Lalao sa hatsikana?? ....

21. AmyJo ( 27/08/2006 15:38)
ceci...
22. pissoa ( 27/08/2006 15:48)
lap - efa chat koa mbola pisso a pisso :roll:

HM - ontso :-D
23. Herimiafina ( 27/08/2006 16:33)
Izany ve retsy ry pissoa? iza no ps-njy ao amin'ny karajia kay? kony? :^)
24. pissoa ( 27/08/2006 17:16)
Tsy misy satria in-1 mandeha isaky ny mazoto ihany zah no mandeha any! Fa rehefa mba mandeha any zah dia pissoa ihany no ampiasaiko. :-D:-D:-D
25. kala ( 28/08/2006 15:50)
achia koa ange azo agasiana hoe chat:-D:-D:-D:-D
26. pissoa ( 28/08/2006 19:59)
K'hita oa ry kala e :-*:-D:-D:-D
27. kala ( 29/08/2006 06:53)
:-D:-D:-D:-D:-D
nolalaina > zany ve tsy hiafara amin'ilay hoe "enbrasse-moi IDIOT" =))=))=))
28. Samoana ( 29/08/2006 14:38)
Namana ratsy tsy nolalaina
Namana ratsy ratsy nolalaina
Namana ratsy fa nolalaina
Namana ratsy be nolalaina
Namana ratsy namana nolalaina
Namana ratsy donto nolalaina
Namana ratsy voadona nolalaina
Namana ratsy tato nolalaina :wink:

Tsikitsiky ihany e:)
29. nolalaina ( 30/08/2006 14:20)
Samoana:

Namana ratsy tsy nolalaina
Namana ratsy ratsy nolalaina
Namana ratsy fa nolalaina
Namana ratsy be nolalaina
Namana ratsy namana nolalaina
Namana ratsy donto nolalaina
Namana ratsy voadona nolalaina
Namana ratsy tato nolalaina :wink:

Tsikitsiky ihany e:)


:-w :-w :-w :-w :-w za tsy hitsiky @zao kous na hisy anitikitika aza an!! :twisted: fa =D =D =D na izany aza!!



kala : hihihihihihihihi !!


30. Samoana ( 30/08/2006 14:34)
nolalaina:


Avereno vakina h@ volohany fa juste ny 3ème mot isaky ny ligne ihany no vakina

Sans rancune !! :°)




31. nolalaina ( 30/08/2006 14:42)
efa naveriko novakina ka!! :wink: sans rancune éh!! :^)
32. zoklbfkfk ( 05/09/2006 08:32)
=D=D=D=D nolalaina
33. kala ( 05/09/2006 15:03)
samoana > sali toi! elaela ndray zany an! :-* =D kosa le resaka nolalaina io an=))=))=))
34. nolalaina ( 06/09/2006 14:14)
kala :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: (tsy misy sary midonatsetroka ve ato kay?? :x )
hihihih sali klou njy é!! :wink: dé asevo omeny profo raha marina reo hafa tsy lé vôlohany !! hihihihi
35. Samoana ( 06/09/2006 15:31)
nolalaina:

kala :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: (tsy misy sary midonatsetroka ve ato kay?? :x )
hihihih sali klou njy é!! :wink: dé asevo omeny profo raha marina reo hafa tsy lé vôlohany !! hihihihi


hay misy "rancunes" mitoetra ihany a:lol:!
tsy famelezana ps mivantana retsy io "nolalaina" nampiasaiko io fa midika hoe "notiavina" a ! Ny tiana ambara izany de izao: na namana tsara na ratsy dia tiavina sy lalaina foana. ( Tss ! lasa tsy hatsikana sy lalao intsony ity fa hay mahatezitra namana kle ! hihi )

kala / sali e ! eo ihany fa takona toy ny "cochonnet" e !:lol:


36. kala ( 06/09/2006 16:16)
Samoana > ka efa vita ange lay partie dia maninon no apetraka eo ny cochonnet :-D:-D:-D:-D mbola tsy afaka milalao ny namanao ê! manetsetra eto fotsiny :wink:


























37. nolalaina ( 06/09/2006 16:52)
Samoana:




hay misy "rancunes" mitoetra ihany a:lol:!
tsy famelezana ps mivantana retsy io "nolalaina" nampiasaiko io fa midika hoe "notiavina" a ! Ny tiana ambara izany de izao: na namana tsara na ratsy dia tiavina sy lalaina foana. ( Tss ! lasa tsy hatsikana sy lalao intsony ity fa hay mahatezitra namana kle ! hihi )

kala / sali e ! eo ihany fa takona toy ny "cochonnet" e !:lol:



[/quote]


samoana : meuh nooooooonnn!! :-* :-* :-* tsy zao mitsy lesy no atezitra ahy an!! vazy² ny ahy fa otran'ny elà ndray no nandray anlé vazy²-ko zvt hafa kouuuu!! hihihihihi manadala an'i kala aho!! :wink:
sans rancune éh!! :twisted:
hihihihi
38. kala ( 07/09/2006 14:48)
nolalaina > =))=))=))=))=))=))
zany an! tsy mbola mandeha manao afon-dasy ange zà zao ê! dia tsy misy donan-tsetroka @ feux de camp :twisted::twisted::twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1258