Opposition AVI sa TIM?
42. prime
(
31/08/2006 12:34)
Fa izay tafiditra @ 2รจ tour eo (ra8 na i ratsirahonana) no tohanan'ny iray tsy tafiditra... nefa mbola favori foana ny iray... he!he!he!
43. fijo
(
01/09/2006 22:25)
izay aloha dia efa mazava be mihintsy ,fa hifanohana ireo.
ny olan'ny mpanohitra anie letsy dia ry zalahy tsy mba manana olona manolotra hevitra misongadina e.ny azy toa izay tia kotaba ihany no tena arosony,hany ka leo ny pokona
ny olan'ny mpanohitra anie letsy dia ry zalahy tsy mba manana olona manolotra hevitra misongadina e.ny azy toa izay tia kotaba ihany no tena arosony,hany ka leo ny pokona
44. prime
(
04/09/2006 11:05)
Misy milay ihany @ ireo fa ny tena hitako tsy mahalasa lavitra an'ireo dia ity resaka tribalisme ity... Efa hita fa tsy nety ny G17, dia G5 indray no asisika... d ny eo ihany no eo... nefa raha tehahomby eto Dago d aza manambany merina...
45. saho
(
04/09/2006 11:33)
Samy gasy daholo na avy any Diego toa Zafy Albert, na ireo avy any Tulear fa dia ahoana ary ny malagasy samy malagasy no mifampamely kanefa dia tsy ho aiza fa eo ihany sa dia voa ny fomba colonisation ny morale...Efa taona 2006 ve dia mbola hisy romborombo foana, tena tsy hahavitana ninoninona io romborombo io fa tokony ho henjehina na ngadraina izay manakorontana ny tany milamina...
Karazana hetsika terroriste ihany tsinona ilay haine izany hoe tsy fitiavana ho manaiky fa tena tsy manara-dalana...
Aiza daholo ny mpitandro filaminana rehetra...Izay mandrembiremby ny morale misy ohatra foko ampiadiana dia tokony ngadraina fa manenlingelina na alefa any Anjanamasina ho tsaboina fa marary saina...
Oh! La!La

47. fijo
(
06/09/2006 21:00)
ka le izy aloha tsy ny gasy rehetra no voasarika e,fa le vitsy azon'io maneno be .