Fromage de tête.

1. Herimiafina ( 05/08/2006 17:56)
Te hanamboatra aho fa mba atoroy re e!
Dia mba hatoroy koa hoe aiza no misy tete de cochon fa zah tsy mahita! Kony? :miam:
répondu par mandrindra le 25/08/2006 11:11
2. simplex ( 05/08/2006 18:00)

t@ za mbola kely de refa maditra de ataon'neninay foa "cochon"
sao de mba ny lohako no tedavian'lah :-D:-D:-D:-D:-D
3. Herimiafina ( 05/08/2006 18:01)
Mety ve raha afangaro anana leity? hehehehe:-D
4. Vaika ( 05/08/2006 18:06)
Any amin'ny grande surface rayon boucherie no atao ny commande amin'ilay lo'ks de avy eo i toi mi-récupra fotsiny.
Dia haingana ianareo ze mahay an'ilay fromage de tête fa efa maika izahay hanamboatra sy hikaly !:miam:
5. simplex ( 05/08/2006 18:06)

asiana sosy lesy de atao anaty congelateur ah :-D:-D
6. vale ( 05/08/2006 18:08)
:-D:-D:-D
tsaramaso aza kouuuuuu:-D:-D
:miam::miam::miam::miam:
7. Vaika ( 05/08/2006 18:18)
HM : ity fotsiny no fantaro hoe : sel nitrité fa tsy sira mahazatra no atao amin'ny dia mivoaka tsara ilay lokony ohatran'ny mavokely iny. Miammmmm!
Tsy misy anana izany kosa aloha ilay izy fa ohatran'ny tsy miady amin'ny pi zany anana izany kle !
8. pissoa ( 05/08/2006 18:20)
simplex:


t@ za mbola kely de refa maditra de ataon'neninay foa "cochon"
sao de mba ny lohako no tedavian'lah :-D:-D:-D:-D:-D
=))=))=))
HM io nge mihinan'olona e :P
9. booboo ( 05/08/2006 18:38)
tsy tiako io raha iraika io (ilay fromage de tête a )
10. cutie ( 05/08/2006 18:48)
vo tsy ela nefa za no nihinana :miam:
11. diamondra27 ( 05/08/2006 19:54)
vaika, HM: 'zao an! omeko ihany ny re7 fa tsy tsara @ fahasalamana hono ny henakisoa an!


de zao izany e!


alaina le lohakisoa de sasana aloha de alàna le volotsofiny raha tsy afaka tsara, de aveo andrahoina anaty rano mafana mangotrakamisy sira , de arakaraka ze itiavanareo azy no analàna azy eo @ afo, zany hoe: na croquant na malemy, raha croquant de tsy hajanona ela fa ny malemilemy no ajanona eo @ afo mandrapaleminy araka ny itiavana azy.

Refa vita iny de alàna anatin'ny le vilany be le lok's
de avy eo @izay tetitetehana madinika , de atao anaty récipient, asiana poivre , persil, de atao anaty frifo , de zay ihany .

Fomba tsotra io fa le misy gelatine indray mbola hafa ny manao azy, za tsy tia de tsy asiako an'iny gelatine iny

de 'zay, bon ap 'nareo
12. vale ( 05/08/2006 21:11)
mmmmmmmmmmm, merci diam:miam::miam::miam::-*
13. patrick2002 ( 06/08/2006 02:49)
izaho mpihinana an'ireny t@ mbolakely, epicerie chinois izay no fividiananay azy , fa nisy niteny rehefa avy eo ny akama samy ankizy hoe taindelo-tsonoa lety no hanaovana azy ireny ah!:-D:-D:-D
14. Rafotsy ( 06/08/2006 03:27)
patrick2002:

izaho mpihinana an'ireny t@ mbolakely, epicerie chinois izay no fividiananay azy , fa nisy niteny rehefa avy eo ny akama samy ankizy hoe taindelo-tsonoa lety no hanaovana azy ireny ah!:-D:-D:-D


Ny ahy indray tsy fromage de tete fa raisin sec no hoe tain delontsinoa tamin'ny mbolakely, any ka nande nividy aho , dia niteny t@ ilay sinoa : mba omeo tain-delontsinoa azafady !!! Namaly izy @ ilay accent hoe ;tsis tendel tsnou !:-D:-D:-D
15. booboo ( 06/08/2006 05:34)
:-D:-D
16. pissoa ( 06/08/2006 09:41)
patrick :-D:-D:-D
17. diamondra27 ( 06/08/2006 11:45)
patrick, rafotsy::-D:-D:-D

vaika: alefa ho anao manokana le fromazy de tety atao entrée @izao anniversaire-nao androany izao

:-*:-*:-*:-*
18. boubounezy ( 06/08/2006 15:39)
izy iny ve tsy andraona atao masaka fotsiny efa miaraka @ ingrédients retra dé atao anaty moule dé avy eo atao anaty réfrigérateur??? tsy aiko akou e! fa mba nieritreretiko kely fotsiny zany:?:
19. Vaika ( 06/08/2006 15:44)
diams : merci be dia be fa kay ve tsotra be ohatran'izao ny fanaovana azy io e ?
Tena ataoko ra-dem mihintsy io raha izao fa ilay "char sieu"(tsatsiou) natao tsaky ohatran'ny tsy nety kely fa mendy loatra:(:-D:-D:-D
20. Herimiafina ( 06/08/2006 16:18)
Ary ahoana leity ry Vaika ny fanamboarana iny Tsa'tsiou iny koa klé? :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8704