INONA NO ATAONAO RAHA TRATRANAO MAMPIARAKA NY SIPANAO ?

21. cutie ( 13/09/2006 17:17)
simplex
nga iny hira mampa:roll:
22. cutie ( 13/09/2006 17:18)
ny ahy kosa aloha raha tratrako nampiaraka de tonga de misaraka tsy misy fanazavana, fa raha mbola we henoko fotsiny we nampiaraka de mbola mifampiresaka ihany aloha.
23. simplex ( 13/09/2006 17:29)
ka ra ol mitovy @ fotsiny iny de ahoana :?:
mety hoe tsy fanahiniany koa anie iny fa mba mety hoe izy tsara fanah be de le anakiray mampalahelo de mbo nampangininy fotsiny e :°)

:-*:-*
24. cutie ( 13/09/2006 17:33)
raha tratra zany anie ka hita e :-D oul mitovy ahona koa:roll:
ka le mampiaraka eto nga vitan'zany we mampalahelo de nampanginina :-D
25. simplex ( 13/09/2006 17:39)
fa in no dikan'ny hoe mampiaraka e :roll:8O :°):-D:-D

:-*:-*
26. cutie ( 13/09/2006 17:44)
samy manana ny definition-ny :-D
27. Herimiafina ( 13/09/2006 18:58)
jimtex:

Mba inona no mety ho réactionao raha tratranao mampiaraka ny sipanao?.Ny mety ho tohin'ny fiarahana!


Tsy maintsy mipetraka ny fanontaniana hoe fa misy inona! Trandrahana aloha ny antony dia ho hita eo na azo tohizana na tsia,.

Raha mahita azy mampiraka? Tsy misy olana kah, miarahaba dia mandeha dia rehefa malalaka miresaka satria "time is money" hehehehe:-D

28. Fiffi ( 13/09/2006 19:55)
cutie:
ka zay le maindry azy hanazava zay anie no lazaiko we miaritra eo fotsiny ve, ary raha tsy hanazava mitsy izy de ahona:roll::roll::roll::roll:
rehefa tsy hanazava izy de iny zah no lasa !pas de pitié


29. titis ( 13/09/2006 19:59)
tsy asiako resaka dia avelako izy enjehin'ny eritreriny eny :(:(
30. cutie ( 13/09/2006 20:01)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 13-09-2006 17:19:35
Lohateny : Re : INONA NO ATAONAO RAHA TRATRANAO MAMPIARAKA NY SIPANAO ?
Voalaza teo :
Mpandefa : jimtex [ Valio ] 13-09-2006 17:08:15
Lohateny : INONA NO ATAONAO RAHA TRATRANAO MAMPIARAKA NY SIPANAO ?
Mba inona no mety ho réactionao raha tratranao mampiaraka ny sipanao?.Ny mety ho tohin'ny fiarahana!

de misaraka
tsy misy tohiny tsony ny fisarahana

fiffi, mitovy an'le lazaiko ihany zany :lol:
31. Fiffi ( 13/09/2006 20:04)
de hatao hoe "1 de perdu 10 de retrouvés" ve ? :-D:-D:-D:-D marina akia ny andry an! shhhh ! adaboko any fa tsy hanaovana an'zany zah klé !
32. cutie ( 13/09/2006 20:05)
:lol::lol::lol::lol::lol:
33. Fiffi ( 13/09/2006 20:49)
io aloha raha hoe tratrako nanao an'izany izy fa raha ohatra indray hoe zah no tratrany nanao an'izany ? hummm! (tsy hanao an'izany aloha zah) fa mba lasa heritreritra fotsiny ! nandalo iny an!
34. cutie ( 13/09/2006 20:58)
marina zany :lol::lol::lol::lol:
35. razily ( 13/09/2006 21:48)
Dia isaorana izy zany fa mety mahita tsara² koa akamba ny kôfa e!"tsaratsara tsy lany "
36. Zina ( 14/09/2006 02:47)
INONA NO ATAONAO RAHA TRATRANAO MAMPIARAKA NY SIPANAO ?

Ilay fo kely feno ratra..
dia manaiky ny fiainana miseho.
37. soanja ( 14/09/2006 05:10)
Miresaka!
38. fiderana ( 14/09/2006 05:39)
Angamba tena kanosa ny tenanay ny amin'izany, fa izao raha sanatria tonga izany dia izao no hataoko dia mihira an'ilay hoe foana rehefa mihaona ; tsy mety afaka ao an-doha ( Nary sy Hanintsoa ), izay ry fiffi â.
39. mamzelkely ( 14/09/2006 07:08)
za ra mahatratra ny sipako mampiaraka de anatonako izy de orohako eo imason le sipa iray de lasa za mande aveo de lasa ko za mampiaraka amin'ny kofa hafa :-D:-D
40. sharo ( 14/09/2006 08:53)
efa niainako ka iriko tsy ho tonga amin-tsika, tena gravy ary ny hitako ary mbola pire tokoa satria de tany an tranon'ilay rafivaviko izy ireo no hitako, vao maraina an!, izaho koa moa no adala tonga tany saingy nilaiko hita maso fa jamban'ny fitiavako azy aho na de efa fantatro pertinement, de nalaiko nody izy ary nanamafy aho fa tsy eto ny tokantranon-tsika, de noheveriko fa ho zakako kanjo tsy nety e! mbola niverina tany izy de lasa aho nanohy fianarana dia nisaraka izahay na de 13 ans niarahana aza, sharo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076