Opposition AVI sa TIM?
21. mandrindra
(
18/08/2006 22:22)
saho, vetsoko, mba hazavao hoe ny mahahevitra demokraty ny anareo azafady
22. saho
(
19/08/2006 17:27)
Ny maha-democrate ahy ohatra dia ny fanehoako hevitra malalaka miainga @ olona tsotra toa ahy ary iny akory tsy hoe didy jadona fa fanehoana hevitra fotsiny izany...
Dia ny fomba fiadiana hevitra koa samihafa be ilay niveau d'onde ka hafa ny miresaka @ olona nahita sy nandia fianarana ambony sy lalina kokoa toa izay miteniteny foana tsy misy azo raisina ny sasany.
Tsy hoe manambany aho fa ilaina ny competence na hoe fahaizana manadiady ny resaka.
Ohatra aho mampiditra hoe Asa no tena votoatin'ny toekarena rehetra miala eo @ toerana iray...
Asa administratif (privee, sy fanjakana)
Asa fambolena
Asa dokotera
Asa fitaterana
Asa politika
Asa miaramila sy polisy
Asa directeur
Asa mpamokatra filana isan'andro (Mpivarotra sy mpamatsy)
Asa fanamboarana trano
Asa fanamboarana lalana
Asa ara-tsosialy
Asa mpikaroka
Asa mpampianatra isankarazany (Sekoly ambaratonga samihafa ka hatrany @ ambaratonga ambony)
Asa eny @ indostria mpanodina sakafo,akanjo, kiraro)
Asa fanamboarana sambo be
Asa famokarana herin'aratra
Asa ao @ banky
Asa mahaleo tena
Asa rehetra tsy voatanisa...
Izay no entina hialana voalohany @ fahantrana ary ny fintsinjarana ny vola misy eo @ firenena iray no azo lazaina hoe mampahantra ny firenena iray na tsia fa arakaraky ny fitsinjarana no hahafahana miady @ fahantrana. Raha 100% akapobeny dia any @ 0,0001% ve no karaman'ny olona nahavita fianarana ambony be...izany tsara kokoa raha ianao mihitsy no mitantana satria mampiditra ny fahaizanao mitantana izay nianaranao....
Ahoana mazava ve ny soratro ry mandrindra hoe inona no atao hoe demokrasia? Avy @ safidim-bahoaka no antsoina hoe demos

23. madera2
(
20/08/2006 13:27)
ekena ny hevitrao nefa ny lazaiko minao fa maro ny candida teo aloha milaza zavatra tsara nefa tsy misy tanteraka akory izany ka tsy misy mahafantra izany asa vta ifampitsarana izany na ho vita tokoa, misaotra eeeh
24. prime
(
21/08/2006 14:48)
saho> demokraty an:lol:... fa ny hevitra repoblikana izany ahoana? tsy ilaina ve?:°)
25. mandrindra
(
21/08/2006 15:06)
saho, raha namaky ny fifanankalozankevitra teto aho dia toa ianareo sy vetsoko tsinona no milaza ho demokraty ka izay no nahatonga ny fanontaniana nipetraka. araka ny hevitrao demôkraty ve izany aho sa tsia?
mahafinaritra ny fanehoankevitra nefa toa ohatran'ny hoe misy mifanohitra. ny mifanohitra hitako dia toa milaza ianao hoe tsy dia tsara loatra ny mifanakalo hevitra aminay izay tsy dia nahita fianarana, nefa ny demôkrasia dia lazainao fa safidimbahoaka. sa tsy vahoaka izay tsy nahavita fianarana ambony. mba hazavao hoe, na ahitsio raha diso ny hevitro.
ireo karazan'asa rehetra lazainao ireo dia tsara avokoa. tsara ny fitanisana fa mba ahoana kay ny fanatanterahana?

26. prime
(
22/08/2006 10:42)
saho:Fitsinjaràna ny vola no mampahantra na tsia, izany ve no fanazavàna ara-ekônômika mikasika ny fahantràna na tsia? Toa tsy izany kanoooh... Mila hazavainao kokoa fa toa hafahafa...
NY ASA no entina hialana voalohany @ fahantrana ary ny fintsinjarana ny vola misy eo @ firenena iray no azo lazaina hoe mampahantra ny firenena iray na tsia fa arakaraky ny fitsinjarana no hahafahana miady @ fahantrana. Raha 100% akapobeny dia any @ 0,0001% ve no karaman'ny olona nahavita fianarana ambony be...izany tsara kokoa raha ianao mihitsy no mitantana satria mampiditra ny fahaizanao mitantana izay nianaranao....
vetsoko> fa inona no atao hoe demokraty aminao?
27. saho
(
22/08/2006 13:08)
Mandrindra> Ny firenena mbola andalam-pandrosoana dia tsy ampy fahalalana loatra eo @ sokajy misy ny vahoaka ka ny tiako ampitaina io dia @ firenena efa mandroso, izany hoe safidim-bahoaka @ firenena mandroso dia mandeha tsara @ demokraty fa ny firenena andalam-pandrosoana dia mbola lavitra be vao tena tanteraka ilay atao hoe safidim-bahoaka kanefa na dia izany aza mba misy olona competent ihany ao @ ireo vahoaka ao aminy ireo fa vitsy isa...
Prime> raha eo @ resaka ara-ekonomika dia ny fitsinjarana ny vola am-pelatanana no tena zava-dehibe ka io koa arakaraky ny entana misy. Raha entana vokatry ny tany fotsiny dia tsy dia misy valeur firy hany koa ny vola manjary tsy misy valeur loatra. Ka ny fitsinjarana tiako lazaina dia @ ireo asa ireo raha atao ny fifandanjana dia ny asa indostrie mpamokatra entana lafo vidy tsy misy any Mcar fa vokatry ny tany no betsaka any...toa ny vanille, litschis,cacao, cafe, coton...izany hoe matiere premiere no tena betsaka any Mcar...Ny logistique any amintsika anefa dia efa eo am-piadalana izao satria efa vita ny presque lalana natao hifamoivoizan'ny entana samihafa...ary ao anatin'io entana io koa ny resaka touriste...betsaka ihany koa ny vola miditra @ touriste...sarotra anefa no milaza eto ny atsipiriany...
Ny fitsinjarana ny vola eo am-pelatanana sy ny lanjan'ny entana mora na lafo vidy no hahafahana milaza ny fahantrana na tsia. Raha mbola tsy mamokatra toa ireo firenena ao anatin'ny G8 isika dia mbola sokajiana firenena mahantra...ka izay no lazaiko hoe mbola ela dia ela vao lasa hivoaka @ izany fahantrana izany isika raha tsy tena mivoatra be ny fomba fahaizana hampidirana na hisian'ny entana hahafahana hahazoana hetra eo @ resaka fidirambola...
Azonao @ izay ilay fitsinjarana ry prime a!
Entana lafo vidy=vola am-pelatanana io no azo hisokajiana ny firenena hoe mahantra sa eo ho eo sa dia efa firenena mandroso
Lava be Oh!La!la

28. prime
(
22/08/2006 13:25)
saho> azoko ny tianao ambara dia misaotra indrindra...
dia ahoana indray ary ny hanazavanao an'ireny "indicateurs" ireny? ny PIB, PNB, rehefa avy manao an'ireny "évaluation économique" rehetra isaky ny foto-drafitr'asa ireny? EMEP, CVM, CH, CT sns... I Chine ankehitriny toa mbola mivelona @ entana moravidy eran'izao tontolo izao nefa izy izao no firenena faha 6 eran-tany ara-toekarena, hisongona an'i Angletera hono izy raha izao fandrosoany izao @ 2008 ka ho lasa faha 4?

29. mandrindra
(
22/08/2006 14:39)
saho, raha tsy mety amin'ny firenena mahantra ny demôkrasia, inona izany no mba mety ho azy ireo?
30. saho
(
22/08/2006 15:22)
Prime>Ny resaka indicateur toa ny PIB aloha izao no raisiko akaiky. Isika angamba raha misy dia misy 180€ fotsiny ny karama isan-taona...loza fa farany izay ambany indrindra io raha karama ouvrier...Ny vola vahiny dia tena miditra mihitsy any amintsika na resaka fanampiana trosa tsy misy zanabola io avy @ banque mondial na vola vahiny entin'ny touriste. Ny fintsinjarana ireny anefa be dia be ny olona na vahoaka malagasy mbola tsy ampy fahalalana na fahaizana direct mahafantatra izany. Io PIB io tokoa no tena indicateur hilanjana ny vola sy entana mifamoivoy eo @ firenena iray...ary hahitana taratra hoe ahoana ny influence ny avy any ivelany. Na resaka fifandraisana olona mandefa vola avy any ivelany na olona mampiditra entana avy any ivelany na ny fidiran'ny vola vahiny avy any ivelany...Izany hoe ny fifamoivoizin'ny entana sy vola miditra sy mivoaka eo @ firenena iray...Izany anefa dia tsy hilazana fa tsy mifandray @ izany ny tany andalam-pandrosoana, matetika dia misy fisehoany daholo ny firenena tsirairay...
Mandrindra> Tsy hoe ny lafiny rehetra eo @ sehatra samihafa misy no tsy hahitana demos any @ firenena andalam-pandrosoana fa ny sehatra sasantsasany ihany...izany hoe demos 10% raha hisy...fa tsy 100%...Sarotra tokoa ny famaritana ny firenena andalam-pandrosoana ka izay ohatra no hisian'ny fahalafosan-javatra maro be satria tsy ampy ny fahaizana hisian'izany. Ohatra hoe eo @ resaka sante ohatra dia any amintsika be dia be ny matiere premiere momba ny fanafody fa ny indostrie manodina azy no tsy dia manao fikarohana be loatra noho ny tsy fisian'ny mpikaroka ary koa @ sehatra vola hanaovana izany...hany ka raha tsy misy ny fahampiana sy ny firafitry ny zotran'ny fanafody ho be dia be dia lasa crise ilay izy ary dia be ny marary tsy voavonjy satria tsy misy fanampiana izany ny rafitra politika...Izany hoe be dia be ny matiere misy entina hiaingana ao Dago saingy tsy misy ASA ary ny Mpampiasa koa angamba tsy misy ary toa tsy misy koa angamba ny tompon'Andraikitra mandray anjara @ io sehatra ASA ara-pahasalamana io fa matimaty ny malagasy indrindra fa toa be dia be ny tanora maty tsy voavonjy...
Ny sahaza ny firenena mahantra dia demokrasia miainga @ fahaizana tia manadiady sy mianatra be ary mikaroka...Izany hoe rehefa mahay ny vahoaka dia mandeha ho azy ny demos...
Ny momba ny Chine indray dia ny entana vokariny dia ratsy ny Norme misy ao aminy, izany hoe ratsy qualite be ary mora vidy be...izy koa dia miisa amina Milliard ny mponina ao aminy ary dia be dia be no karama ambany be ary rehefa miditra sehatra iraisam-pirenena ny entana vokariny dia ny firenena mahantra toa ny Mcar no mpandray ny entana vita sinoa. Mora vidy no ratsy qualite. Ohatra hoe mividiana ianao kiraro vita sinoa sy kiraro vita germany na italy fa dia ho hitanao fa mora simba ny vita sinoa....Tsy mandray entana avy any Chine ny firenena mahavita qualite norme iraisam-pirenena...

31. fijo
(
22/08/2006 23:50)
saho,milaza enao ery ambony ery fa:"raha entana vokatry ny tany fotsiny dia tsy misy valeur firy"
tsy mazava amiko io,satria new zeland sy ireland dia mivelona amin'ny vokatry ny tany,nefa dia tafita tsara?????sa za tsy nianatra ekonomia no tsy ahaizako izany?

32. saho
(
23/08/2006 08:19)
Fijo> ny momba ny vokatry ny tany aty Europe ohatra dia asiana subvention ary dia mora ihany ny famarotana izany eny @ supermarche...
Ny new zeeland indray dia pays fandehanan'ny touriste no fahalalako azy sady efa mandroso be izy io @ resaka ecologie touristique, ary ny resaka ecologie ao aminy dia tena misongadina satria izay no tarigetran'ilay firenena...
Miankina @ mpitondra sy ny fahaizany daholo ny zavatra eo @ firenena iray

34. vetsoko
(
24/08/2006 11:27)
demokraty toetra no tiako tenenina fa tsy démocrate firehan-kevitra na antoko,misy mamaly mantsy ery ambony hoe d ahoana ny repoblikana ?????hitako mihintsy i saho fa posé,calme,serein mi-illustrer tsara ,tsy maneso,tsy mi insulter fa maneho hevitra
35. prime
(
24/08/2006 12:21)
Izaho no nanontany an'io mba hampisy tsiky2 an'i saho fa tsy noraisiny moa ilay izy...
vetsoko> Fa mbola tsy mamaly foana ianao hoe inona ilay demokraty toetra fa tsy mazava...:lol:

37. Fomena
(
28/08/2006 09:15)
Ka ny demokraty toetra izany tsy misy kosa e, raha io no tiana lazaina, fa tonga dia azo lazaina fotsiny hoe, mazava saina, tia filaminana, manaja ny hafa i saho raha ny fijerin'i vetsoko...sns fa ny demokraty izany zavatra hafa mihitsy...
38. prime
(
28/08/2006 11:26)
Fomena> mitovy hevitra tanteraka ny tenanay, fa inona no demokraty ry fomena???:lol:
39. fijo
(
29/08/2006 21:46)
saho ,fa aza hadino,fa ny fiompiana no nentin'ny NEW ZELAND nampandroso ny fireneny.ka tsy azo lazaina fa tsy misy valera izany io
40. prime
(
30/08/2006 10:19)
Ny avi sy tim aloha dia kitapo iray fonosana ihany raha ny fahitako azy e...