Lalao sa hatsikana?? ....
1. nolalaina
(
24/08/2006 22:12)
Vakio mafy
- Ceci est ceci chat.
- Ceci est est chat.
- Ceci est une chat.
- Ceci est manière chat.
- Ceci est de chat.
- Ceci est tenir chat.
- Ceci est un chat.
- Ceci est idiot chat.
- Ceci est occupé chat.
- Ceci est pendant chat.
- Ceci est au chat.
- Ceci est moins chat.
- Ceci est 20 chat.
- Ceci est secondes chat.
Anotany nareo oé inn zao no dikan'io?? :roll:
Avereno vakina h@ volohany fa juste ny 3ème mot isaky ny ligne ihany no vakina
Sans rancune !! :°)
répondu par kala le 07/09/2006 14:48
2. Herimiafina
(
25/08/2006 00:52)
hehehehe:-D
Milay be retsy an! melsii nolalaina, zah zany tsy mila atao ho idiot tsony fa efa tena izy e! fa hono hoa retsy: 20segondra tokoa ve no nanoratanjy an'io retsy? lol (vazivazy be io an) =))=))

7. kala
(
25/08/2006 09:09)
nolalaina > vao nanomboka le izy dia hitako hoe samy idiots daholo na ny olona nandany fotoana hanoratana azy io sy ny mpamaky hoavy eo. Milay ê! :-* :-* :-* :-*
Et c'est tellement plus mignon de se faire traiter des idiots (mbô tsy atao hoe cons kosa aloha ê!):-D:-D:-D:-D en chanson......
=))=))=))=))

9. nolalaina
(
25/08/2006 10:45)
Herimiafina:
hehehehe:-D
Milay be retsy an! melsii nolalaina, zah zany tsy mila atao ho idiot tsony fa efa tena izy e! fa hono hoa retsy: 20segondra tokoa ve no nanoratanjy an'io retsy? lol (vazivazy be io an) =))=))
hihihi tsy nisy 20 sec akory!! kopié dé kolé!! :wink:
10. nolalaina
(
25/08/2006 10:49)
Mba jereo tsara ry zavavy isany fa "idiot" no misoratra ao fa tsy "idiote" :-P ... donky... tsika tsy izy !! :wink:
13. pissoa
(
25/08/2006 16:51)
nolalaina:Soa ihany :-D:-D:-D
Mba jereo tsara ry zavavy isany fa "idiot" no misoratra ao fa tsy "idiote" :-P ... donky... tsika tsy izy !! :wink:
15. Herimiafina
(
25/08/2006 17:27)
"Qui se ressemblent s'assemblent ve leity ry lapino? hehehehehe=))=))
18. pissoa
(
26/08/2006 17:04)
lapino, non ka! idiot (fa tsy idiote) :wink::-D:-D:-D
Herimiafina - inn no dikan'io? :oops::-D:-D:-D
Achia - tsy menatra ny mamadika size mihitsy njy an :twisted: Efa hoe chat koa mbola pisso a pisso :-D:-D:-D

19. lapino
(
27/08/2006 09:43)
HM, izany tokoa moa hoy ny teny frantsay ... :-D:-D:-D
Achia, maninona marina raha atao teny gasy daholo manontolo izy rehetra e? :-w
pissoa, ka chat sa pisso e? :wink:

20. Herimiafina
(
27/08/2006 15:31)
"Qui se ressemblent s'assemblent ve leity ry lapino? hehehehehe=))=))
Ny samy idiot ihany no mi-s'assemble miresaka e! hehehehe:-D