Siligany sa Kalisaonina
21. malalatinasoa
(
02/09/2006 23:17)
miangalyandria:
ny ahy kalisaonina sy boxer no tiako, ny string tsy tiako fa efa démodé no tsy dia hitako hoe inona moa no tena ilako azy :-P:-D
:-D:-D ilay string hojerena indray mande fotsiny satria za mbola tsy nahita =)).
silipo sy boxer re no safidiko.
22. Herimiafina
(
03/09/2006 22:05)
Raha sipa no jerena dia ilay tsy misy n'inon'inona na sliany na kalesaona no tiako kokoa! :P:^):-w
23. vale
(
04/09/2006 22:11)
ô ry reto ah,ny ahy alou ny tsy ahavoazako an,le silipo:°)de otran,ny kangourou zany eh,:lol:tsy nataotao fona ny anarany hoe silipo kangourou:oops:
25. ikalabozikely
(
06/09/2006 06:50)
vale:
ô ry reto ah,ny ahy alou ny tsy ahavoazako an,le silipo:°)de otran,ny kangourou zany eh,:lol:tsy nataotao fona ny anarany hoe silipo kangourou:oops:
:-D:-D:-D
26. vale
(
08/09/2006 22:13)
Rafotsy::-D:-D:roll:
Ny ahy aloha boxer no tiako e kanafa toa tsy ao @ ilay azo fidina nomen'i dolby!:lol::lol::lol:
