Isika vehivavy foana matetika,,,

1. vale ( 23/08/2006 04:10)
Manahoana dôly aloha ê:)

Hono hoà , mahagaga mihintsy fa tena tsy mety ve ny vehivavy ( sasany ) raha tsy mifosa ny namany, ary koa lay toetra mifampialona koa eo @ samy mpinamana vitsivitsy, indrindra fa lay kiresadresaka momba ny hafa ê, samy mpinamana ao ihany dia ampiadiana sns:o:roll::roll:,, na koa mamoaka ny secret mba notenenina, aiza ny fahatokisana @ maha mpinamana @ izany?!
,, tena tsy azoko mihintsy hoe maninona no manao an\'izany e, ohatry ny lasa tsy te hi-confier zavatra @ namana vhv tsony aho ary ny namana aty ivelany no tena tsikaritro manao an\'io,(tsy ny rehetra akory an) nefa mcar lavitra de ahoana izany:roll:, nefa mino zah fa misy foana any ho any tena namana fa tsy mpisandoka ho namana e,:?

ny namako tany mcar manko dia tena tsy mba mamadika izany na manao koa hoe mihatsara-velatsy hoe miresaka be aminao izy de avy eo hay mahavita manindron\'antsy(mi-blesser-ny fo(l)zany e) anao!! fa rehefa tena hoe mpinamana dia mpinamana, ary maharitra ela h@ fony mbola kely ka h@ izao, efalasa ohatry ny mpirahavavy mihintsy aza ,mifanampy @ lafiny retraretra, moralement indd koa,no mamonjy @ andro sarotra!! fa tsy izy indray no handetika anao:o8O

za manko de toa:roll: lasa fitaovana foana indraindray e, na koa misy te hitsikilo ny fiainako fotsiny de mody manao namana be , avy eo tsy menatra akory mitantara ny vie privée ako sy ny intimité ako @ olona ,sady manova anilay izy ho ratsy be:o:o raha ny amiko nefa izay noteneniny tamiko voahajako dôly ary nanampy t@ fo koa aho, ka indrisy e:-/, manantena hoe namako ty fa miresaka amiko, hi-confier-ko zavatra, hay any ambadika :? tena mampalahelo e, hay hafa be lay tanjony,:cry: mampalahelo e!! asa na mba efa sendra cas ohatr\'izany ianareo?! (raha miteny an,reo zah tsy hoe ny rehetra fa sao dia misy tsy hahazo ny resaka manko e!)fa @ zao aloha za dia tena déçue tanteraka e=((:cry:
répondu par dongadonga le 10/12/2006 09:31
2. naritsimba ( 23/08/2006 06:06)
vale> tena marina izany, efa tratra tahaka anao io aho, fa tena olona nitokisako mihitsy fa avy eo izy mihitsy no nanao taratasy nankany @ filohanay tao am-piangonana nefa ilay zavatra tsy nisy akory, tena izany no hoe niakatra CODIS no filaza azy, izy nihevitra fa hatahotra aho, nefa dia notantaraiko t@ tao an-trano. @ zao izy indray no menatra.
Ny angatahiko aminao dia hoe: Aza mamaly ratsy ny ratsy fa valio @ soa ny ratsy dia tahaka ny manisy vainafo eo an-tampondohany ianao.
Ny nataoko mantsy dia tsotra, rehefa nanambady io olona io dia izaho ihany no niangaviany hanampy azy teo @ resaka sônô sy ny fanafanana ny mariaziny, ary dia nataoko ary dia izao izy indray no lasa menatra. Hanambady koa izao ny cousine dia mbola nangataka fanampiana tahaka an'izay ihany koa fa dia aleo ny olona no hitsara fa izaho moa no haninona @ izany.
Atao ahoana fa izay ilay fiainana e!
Aza kivy @ izany. Tsy ialana @ izany raha mbola eto an-tany eh!
3. orchidee ( 23/08/2006 06:10)
Angamba tsy atao hoe resa-behivavy io, fa na ny lehilahy koa ary matetika manao an'io.
Heveriko hoe na tsy fahamatarona na tena toetra mihintsy ka raha mahatsapa dia mba ahitsy...
4. mimich ( 23/08/2006 06:50)
vale< ny fomba nanabeazana sy ny fiaraha-monina matetika no mahatonga an'io ee, tsy ianao irery no efa voa ohatra an'io fa efa nandalo an'izany avokoa.
Asa raha hainao ilay hiran'i jean Rigo we "namana" , fa za mahita fa tena marina ny voalazan'io tononkira io. Ny fanafodiny dia izao : atao anatra ho amin'ny manaraka ny fiainana efa lasa , saingy izao fotsiny aza mamaly ratsy ny ratsy.
"....Ny famindram-po no valifatiko...."
5. miranto ( 23/08/2006 07:29)
Betsaka ankia ny olona manao anio toetra ratsy io an, ary tsy indry irery no voan'io fa betsaka ihany koa,fa ny fanafodiny aza de mahatoky namana be firy loatra e,aza de ampahafantarina azy daholy ny fiainana ,fa ny fialonana mazana no mahatonga anio e,misy aza rahavavinao izao de mialona anao de io mifosa sy manaratsy @ olona rehetra io ny ataony ,ka vao maika namana ,hilaina ny namana fa mba fidina ihany izay ho namana e, de fidina ihany koa ny zvt ampahafantarina azy ,
izay fa de mirary antsika ahazo namana tsara daholo e,
6. kolokanto ( 23/08/2006 08:04)
Manao ahoana daholo isika rehetra!
Izaho vale de tena efa tratra toy io mihitsy! Aty Madagasikara aho . Tsy vitan'ny nofosainy fa ny olon-tiako no niarahany avy eo! Namadika tsotra izao izany izy! Ankehitriny ny ankabeazan'ny olona dia tsy mieritreritra ankoatran'ny tenany. Anatra ho ahy izay!Dia nisy olona izay efa lehibe nanoro hevitra ahy hoe: manaova namana fa saingy ny fahatokisanao dia aza omena azy tanteraka. Ny 60 na 70% ihany omena azy fa ny ambiny mba tehirizo ho anao. Amin'izay hoy izy dia tsy tena lehibe loatra le "déception" avy eo!
Dia mahereza e!
7. Fiffi ( 23/08/2006 09:50)
marina io nolazain'i orchidee io satria ny lhl koh manao an'zany ! Fa na izany aza aloha de tena toetra ratsy mihintsy io an!
8. vale ( 23/08/2006 09:57)
(l):-*:-*, saotra betsaka an,zay namaly rehetra teo aloha an(l), tena manome courage fa tena nalahelo mafy aho, tsy nampoiziko mihintsy hoe namana ve mahavita an,zany, misaotra betsaka fa ho anatra ny @ sisa tokoa izany!(l):-*
9. vale ( 23/08/2006 10:05)
Naritsimba>:-*:-* marina ny teninao, tena atao hanatra ny @ ho avy, ary tena zay foana no nataoko zany e(l),fa tena efa lasa lavitra loatra ka aleo mialangalana dia ny mivavaka ho an,zareo mba hiovàny e;-)(l)(l)(l)(l)
10. vale ( 23/08/2006 10:09)
Kolokanto:(l) tena marina aky izany, satria misy ny mihevitra anao ho adala angamba raha mametraka fitokisana tanteraka @, na koa manararaotra izy e, fantany hoe diso tiana loatra izy dia manararaotra,fa tena marina io 60% ihany mihintsy aza sisa ny fitokisako olona (namana!) fa raha misy ny déception dia mba malefaka koakoa! marina izany, misaotra betsaka(l):-*:-*
11. diamondra27 ( 23/08/2006 11:36)
vale: zao ve akia njy vao nahatsapa an'izany?
tsy mandatsa a, fa na any dago de valable io ary za zao efa victime sy vaccinée (depuis que j'étais en classe de 5ème), de nena ny solution : nanao namana lhl fa zareo sady miresaka tsara no mihaino sy ahazoanjy ny secret momba ny lhl; ohatra hoe : fa maninona kay ianao (lhl )no tia an'le sipanao nefa ianao manao sipa hafa any ambadika.... de novaliany io, de haiko le antony.

fa ny lhl tia resaka refa nahazo vhv tany izy de oe: iny efa vitako sns...mifosa

Fa ny namana ange ry vale amiko mila tandremana tsara e! surtout aty france( ohatran'ny sipa intéressée daholo hono ry zareo , surtout le sipakely rehetra ireny ary mety haka ny vadinjy aza izy raha tsy mahay njy, danz be. Izany aloha no henoko @ireo namako lhl eto paris e!oe : sipa intéressée ny sipa ao paris fa tanjemo lisany, de za koa mitandrina be na de tsy concernée aza.
Raha tsy efa fantatra tsara le namana hoe: manana situation stable: asa na fianarana, paps sns de tsy de azo atokisana izay izy. Fa azo alaina namana tsotra fotsiny fa tsy confidente

Tsy ny olona rehetra no tokony hi-confier-na secret akia a! , faly mihaino fotsiny izy de aveo izy mifosa anjy any ambadika fa tsy manampy anjy akory

zay le oe: azo isaina @ ratsatanana ny tena namana

la famille tu la subit fa les amis tu peux les choisir

de zay à toi de jouer à partir d'aujourd'hui

12. vale ( 23/08/2006 11:47)
(l)merci fa tena marina be dôly zany, fa soa fa tsy nisy resaka hoe namadika ny "namako" (lhl) aloha lay izy e, fa na dia izany aza, ireo notanisaiko ireo, marina aky izany diamondra a, ary ny loza koa de le mampiady anao @ ol retreretra,:?, fay ah zay!:wink:(l):-*:-*
13. vale ( 23/08/2006 11:50)
:oops:>>naka na nanodina "ny namako"(lhl) fa diso ny fanazavako eo ambony!:-*(l)
14. vale ( 23/08/2006 11:51)
namadika= na naka zany e!:-*
15. andry08 ( 23/08/2006 11:54)
Azo safisiana na fidiana ny naman fa raha vao be fosafosa sy be fialonana na be kiritiiiika dia hialao fa peste!
16. diamondra27 ( 23/08/2006 11:58)
vale: ka misy manana specialité @io mitsy nge le olona sasany e! mpirahavavy zao aza vitany ny nampiady azy koa!

de aza mino lakolosy tokana ihany koa, de refa tratranjy le olona de lazao directe oe: tsy mety ny nataony.

courage e!de tanjemo @ sisa(surtout raha resaka net fotsiny no mahampinamana anareo)

za aloha naheno hoe: vale hono manja e!de mamadika ve za, sa mifosa? amiko raha positif de tsy mifosa izay;-);-);-)
17. Herimiafina ( 23/08/2006 12:20)
Iza ndary no nampijaly an'i vale ianareo tao? Matiko zay mikitikitika an'i vale ao an! :evil:
Vale: :-*:-* aza mataoutsa akia fa amboarintsika ze be fosafosa ao an! :-*
18. diamondra27 ( 23/08/2006 12:34)
HM:bedy za letia e!:oops: mifona e!
19. mamzelkely ( 23/08/2006 12:54)
ountsôôôô mampanaelo kly ko njy ry vale :-*:-* aza atao makarary fo akia fa bdb ny efa tratran'izany aa :-*:-*
20. Herimiafina ( 23/08/2006 12:54)
Zah sy vale anie efa mpinamana hatrany Dago e! Kony moa vale o? :-D:roll::-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4928