Fromage de tête.

21. diamondra27 ( 06/08/2006 16:56)
vaika, HM: za koa tsy mahay an'izany tsa'tsio nareo 2 lahy izany;

vaika: ié , tena tsotra be ny manamboatra azy fa le mitetika azy atao dés kely no mandreraka ange e!

boubounezy: ny ahy tsy afangaro @ le lok's le ingrédients satria iny tsinona afangaro aminy refa voatetika le lok's

raha ohatra ka gras be le izy de asiana gouttes vinaigre kely fotsiny mba tsy hahamonamonaina azy
22. Herimiafina ( 06/08/2006 17:07)
Inona le ingrédients? :roll:
23. Rafotsy ( 06/08/2006 17:47)
Ny ahy koa dia andraoako aloha miaraka @ oignons , ail sy concentré de tomate sira sy poivre !
Rehefa masaka dia avelako angatsika ao anaty vilany !
Rehefa azo raisina dia alaiko daholo izay azo alaina ( ny morceau lehibe ihany no tetehiko ) , ataoko anaty saladier ny hena , dia rakofako ny sauce nandraona azy iny , avela tena mangatsika vao saromana ( tandremo fa lasa masiso raha iny mafana iny defa rakofana ), tehizizina na frigo na congel, miaraka @ salade à la moutarde tena tsara be !
24. Vaika ( 06/08/2006 18:13)
Diams, HM : Tena tsotra be koa ny manao tsatsiou.
Ny tena marina de ny ahy travers de porc no ataoko dia amin'izay mantsy milela-tànana mihintsy.

-travers de porc (env 1kg na hena 1kg eo ho eo)
-huile d'olive (2 cs)
-ail, sel ets...
-miel d'acacias (2cs)
-vin blanc (na xérès) (6 cs)
-secret du chef : mividy poudre chas-sieu( 3 € ny sachet!!!) (2 cs na 3 cs izay tianao) :°)
-sauce de soja

1) afangaro anaty soupière ny ingrédients rehetra hafa tsy ny sauce de soja fa manjary tsy mipotra ilay lokony menamena.
2) maka sac de congélation ngezangeza dia arotsaka ao anatiny ny travers de porc dia araka ao koa ilay mixture. Hidina tsara ilay sac dia ahotsakotsana tsara.
3) Alona 4 h minimum (ny ahy 12h)
4) pré-chauffer-na ny four (th 7/8) 10 mn
5) plat mi-hauteur dia tonga dia arotsaka dôly ny iray sachet de congel rehetra (amin'izay crèmeuse tsara ilay sauce natao lafika fa sao maina loatra)
6) isaky ny 10 mn de napper-na amin'ny pinceau ny sauce de soja amin'izay laqué tsara, slurp miam !
7) ilay sauce koa lasa marihitra tsara dia napper-na koa ilay hena.
8) laisser refroidir dia andramo ny sira (hidio tsara ny lakozia rehefa manadran-tsaira fa mila lany ny antsasaky ny kaly vao re tsara ilay sira:-D:-D:-D

Zarao amin'izay ze ambiny avy eo !:°)

Saika adino : tsy maintsy hohanina amin'ny tànana ny travers de porc fa raha tsy izany tsy matsiro !



25. Herimiafina ( 06/08/2006 18:22)
Merci leisy ry Vaika klé! :miam:

fa hono hoa e1 fantatro fa ny Collagene ao anatin'ny henakisoa no mahatonga ilay misy gelatine iny.

Ny fannontaniako noho izany dia izao, mety ve raha tsy loha-kisoa no ampiasaian satria ny tongony koa misy gelatine raha tsoahina fotsiny ilay taolany be iny? :-w
26. diamondra27 ( 06/08/2006 18:29)
m'ci vaika, hum miam miam an!

rafotsy: misy concentré de tomate hoe? mbola tsy nanadrana aho fa ny ahy io re7 de base fotsiny de asiana ze ingrédients tiana rehetra izy avy eo

HM: ny tongokisoa asiana poivre sy panilure moa le filazanao azy iny? pané = ohatran'ny potika biscotte , de 'zay izy no matsiro, rehefa masaka iny izy an, de le amidiny eny @ supermarché
27. Rafotsy ( 07/08/2006 04:28)
diamondra27:

m'ci vaika, hum miam miam an!

rafotsy: misy concentré de tomate hoe? mbola tsy nanadrana aho fa ny ahy io re7 de base fotsiny de asiana ze ingrédients tiana rehetra izy avy eo




Ié , eo @ 1 sotro eo mba mampisy loka ilay sakafo fa tsy fotsy bobaka be fotsiny !
28. diamondra27 ( 07/08/2006 08:02)
rafotsy: ka le hevitra nosoratan'i vaika io le mamparoserose azy ange de tsy asiana voatabia intsony izy 'zany e! fa misaotra ihany aloha niteny e, marina tokoa izany satria iny mba misy hahamarikivy azy kely satria ny votabia marikivy, de tsy atao be zany fa juste ahazoana kolera fotsiny, ok!
de asiana persil sy tongolo izy de tsy fotsy be fotsiny ka!maka tahaka le ingrédients misoratra @ paket eny antsena fotsiny:wink:
29. pissoa ( 08/08/2006 13:54)
Herimiafina:
Ny fannontaniako noho izany dia izao, mety ve raha tsy loha-kisoa no ampiasaian satria ny tongony koa misy gelatine raha tsoahina fotsiny ilay taolany be iny? :-w

Ny tongony manatsika tain-kisoa dia mety tsy dia matsiro :roll::-D:-D:-D
30. Fiffi ( 09/08/2006 08:22)
pissoa: nga ndry mihinana tongotra kisoa ? :roll:
31. diamondra27 ( 09/08/2006 10:26)
nareo koa ry reto de miaingitraingitra a!








ze misy aloha de hanina e!(nefa za tsy mihinana fa mamporisika fotsiny)
32. pissoa ( 09/08/2006 14:25)
Fiffi, tsy haiko na tongon'inona no nohaniko (fa tsy ilay taolana an :-D:-D:-D ) fa haiko fotsiny matsiro be :miam:
33. diamondra27 ( 10/08/2006 05:51)
:-D:-D
34. kelly13 ( 13/08/2006 17:02)
matsiro ny tongokisoa ka mioum mioum
35. mandrindra ( 18/08/2006 11:26)
andrahoina miaraka daholo, loks, revolver na tongokisoa, atao bebe sofiny dia ampiana jambonneau iray asia lay sy tongolo egipta ary sira dia ritina. raikitra amin'izay ny didy fisaka, miam
36. simplex ( 18/08/2006 11:38)

revolver ??
basy ve io ?:oops::oops::°):D

:-*:-*
37. diamondra27 ( 18/08/2006 12:10)
efa oe: ny tongony koa :-D:-D:-D sa tsy zany mou?
38. mandrindra ( 18/08/2006 22:26)
izay indrindra
39. diamondra27 ( 21/08/2006 08:51)
ferrari: c'est delicieux ton fromage de tête

je viens te demander la re7 m'nant, c possible?:-*:-*


Mandrindra: t'as goutté le fromage de tête de ferrari pendant la fête ou pas?

tena matsiro be mitsy fa araho tsara ny recette-ny
40. diamondra27 ( 21/08/2006 09:43)
ferrari: pour moi, j'ai pas de critik. Tu as mis du sel kom il fô,(tsy masira be sy tsy ampy sira)
puis kkom tu as mis des cornichon ça donne du gout, mieux que quelques gouttes de vinaigre

A part ça t'as triché sur ma re7 :-D:-D:-D

:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5075