namana vaovao
1. Fiffi
(
10/08/2006 17:39)
hihihihi somary gaga be zah nahita an'ireto namana vao2 ireto an! heu... tongasoa aloha ianareo !
sera15 (10/08/2006)
sera14 (10/08/2006)
sera13 (10/08/2006)
sera12 (10/08/2006)
sera11 (10/08/2006)
répondu par arson le 17/08/2006 06:50
7. pissoa
(
10/08/2006 18:19)
Vale an - rehefa vao miditra dia toa vide foana ka :)
Fiffi - hafahafa marina :roll::-D:-D:-D
Fiffi - hafahafa marina :roll::-D:-D:-D
9. vale
(
10/08/2006 19:45)
Fiffi: 5 marina!:-D:-D:-D
Pissoa: oops:D, :Dtondé niarahaba antsika zany ry zareo:°):wink::wink:
Pissoa: oops:D, :Dtondé niarahaba antsika zany ry zareo:°):wink::wink:
11. diamondra27
(
11/08/2006 05:57)
za mbola tsy nahita an'izany
de kyps koa namana vaovao nefa efa be isa sahady , hummmm mampieritreritra an!
de kyps koa namana vaovao nefa efa be isa sahady , hummmm mampieritreritra an!
13. Fiffi
(
11/08/2006 06:22)
diamondra: be isa sahady ahoana akia zany ?
arson: harary kibo vao maraina eo tapaka ohatra'zao ny tsinainao an! :-D:-D
arson: harary kibo vao maraina eo tapaka ohatra'zao ny tsinainao an! :-D:-D
14. mamzelkely
(
11/08/2006 06:41)
fiffi aa jereo tsara ange manaova recherche hoe" sera1" de ahita njy fa 1 juskà 15 misy ao ra ts efa vôfafa aaa:-D:-D
15. mamzelkely
(
11/08/2006 06:45)
kay ts nety trony le izy fa vôfafa angamba ry zareo fa za ko efa nahita an'io nanomboka tany am sera2 jusk'à 10 angamba izy zay :-D:-D
19. sarobidy
(
17/08/2006 06:36)
De inna mou no tiany atongavany am le sera 1à 15 sa de zay fotsiny , mampimé mampitolagaga ihany izy zany.