Isika vehivavy foana matetika,,,
41. vale
(
24/08/2006 15:52)
diamondra27:diamondra: tsy voavakinao ve ny nosoratako e, efa impiry mifanazàva de mandray n pardon fona za, fa toa efa toetran,le ol lay ziy ary ny faramparany nanjoha anah zay de nahatsapàko hoe tena adala za fa fantany fa manaiky ny hadisoany foana manaiky ny pardon any fona fa tena tsy zakako ny nataony farany de zay le feno ny siny, C trop fa tsy hoe niangon fa le coup farany SAA DEPASSER LES BORNES! NANARARAOTRA DISO TAFAHOATRA,de zay ny mapalahelo mafy ahy ohatr'izao!!!!!
vale: ok e! za ngah moa nilaza oe: zazakely njy
vady aza mbola mila arovana sao lasan'olona koa:wink::-D:-D:-D
fa izao: mba nisy torohevitra nomena anay ity sao de mahasoa anareo:
aza andrasana ho feno ny vazy vao avoaka ny ao ampo hono fa tsy mety izany. Fa tokony raha vao misy zavatra tsy mety de lazaina tsotra le olona hoe: je n'ai pas compris pourquoi tu as fait ça et ça: hazavao amiko naninona no ni-agir ohatran'izao ianao(satria tsy mitovy le fomba fisainana @olona 2 sy fomba fanao),dia miezaka ny andaniny sy ankilany manazava oe: nataoko zao satria.... donc dialoguer d'abord
43. vale
(
24/08/2006 15:55)
mimich> anisan,ny mpanao an,le toetra ngamba xxx dia manendrikendrika sisa ny ataony e!!
46. nolalaina
(
24/08/2006 16:59)
vale:
nefa mino zah fa misy foana any ho any tena namana fa tsy mpisandoka ho namana e,:?
Misy ka !! zah kou !! :°)
47. andry08
(
24/08/2006 17:03)
Io anie ka tsy ilay hita eny @ sisin-dalana fa rehefa misy fotoana hafa mihintsy dia ho hitanao fa io ilay tena naman , hataovy maro ny sakaiza fa vitsy no azo hatao namana
48. vale
(
24/08/2006 19:05)
Nolalaina:D(l), Andry> misaotra betsaka t@ conseil,fa tena marina zany(l):-*:-*
50. xxx
(
24/08/2006 19:52)
vale:
ory xxx> jamba ngah enao no tsy mahita ireo nosoratako ho an,zay nampahery ahy ireo, sy nandray ny toro-heviny? mahay vava ahoana koa aloha e? enao izao no may vava anamiko eo, avereno kely eto ambany hoe ny phrase nisy an,zany, ary tsikera in no ataoko hoe kivalavala zany? nga tsy fiainana ty tsy mba azo asiana sangy? sa enao tsy zatra misangy ngamba, aokan,zay fa pffff,,ny ol ohatranao izao ndrindra le mpanendrikendrika:evil:, rehefa tsy hampahery de mangina, fa ridicule!!8O8O8O resakeh ahoana ny hafatro8O8O:evil:, tandremo kely fa raha mitohy ny fanendrikendrehanao dia diffamation publik zao ataonao zao an:!:, ka sao dia eny @ fitsaràna vao mahatsiaro tena, enao zao no may vava, jereonao ftsn fa tsisy afatsy tsikera ny ataonao, raha ny fijeriko anao izao dia ol tsy nahita fianarana no tsy ampy éducation! alefaso ihany ze alefanao fa za tsy hisangy @nao an,difamation publika tanteraka izao ataonao izao!hum:evil::evil::evil:
Oudry izay indray no tsy arako so mba avy any ambanivohitra aza vale! ha ha ha inona ary ty !mitandrema marina fa tena lasa mytho toi zany an ! ra tena tsy misangy toi de le oul nahasosotra an'i toi nanao an'i toi ho tohatra fiakarana no rohizo am rojovy de tarito any am kianja malalaka hotsarain'ny fokonolona fa tsy eto no mirediredy lol e mdr mdr matin'ny hehy zah marina maff an !
Tandremo le manao hypocrite fa tsy mety am fiainana an.
Torohevitra mety ilain'i vale : vao misy olona hitanao fa hanao tohatra fiakarana tonga de mitsilanesa @ tany de miahaka eo izy, avy eo mitsangana aingana toi hiakatra aiza kanefa eh avy de fanina midirekta fotsiny mandona rindrina.
Asio tantara vaovao indray fa efa lany tsiro le sujet mamorona ndray hafa de misotra mialoha eh ary mahereza
51. vale
(
24/08/2006 21:26)
tsisy resaka tohatra fiakarana eo, ary rehefa tsy maharaka de mangina, mba menatr'ol! zaà faran,zay olona mankahala ny hypocrisie raha tsy hainao, ary io hypocrisie io no naha-déçue anah, tsy sambatra ve zah rah avy any ambanivohitra? indrisy fa misintona ny rivotra maloton,ny lafrantsa (paris) fa any @nay loha tsy renivohitra e, ka izay indrindra no mampalahelo ahy hoe hafa inahy ny fiainana tsotsotra, zay fa bye enao,zay mampiety ny fiainanao atao , aza de lany andro miditra xxx @ fanasiketaina ol, bye:arrow:
52. vale
(
24/08/2006 21:30)
xx à in ny isaoranao ahy? tsy azoko? hay ve mba mahalala fomba ihany enao io eh? ok, saotra koa e, tafandria mandry, de tohizo tsara ny toetra ataonao io fa tsy de mahasosotra, ndeh mba hianaràko fa toa milay be:-D^:^
bye!
bye!
53. vale
(
24/08/2006 21:35)
ny ol nahasosotra? zah tsy manampotoana hisosorana @ ntsony, efa ampy zay kah!
zà tezitra aminao satry enao mpanendrikendrika, manin aza enao no miafina? tsisy porofo akory hoe le namako toy izao nanaovako resakeh, ssssh, mety mikivala ngamba za ndray2 fa tsy ho lany andro hanendrikendrika ohatranao zao eh!à+ !
zà tezitra aminao satry enao mpanendrikendrika, manin aza enao no miafina? tsisy porofo akory hoe le namako toy izao nanaovako resakeh, ssssh, mety mikivala ngamba za ndray2 fa tsy ho lany andro hanendrikendrika ohatranao zao eh!à+ !
54. vale
(
24/08/2006 21:41)
farany > xx, hay ve izany ny fanao an,ny olona nanao ratsy t@ tena eh, tonga de rojo vy be mihintsy? tsy vitako loha raha izay pratikanao zay eh, ny manam-pahefàna aza tsy masahy manao an,zany olona, mbola manana droit haka avocat aza lay olona ko ze zah tsy mahavita in ty , vendrana ambakain'ol ty ? tsy vitako zany, raisiko ny anatry ny namana etsy ambony izay tena nampahery ahy tokoa hoe> ny famindram-po no hataovy valifaty! vita tompoko!!(l)
56. vale
(
24/08/2006 22:05)
ooops> xxx zà tsy mbola nandefa sujet rediredy teto zany, tsy anisan,ny zavatra mahafinaritra ahy zany, ary rare za mandefa sujet eto, ary in ny mahasempotra an,toi @ sujet- ako alou eh? sa ve troupyn'ny mpanasoketa anahy koa enao e? hummmm
raha mitady sujet valamaty enao dia ho déçue raha miandry an,zany avy aty amiko, satry tsy handany roan-doha @ zany ny aty, ze mapiety2 ny fiainana no atao mahasahirana, sy izay mahafalifaly, nefa moa ny mpisompatra eny ihany ka afaka ny tsy halahelo aiza?
raha sendra cas toa ny manjo anah izao ianao dia ataoko fa tsy maintsy mba hi-réagir ihany, ary AJANONY KALY lay HENDRIKENDRIKA;veloma e! zà koa no toa lany andro @ conseil bidule ataonao eo!hum!!
raha mitady sujet valamaty enao dia ho déçue raha miandry an,zany avy aty amiko, satry tsy handany roan-doha @ zany ny aty, ze mapiety2 ny fiainana no atao mahasahirana, sy izay mahafalifaly, nefa moa ny mpisompatra eny ihany ka afaka ny tsy halahelo aiza?
raha sendra cas toa ny manjo anah izao ianao dia ataoko fa tsy maintsy mba hi-réagir ihany, ary AJANONY KALY lay HENDRIKENDRIKA;veloma e! zà koa no toa lany andro @ conseil bidule ataonao eo!hum!!