Isika vehivavy foana matetika,,,
22. diamondra27
(
23/08/2006 13:49)
vale: za nalahelo fa tsy mba naman'i vale , raha tsy zany de mba narovako koa njy tahaka ny @ fiffi!
anontanio nge izy e!
kyps zao tsy hita intsony
lazao anah zany olona zany ry vale a!(tsy omena en public le anarana an!):wink:
:-*:-*

25. xxx
(
23/08/2006 19:01)
izao ry reto an, ireny le vhv betaraina miseho ho victime ireny matetika no tena mandevin-tay antsalaka sy mpamely ambadika de refa voha avy any de be fendro ho victime.
ra vo le sipa miseho bonaika ireny avy de elao pas :-@

26. vale
(
23/08/2006 19:10)
Herimiafina:HM: taiza indray no nisy an,zany resaka izany?:-D:-D:-*:-*
Zah sy vale anie efa mpinamana hatrany Dago e! Kony moa vale o? :-D:roll::-*
27. vale
(
23/08/2006 19:13)
Diam: efa direkta be mihintsy zao izao koa in indray ny directa miakoantran,zao aky? ny fone alou efa natao, mbola mahita fihatsaram-belatsy fona, efa trop, fô que sa sarète!!:x
28. vale
(
23/08/2006 19:16)
xxx: za izao mitaraina, vao in1 mande fa tsy mbola mitantara n,in n,in h@ zay fa mandefitra foan, zany ny toetrako, fa rehefa tsy zaka tsy maintsy mba mitaraina:!: ary iza ianao io? mahatsiaro visé(e) angaha?:!:
29. vale
(
23/08/2006 19:26)
diamondra27:Diam: saotra aky ah, fa za nge tsy zazakely tsy hahay hiaro tena fa saingy tena vendrana(naîve be) eh,fa zany indrindra ny hanaovako hoe tsy mba mpitaraina izany aho, fa ezahiko vahaina eny foana ny olana fa rehefa feno ny siny tsy maintsy mitaraina, ary za koa nie tsy dia hoe mitaraina araka ny ataony eo ambony eo hoe manao victime (xxx) e, fa mba te hahafantatra na mba misy olona efa voa ohatran,zany koa? satry hoà zah h@zay tsy mbola sendra cas ohatran,zao nanaovan,ny namako ahy izao, raha ny namako (dago) hatrizay, fa izany hoe any @ zay toerana mba misy an,ny tena koa mila namana koa de hay moa tena za indray aza no lasa natao fitaovana mba hanaromany sasany ny toetra ratsy ataony, tsy maninona e, fa fay hoà za zay !! ny aza voany ihany e!
vale: za nalahelo fa tsy mba naman'i vale , raha tsy zany de mba narovako koa njy tahaka ny @ fiffi!
anontanio nge izy e!
kyps zao tsy hita intsony
lazao anah zany olona zany ry vale a!(tsy omena en public le anarana an!):wink:
:-*:-*
Mamzelkely:(l) saotra betsaka aky @ fampaherezana a!:-*:-*
30. vale
(
23/08/2006 19:28)
booboo::lol:, tsy dia any loatra aky tsika booboo ah,:-* fa fay fotsiny zah zay!ihihihi:-*
hihihihihi avoahy zany oul zany dia ombohy e !
31. xxx
(
23/08/2006 19:52)
vale:
xxx: za izao mitaraina, vao in1 mande fa tsy mbola mitantara n,in n,in h@ zay fa mandefitra foan, zany ny toetrako, fa rehefa tsy zaka tsy maintsy mba mitaraina:!: ary iza ianao io? mahatsiaro visé(e) angaha?:!:
So de i vale aza no mahatsiaro visée ! lol
zah tsy nilaza fa ianao le bonaika sy mpamely ambadika sa naninjona nga ny marina.
aza de susceptible tahak'io fa tsy mety ento mora e asio tsiky de ampy fa misosa hoazy io é
tsisy setsoka tsisy afo anky an ! fa diniho tsara kaloha vao mitaraina sady jereo ary fa otsan'ny oe mora tohina be zany vale no sady maivava an
:*:*:*:*:*:*:*:*
32. vale
(
23/08/2006 19:53)
xxx:ooops, nisy fahamarinany kely ihany ny teninao hoe rah vô le miseo ho bonaika reny, satry izay mihintsy no nahazoany ahy:roll::-D:-D
izao ry reto an, ireny le vhv betaraina miseho ho victime ireny matetika no tena mandevin-tay antsalaka sy mpamely ambadika de refa voha avy any de be fendro ho victime.
ra vo le sipa miseho bonaika ireny avy de elao pas :-@
Zà klou tsy bonaika kosa e:-D, sa ve zà bonaika:roll: :idea: fa tena déçue za io eee,malahelo koh!!olmbel de mba malahelo ihany rehefa tsy zaka intsony ny olana koh,
33. vale
(
23/08/2006 19:59)
xxx:ô ry xxx< à? za tsin mitaraina eto koh, tsy hatsapa visée eh!!hummmmm, fa iza aloha enao e? tsy hitanao manko izany hoe raha nampoizina ho may ve ny trano tsy efa nafindra ny entana, HUM:!:
izao ry reto an, ireny le vhv betaraina miseho ho victime ireny matetika no tena mandevin-tay antsalaka sy mpamely ambadika de refa voha avy any de be fendro ho victime.
ra vo le sipa miseho bonaika ireny avy de elao pas :-@
y a pa 2 fumé ss feu ka zay oe rehefa nandinika aho dia mety iray @reo voalazan,ny namana eo ambony ireo, mety misy zvt tsy hariny aty amiko dia izay ilay feu,oooops:lol:,:x saotra nampisinda klou eh:!::!::!:
34. vale
(
23/08/2006 20:02)
xxx::xity nosoratànao ty no tiko valiana io ambony io! suscp taiza ndray aloha za e, hummmmmmmm:!::!:
vale:
xxx: za izao mitaraina, vao in1 mande fa tsy mbola mitantara n,in n,in h@ zay fa mandefitra foan, zany ny toetrako, fa rehefa tsy zaka tsy maintsy mba mitaraina:!: ary iza ianao io? mahatsiaro visé(e) angaha?:!:
So de i vale aza no mahatsiaro visée ! lol
zah tsy nilaza fa ianao le bonaika sy mpamely ambadika sa naninjona nga ny marina.
aza de susceptible tahak'io fa tsy mety ento mora e asio tsiky de ampy fa misosa hoazy io é
tsisy setsoka tsisy afo anky an ! fa diniho tsara kaloha vao mitaraina sady jereo ary fa otsan'ny oe mora tohina be zany vale no sady maivava an
:*:*:*:*:*:*:*:*
35. mimich
(
24/08/2006 07:24)
xxx:
izao ry reto an, ireny le vhv betaraina miseho ho victime ireny matetika no tena mandevin-tay antsalaka sy mpamely ambadika de refa voha avy any de be fendro ho victime.
ra vo le sipa miseho bonaika ireny avy de elao pas :-@
raha tena vhv tsy mifendro sy tsy be taraina ianao dia misehoa fa aza miafina ao anaty xxx
36. diamondra27
(
24/08/2006 07:50)
vale: ok e! za ngah moa nilaza oe: zazakely njy
vady aza mbola mila arovana sao lasan'olona koa:wink::-D:-D:-D
fa izao: mba nisy torohevitra nomena anay ity sao de mahasoa anareo:
aza andrasana ho feno ny vazy vao avoaka ny ao ampo hono fa tsy mety izany. Fa tokony raha vao misy zavatra tsy mety de lazaina tsotra le olona hoe: je n'ai pas compris pourquoi tu as fait ça et ça: hazavao amiko naninona no ni-agir ohatran'izao ianao(satria tsy mitovy le fomba fisainana @olona 2 sy fomba fanao),dia miezaka ny andaniny sy ankilany manazava oe: nataoko zao satria.... donc dialoguer d'abord

37. xxx
(
24/08/2006 09:34)
mimich, vale :Zah kalongany de xxx hafa fa tsy xxx efa teo akory so de av de torahan'i toi lama razoara ny bandy fa tena to le sipa mtaraina njay no manjangboul, zao no mba anatsin'ny bandy oa : io kalongany de droit ni toi ny mitaraina, droit toi ny mampiasa psedo bobaka be ooatsa, droit ny toi ny may vava fa mba henoy ny anatsin'ny sasany f'aza be mokony sy be famalina oua:}, efa hoe toray vonikazo sy tsiky arakin'ny kozin'i xxx raika iry izy de mitsotsotsa doly ny ozatra retsa.
de ny mikasikan'ny fianan'i toi njay aza tantaraina intsony am ny oul fa enrezistreo am ny manetofona refa mba tena mideborda ny atezerana ka te hamoaka zay tsy zaka.
le toatsa fekarana njay tonga de omeo echelle le toatsa avo be ireny izy de tonga saina de avela hiakatsa seule eo de tazano lavitsa fotsiny de iomezo.:lol:
tanjemo koa nefa ny bevinanaka fa nareo sipa to manana 6eme sensa zan doly.
mba namaky ny kritikan'i vale zao ny bandy any @ sary any to kivalava be na ny mesazin'ny vale aza to tsy de misy ho vakiana lotsany fa resakeh ka le mpanao resakeh lava ireny ange ry Vale refa tsy maita ho resahina intsony de mamorona valamate e :-P
tanjemo so de lasa mythomane njy zay vo tena gravy tsy avotsa ntsony fa kikisana am messieur propra le be muskleh be iny vo hadio:evil:
:}

39. vale
(
24/08/2006 15:35)
ory xxx> jamba ngah enao no tsy mahita ireo nosoratako ho an,zay nampahery ahy ireo, sy nandray ny toro-heviny? mahay vava ahoana koa aloha e? enao izao no may vava anamiko eo, avereno kely eto ambany hoe ny phrase nisy an,zany, ary tsikera in no ataoko hoe kivalavala zany? nga tsy fiainana ty tsy mba azo asiana sangy? sa enao tsy zatra misangy ngamba, aokan,zay fa pffff,,ny ol ohatranao izao ndrindra le mpanendrikendrika:evil:, rehefa tsy hampahery de mangina, fa ridicule!!8O8O8O resakeh ahoana ny hafatro8O8O:evil:, tandremo kely fa raha mitohy ny fanendrikendrehanao dia diffamation publik zao ataonao zao an:!:, ka sao dia eny @ fitsaràna vao mahatsiaro tena, enao zao no may vava, jereonao ftsn fa tsisy afatsy tsikera ny ataonao, raha ny fijeriko anao izao dia ol tsy nahita fianarana no tsy ampy éducation! alefaso ihany ze alefanao fa za tsy hisangy @nao an,difamation publika tanteraka izao ataonao izao!hum:evil::evil::evil:
40. vale
(
24/08/2006 15:45)
xx: hum mpanao resakeh, in zany resakeh?8O8O sssss, tena olona mpanendrikendrika raha ianao:{ , tsy mahalala fomba, surveil un peu ton language!:evil::evil::evil: mety enao io ngamba anisany ray tsikombakomba nahazoako olana ka tena tezitra mafy amiko de mamorona, mangina rehefa tsy hampahery! aza manao xx raha milaza ny marina e, za nge tsy hanaikitra anao e:-Dpffffff