao fa ny aza atao fotsiny dia:
1- Ny miakatra afo be ka tsy mahafehy ny acte atao (sao mahafaty olona eo dia migadra)
2- Ny mamono tena lol
3- Ny mitomany eo imason'izy roa.
44. Rovampitia
(
15/09/2006 12:14)
Mangina de mionona e!
Avy eo de mivavaka mba hahazo tsaratsara noho iny dia zay! na koa "tsy kotiko tsy jereko rehefa hitanao izy tonga dia hifiro avy hatrany e"!Ataovy ohatran'ny hoe tsy nisy izy e!
Fa raha vady ndray aloha zany de vavaka atao mafy tsara, de mieritrereta lalina fa naninona izy no lasa tany e?

46. gille
(
16/09/2006 15:33)
Tsara ny hevitrao tsisy tsara tahaka ny mivavaka aloha e!Ankinina @ Ray avokoa zay rehetra mitranga.Avela aloha hijanona kely ny fiarahana ka raha tsy manatona anao izy milaza ny fahadisoany de midika izany fa tsy tia intsony izy.Tsy tokony ho ianao mihitsy no handeha hanotany ny heviny mialoha.
49. sasa
(
18/09/2006 05:34)
raha za no mahita ny vadiko na ny sipako mampiaraka d tsy miteny aho fa hitsikiko izy mitsam no sady arabaiko tsara mintsy, fa rehefa tonga any antrano le bandy ny hariva d'efa miomana fa hamantana trano foana lol :-D:-D.Raha misy zavatra tsy mety tokony mifampiresaka fa tsy hoe tonga d hanao sipa ka hampiaraka tsotra izao tsy misy fitenena.
50. diamondra27
(
18/09/2006 06:19)
raha mbola sipa izany aloha dia mbola tsy matotra tsara e!Donc ça dépend, fa en général zà tonga de mitsoaka matanjaka fa tsy hiandry ny décision-ny.
51. antsotokana
(
18/09/2006 08:54)
mandeha manao méditation kely fa misy tsy mety ao.
1- raha avy aty amiko lay "défaillance" nahatonga azy nampiaraka, akory atao
2 - raha avy aminy kosa, aleo aza hita hoatr'izay dia tsy mandratra fo tsony toy izay mifampihatsaravelatsihy eo fotsiny.
1- raha avy aty amiko lay "défaillance" nahatonga azy nampiaraka, akory atao
2 - raha avy aminy kosa, aleo aza hita hoatr'izay dia tsy mandratra fo tsony toy izay mifampihatsaravelatsihy eo fotsiny.
52. kala
(
18/09/2006 15:18)
ka izy aza ange izany efa nisafidy olona hafa ka hanao inona eo zà, hitazona labozy lany solika ve?
hajaiko ny safidiny, tsy ahy tsony izy zany kou^:^
hajaiko ny safidiny, tsy ahy tsony izy zany kou^:^
54. jimtex
(
20/09/2006 10:29)
Ny sariko mbola any aminy de hoalaiko ve sa!
Eto andafy sarotra ny mahita trano zay nefa co-locataire ,nefa za tsy te hahita azy intsony
Nisy fiara niarahana nividy
Ary ny tena tsy tantiko de hay izy manao essense isn'andro io itondrany ny sipany
Inona no hataoko ?tsy tantiko nefa zay tsy maintsy mihaona isan'andro mandrapahitako trano , ny farafara iray!

56. booboo
(
20/09/2006 12:01)
jimtex > terrible koa zany ! ngaha ianao tsy manana namana afaka mi-heberger anao mandra-paha klou ? raha tsy zay manao ladina an-tany ...
57. jimtex
(
20/09/2006 12:46)
booboo ka na ladina antany anie tsy maintsy hikitikitika eo foana izy de hilaza fa zafady hoy ehoy
58. mamafara
(
20/09/2006 13:18)
jimtex > aza mody rehefa amin'ny alina:oops:
raha mbola mianatra ianao dia mianatra ny tontolo andro, dia mitadiava asa fanao amin'ny alina, na mandehana any amin'ny pub vao mody :roll:
ny ahy izao mbola eo ampiandrasana azy hoe oviana no ho tratrako hampiaraka izy.