namana vaovao

1. Fiffi ( 10/08/2006 17:39)

hihihihi somary gaga be zah nahita an'ireto namana vao2 ireto an! heu... tongasoa aloha ianareo !

sera15 (10/08/2006)
sera14 (10/08/2006)
sera13 (10/08/2006)
sera12 (10/08/2006)
sera11 (10/08/2006)


novalian'i arson ny 17/08/2006 06:50
2. cutie ( 10/08/2006 17:59)
:-D:-D:-D:-D
mahitahita koa njy
3. Fiffi ( 10/08/2006 18:09)
:-D:-D:-D:-D
4. vale ( 10/08/2006 18:10)
:-D:-D:-D:-D, ary toa vide be ny momba anazy 4?:roll::°)
5. Fiffi ( 10/08/2006 18:11)
vale: 5 akia fa tsy 4 an! :-D:-D:-D
6. cutie ( 10/08/2006 18:15)
:-D
7. pissoa ( 10/08/2006 18:19)
Vale an - rehefa vao miditra dia toa vide foana ka :)

Fiffi - hafahafa marina :roll::-D:-D:-D
8. Fiffi ( 10/08/2006 18:24)
:-D
9. vale ( 10/08/2006 19:45)
Fiffi: 5 marina!:-D:-D:-D
Pissoa: oops:D, :Dtondé niarahaba antsika zany ry zareo:°):wink::wink:
10. Fiffi ( 11/08/2006 04:43)
hihihihi tsara kah! tonga de :) de ampy zany !:)
11. diamondra27 ( 11/08/2006 05:57)
za mbola tsy nahita an'izany

de kyps koa namana vaovao nefa efa be isa sahady , hummmm mampieritreritra an!
12. arson ( 11/08/2006 06:15)
:-D:-D:-D:-D:-D tena ampome be tokoa !sady mifanesy tsara mitsy.
13. Fiffi ( 11/08/2006 06:22)
diamondra: be isa sahady ahoana akia zany ?

arson: harary kibo vao maraina eo tapaka ohatra'zao ny tsinainao an! :-D:-D
14. mamzelkely ( 11/08/2006 06:41)
fiffi aa jereo tsara ange manaova recherche hoe" sera1" de ahita njy fa 1 juskà 15 misy ao ra ts efa vôfafa aaa:-D:-D
15. mamzelkely ( 11/08/2006 06:45)
kay ts nety trony le izy fa vôfafa angamba ry zareo fa za ko efa nahita an'io nanomboka tany am sera2 jusk'à 10 angamba izy zay :-D:-D
16. Fiffi ( 11/08/2006 10:30)
mamz: sera de 1 à 15 ? :roll:
17. mamzelkely ( 11/08/2006 10:31)
mahagaga eee:-D
18. Fiffi ( 11/08/2006 12:21)
ié!:-D
19. sarobidy ( 17/08/2006 06:36)
De inna mou no tiany atongavany am le sera 1à 15 sa de zay fotsiny , mampimé mampitolagaga ihany izy zany.
20. arson ( 17/08/2006 06:50)
sarobidy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1278