Jesosy Kristy, Andiamanitra sa zanak' Andriamanitra?

1. jimna ( 12/09/2006 05:15)
raha ny Baiboly no vakiana dia milaza fa zanak'Andriamanitra i Jesosy, nefa maro @tsika
répondu par prime le 06/10/2006 09:59
2. jimna ( 12/09/2006 05:21)
rehefa ny Baiboly no vakiana dia milaza fa zanak'Andriamanitra i Jesosy,nefa maro @tsika no mpilaza fa Andriamanitra izy,raha vakiana ny Jaona17:3 dia milaza olona roa samihafa mihintsy.voalaza koa fa mbola nivavaka t@ rainy tany andanitra koa izy!! inona no tena marina!!moa ve ny fiheverantsika no tsy marina sa ny baiboly no sarotra takarina???
3. papala ( 12/09/2006 05:45)
jimna> andana hianao mianatra sekoly Alahady, fa hatrany @ fotony mihintsy no tsy azonao?
4. diamondra27 ( 12/09/2006 06:36)
jimna:maro @tsika no maninona ? toa tapaka ny tohiny
5. Fiffi ( 12/09/2006 06:48)
jimna:
rehefa ny Baiboly no vakiana dia milaza fa zanak'Andriamanitra i Jesosy,nefa maro @tsika no mpilaza fa Andriamanitra izy,raha vakiana ny Jaona17:3 dia milaza olona roa samihafa mihintsy.voalaza koa fa mbola nivavaka t@ rainy tany andanitra koa izy!! inona no tena marina!!moa ve ny fiheverantsika no tsy marina sa ny baiboly no sarotra takarina???
Ny finoanao hiany ry jimma no mitondra an'io an! Andriamanitra no Ray Tokana , i Jesoa zanak'Andriamanitra Lahy Tokana arakin'ny fivavahana izaho mino an'Andriamanitra Ray Tsitoha , Mpanao ny Lanitra sy ny Tany ary Jesoa Kristy Zanany Lahy Tokana Tompontsika.


6. xxx ( 12/09/2006 08:10)
Andriamanitra de ray ary Jesosy de zanaka lahy tokana tomptsika ary ny vavaka sy ny zavatra atao de @alalan"i Jeso krsty zanany no angatahany izany vavaka zany amen (No comment)
7. ninih ( 12/09/2006 11:42)
izao no tsotra mety ahazoana azy haingana e! misy ny atao hoe trinité, io le telo nefa tokana, Ray-Zanaka-Fanahy. ireo de Andriamanitra anefa.
8. prime ( 12/09/2006 15:37)
9. cutie ( 12/09/2006 21:01)
Jesosy Kristy, Andiamanitra sa zanak' Andriamanitra

toa samy izy daholo reo ny fahazahoako azy
sa diso ve za ry prime :wink:
10. Zina ( 13/09/2006 03:59)
ny atao hoe trinité, io le telo nefa tokana, Ray-Zanaka-Fanahy. ireo de Andriamanitra anefa.

Io no izy ary tsy hafaka miteny mihotra an'io isika rehefa mino dia tsara ary rehefa tsy mino dia an'ilay olona samy irery ...
11. majesty ( 13/09/2006 04:35)
jimna:sarotra b ny mamaly an'io fanontanianao io satria tsy voazava vetivety fa zao fotsiny hoe,raha olombelona tsotra tsy afaka hamonjy olombelona mpanota fa tsy maintsy Andriamanitra ihany,dia mba avereno vakiana kely ary amin'ny toko voalohandohan'ny Hebreo ary fa Andriamanitra ray mihitsy no milaza an'i Jesosy hoe" fa anjely izy no nataony hoe,ny seza fiandriananao Andriamanitra ô...ianao Jehovah ô...sns"izany hoe misy fotoana Atra Ray manonona an'i Jesosy hoe Jehovah na Atra;noho izany Jesosy dia Atra,ary na ny dikan'ny anarana hoe Jesosy aza ange d hoe "Jehovah no mpamonjy"
12. LazaDaddy ( 13/09/2006 09:53)
jimna:
rehefa ny Baiboly no vakiana
tena novakianao tokoa ve sa izay tianao vakiana sy ambaran'olona aminao ihany no vakianao?

jimna:
maro @tsika no mpilaza fa Andriamanitra izy
Sao dia avy ao amin'ny Baiboly ihany no mahatonga azy ireo hilaza izany? :)


Sarotra tokoa ve ny Baiboly ka tsy takatra? Sao dia tsy misy hetaheta ahafantatra?
Paoly ao @ 1kor2:16a:
Fa izahay manana ny sain'i Kristy.
13. lapino ( 13/09/2006 14:20)
jimna, hoy i Jesosy hoe: "Izaho sy ny Ray dia iray ihany"
Tsy mandeha ny baiboly.org dia tsy afaka hanome reference za
14. ranini ( 14/09/2006 11:07)
Mahay teny gasy tsara ve nareo?Hoy ny Jaona 3:16 hoe izao no nitianan'ANDRIAMANITRA izao tontolo izao nomeny ny ZANANY LAHITOKANA mba tsy ho very izay mino azy fa hanana fiainana mandrakizay.
Mazava tsar zao io teny io fa ny ray nanome ny zanany fa tsy nanome ny tenany;noho izany tsy mitovy aloha iJehovah sy Jesosy.iJehovah Atra fa Jesosy Zanaka;misy ny zavatr atsy hain'i Jesosy nefa ny Ray mahay ny zvt rehetra.I Jesosy koa anie noforonia e! Jereo ny kolosiana 1:15-16 manamarina izany.Atra tsy nisy namorona mitsy.
Marina le dikany anaran'iJK hoe "jehovah no mpamonjy" ,nefa zao koa ny anarany iasia Mpaminany koa anie midika hoe "mamonjy Jehovah":tsy midika anefa izany fa Andriamanitra i isaia.Maro be ny anaran'ireo mpaminany no toy izany nefa tsy nisy Atra ireny na dia iray aza.Ny trinité koa anie zavatra noforonin'ny olona e!!!talohan'iJKristy d efa nisy izy io donc tsy mitombona ny fahamarinan'io sady tsy misy soratra hoe TRINITE na TELO ZAY IRAY ao anaty Baiboly.ny ahy aloha tsisy an'zany ee!!!
Sampy io rizareo fa tandremo a!! mahaiza misaina tsara.
zay fa ampiko ndray @ manaraka e!!!!!!!!!
15. cutie ( 14/09/2006 13:37)
tsy hay tsony izy ty :roll::roll::roll:
Atra ihany ny ahy alou e :lol:
16. miangalyandria ( 14/09/2006 17:01)
Ny ahy aloha dia Jehovah ihany no Andriamanitra e ! Izay no eken'ny foko dia izay no arahiko
17. LazaDaddy ( 14/09/2006 20:01)
"izay nahita ahy dia nahita ny Ray" hoy i Jesoa
18. cutie ( 14/09/2006 20:04)
:roll::roll::roll::roll::roll:
19. LazaDaddy ( 14/09/2006 20:08)
LazaDaddy:
"izay nahita ahy dia nahita ny Ray" hoy i Jesoa
ireo fatra-pitady fanazavana araka ny fahatakarany ny fiainana ara-nofo dia tsy ahazo ny dikan'io; fa "araka ny Fanahy no ahafantarana izany" hoy i Paoly
20. pissoa ( 14/09/2006 20:13)
ranini:
Mahay teny gasy tsara ve nareo?Hoy ny Jaona 3:16 hoe izao no nitianan'ANDRIAMANITRA izao tontolo izao nomeny ny ZANANY LAHITOKANA mba tsy ho very izay mino azy fa hanana fiainana mandrakizay.
Mazava tsar zao io teny io fa ny ray nanome ny zanany fa tsy nanome ny tenany;noho izany tsy mitovy aloha iJehovah sy Jesosy.iJehovah Atra fa Jesosy Zanaka;misy ny zavatr atsy hain'i Jesosy nefa ny Ray mahay ny zvt rehetra.I Jesosy koa anie noforonia e! Jereo ny kolosiana 1:15-16 manamarina izany.Atra tsy nisy namorona mitsy.
Marina le dikany anaran'iJK hoe "jehovah no mpamonjy" ,nefa zao koa ny anarany iasia Mpaminany koa anie midika hoe "mamonjy Jehovah":tsy midika anefa izany fa Andriamanitra i isaia.Maro be ny anaran'ireo mpaminany no toy izany nefa tsy nisy Atra ireny na dia iray aza.Ny trinité koa anie zavatra noforonin'ny olona e!!!talohan'iJKristy d efa nisy izy io donc tsy mitombona ny fahamarinan'io sady tsy misy soratra hoe TRINITE na TELO ZAY IRAY ao anaty Baiboly.ny ahy aloha tsisy an'zany ee!!!
Sampy io rizareo fa tandremo a!! mahaiza misaina tsara.
zay fa ampiko ndray @ manaraka e!!!!!!!!!

Ny baiboly dia misy pejy bobaka be fa tsy andalana 3 araka ny notanterinao eto ... ka henoy, farafaharatsiny ireo efa notenenin'ny namana ireo :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1648