Siligany sa Kalisaonina
1. dolby
(
01/09/2006 07:45)
Inona no manintona anareo vehivavy kokoa lehilahy manao siligany sa kalisaonina ?
répondu par vale le 08/09/2006 22:13
3. booboo
(
01/09/2006 08:00)
nenà tsisy manintona anà fa refa zoli zoli fotsiny ny fefessssssses dia zay
4. malalatinasoa
(
01/09/2006 08:20)
euh euh, :? tsy maintsy misafidy @ reo ve?
Ny ahy zao string nou otrany mitady ho tiko :-D:-D
Ny ahy zao string nou otrany mitady ho tiko :-D:-D
8. Fanja1
(
01/09/2006 09:25)
de raha nareo lehilahy ry dolby no anontaniana.. inn meti² aminareo?:-D
9. dolby
(
01/09/2006 09:28)
Ny ahy zao siligany , raha ilay kalisaonina mantsy tsy araka ny fandehan'ny baolina ...
11. boubounezy
(
01/09/2006 10:12)
slipo dé mba itanao fa virile tsara ny lhl:roll::roll:, caleçon, virile fa kamo,=))=))=)) ny tring,:-/ pélaka. zay ny fahitako azy
12. Rafotsy
(
01/09/2006 12:31)
Ny ahy aloha boxer no tiako e kanafa toa tsy ao @ ilay azo fidina nomen'i dolby!:lol::lol::lol:
13. volana1
(
01/09/2006 12:39)
Ny ahy kalisaonina no tiako, sady iny anie tsy maneritery hono e ! dia sady mahasalama azy tsara, raha te-hanao string izy dia tiako koa io ka !
15. volana1
(
01/09/2006 14:22)
Ny tena mahatsara ny kalisaonina dia mangarangarana ilay zavatra indraindray, ouille!!!miteniteny foana, aza vonoina r'ireto a !:oops:
17. miangalyandria
(
02/09/2006 13:20)
ny ahy kalisaonina sy boxer no tiako, ny string tsy tiako fa efa démodé no tsy dia hitako hoe inona moa no tena ilako azy :-P:-D
18. vivi
(
02/09/2006 17:15)
boxer kosa no tsra sady somary mba tena viril tsara lery @ iny! hihihih
19. vale
(
02/09/2006 17:38)
dolby:tsy dia tia silipo fa boxer,sns,:wink::wink:
Inona no manintona anareo vehivavy kokoa lehilahy manao siligany sa kalisaonina ?