Opposition AVI sa TIM?

1. saho ( 12/08/2006 10:10)
Ahoana indray ianareo raha hanaovana analyse @ resaka fomba fiasa ireo roa tonta ireo...

Raha tsy misy opposition toa AVI aloha dia handresy foana ra-Tim moa lasan'ny partie sasany ny vato raha tsy mahay ny mpifidy...

Ny ahy aloha dia tena ity Asa Vita no Ifampitsarana ity no tena voako satria ny Asa no voalohany hitarihana ny vahoaka malagasy. Ny asa no ivelomana ary miainga @ asa daholo ny resaka rehetra eo @ firenena iray. Izany akory tsy hoe tsy hitiavana ny sasany fa tokony hanana ny safidiny daholo ny tsirairay.

Raha mba manana tranonkala io partie AVI io dia mba hilazao aho ry zareo...
Tokana ihany ny safidy Vive AVI!!!Ela velona Ratsirahonana !!!
répondu par prime le 12/09/2006 15:31
2. Fiffi ( 12/08/2006 10:56)
saho:
Izany akory tsy hoe tsy hitiavana ny sasany fa tokony hanana ny safidiny daholo ny tsirairay.
Tokana ihany ny safidy Vive AVI!!!Ela velona Ratsirahonana !!!
nga moa nisy nanery hoe tsy maintsy ra-anona fidiana ? ny anao zany Ratsirahonana de ny an'ny hafa Ravalomanana , de ny an'ny hafa hafa koh!


3. betay78 ( 12/08/2006 11:57)
ny anay ravalomanatsirahonana.
4. betay78 ( 12/08/2006 12:10)
ilay ravalo moa izany no tompon'ilay osina tiko'ary raha io no tompony tsy mifidy an'io aho t@nisy gasy tonga taty t@ roa taona nitondra ronono @sachet hoe glou-glou tena narary ny kibonay nisotro an' ilay izy.
5. Fiffi ( 12/08/2006 12:12)
6. hery ( 12/08/2006 13:18)
raha mipetraka aty andafy i betay78 dia tsy afaka mifidy kah :-)

mbola hitohy ihany ny aretin-kibo :-D
7. miangalyandria ( 12/08/2006 14:12)
ka aiza kosa moa no tsy harary kibo ry betay koa tapaka anie ny chaîne de froid e ! toi koa :-D
8. betay78 ( 12/08/2006 17:07)
tena marina mihintsy izay.
9. Fiffi ( 13/08/2006 15:17)
10. fijo ( 15/08/2006 21:02)
efa hay fa tapaka ny zohin'ny hatsiaka nefa mbola sotroina ihany le ronono ,ko aiza no tsy harary kibo.
sady raha le "t.y be"ao ve no mifangaro ronono tsy hivalana.
11. mandrindra ( 16/08/2006 08:36)
saho:

Ahoana indray ianareo raha hanaovana analyse @ resaka fomba fiasa ireo roa tonta ireo...

Raha tsy misy opposition toa AVI aloha dia handresy foana ra-Tim moa lasan'ny partie sasany ny vato raha tsy mahay ny mpifidy...

Ny ahy aloha dia tena ity Asa Vita no Ifampitsarana ity no tena voako satria ny Asa no voalohany hitarihana ny vahoaka malagasy. Ny asa no ivelomana ary miainga @ asa daholo ny resaka rehetra eo @ firenena iray. Izany akory tsy hoe tsy hitiavana ny sasany fa tokony hanana ny safidiny daholo ny tsirairay.

Raha mba manana tranonkala io partie AVI io dia mba hilazao aho ry zareo...
Tokana ihany ny safidy Vive AVI!!!Ela velona Ratsirahonana !!!


raha resy lahatra tanteraka toy izao amin'io antoko io ianao, maninona moa raha vondroninao ireo izay resy lahatra rehetra dia amin'izay ianareo manangana tranokala ahafahanareo mampita izay hevitrareo. izay angamaba no atao hoe asa, izay vita no hifampitsarana e:wink:

12. prime ( 16/08/2006 14:28)
:lol::lol:
13. fijo ( 16/08/2006 21:58)
oka letsy mandrindra an.
14. prime ( 17/08/2006 07:50)
Ny fivakian'ny firaisan-kinam-pirenena no lalana iray mety hahalavo ny tim nefa toa sarotra inoana izany... asa aloha...:°)
15. rabaradaka ( 17/08/2006 10:18)
Ny AVI sy ny TIM dia mpirahalahy mian'ala fa ankehitriny kosa dia tsy fantatra izay hiseho. Ahitsio kely ny analyse fa tsy mbola nilaza hirotsaka akory dadatoa Ratsirahonana sy dadatoa Ravalomanana. Diso ny filazanareo hoe hifidy an-dranona na ranona sa ianareo kosa efa hifidy an-dRatsiraka mianakavy sy ry Pety ? Asa alha fa nareo zany
16. mandrindra ( 17/08/2006 11:16)
fijo, mba hevitra lesy ny ahy no arosoko sao dia mahasoa ny sasany a. ity resaka internet internet io anie ka navesa danja mihitsy tamin'ny korontana 2002 e.
17. prime ( 17/08/2006 13:00)
rabaradaka> ra8 no lany eo... ratsirahonana no hahalany azy...:lol:
18. vetsoko ( 17/08/2006 15:10)
mampalahelo be i saho fa tratran'ny angaredona, na izany aza mazotoa ry se a! mino za fa se démocrate kokoa
19. saho ( 18/08/2006 12:39)
vetsoko> misaotra anao mba manana fihevitra democrate ianao...dia mitovitovy isika izany.

Mbola ela ny gasy vao handroso satria toa hitako mivoana be ilay hevitry ny sasany...

Fifidianana eo @ firenena iray dia manana lanja lehibe tokoa eo @ vahoaka mpifidy ka raha ny tompony aza no tsy ho tia dia iza indray no hankato izany.

Fa soa ihany aloha fa tsy mitovy ny toe-politika any Congo ny any Mkara fa mbola matory daholo ny gasy sasany noho ny hanoanana sy ny fitadiavana...

Ela velona madagasikara mbola hivoaka @ fahantrana!!

20. rabaradaka ( 18/08/2006 13:53)
Eny e, Ravalo no ho lay eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2823