plouf! plouf! plouf!

1. kiali ( 03/08/2006 15:41)
tairo indray aza ny lalao eh!
plouf! plouf! plouf!
iza no tiko aminareo vehivavy(pissoa, cutie, fiffi,vale,fasaly sns...)
ito no tiko fa matavitavy!:-D:-D:-D
iza aza ohhh?????
répondu par kala le 29/08/2006 07:37
2. kiali ( 03/08/2006 15:42)
adinoko kala keliko le!! oups
3. pissoa ( 03/08/2006 16:08)
Dain koa! mody hadino eo nefa efa i kala izao no valiny :evil::-D:-D:-D
4. cutie ( 03/08/2006 16:08)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. vale ( 03/08/2006 16:12)
:-D:-D
kiali>:oops:, là kou matavitavy:^):-*:-*
6. kiali ( 03/08/2006 16:35)
pissoa ve?
7. Fiffi ( 03/08/2006 16:39)
hummmm !
8. kiali ( 03/08/2006 16:46)
fiffi ve?
9. Fiffi ( 03/08/2006 17:03)
dain koh ! de hatao aiza indray i Kala ? :-D:-D:-D
10. diamondra27 ( 03/08/2006 17:38)
za tara fa tsy naharaka

iza no tiko aminare vevavy
samy tiko fa matavitavy
de aza mody alina fa misy ramanavy:wink:
11. kiali ( 03/08/2006 18:03)
vale ve?
12. kiali ( 03/08/2006 18:04)
sa diams?
13. Fiffi ( 03/08/2006 18:26)
grave kosa aloha le manao choix an! fa nga tsy efa nataonao moh io ? hummm ! de inona indray no lazain'i kala eo avy eo ? :-D:-D:-D:-D
14. watafon ( 03/08/2006 18:30)
Kiali: ampiana v elà hisafidy sa ? I..... anona mantsy no matavitavy e! :-D:-D:-D:-D
15. pissoa ( 03/08/2006 18:35)
Ataovy raha misy tombil vaovao ao anjefan-tsano ao ... ndray refa tsy mety io e :P
16. vale ( 03/08/2006 22:24)
kiali:

pissoa ve?
kiali> 'jy koa matavitavy,sa? :roll:, fa tsy pissoa no teneniko kah!:-D:-D:-D:-D:wink:


17. vale ( 03/08/2006 22:25)
pissoa:

Ataovy raha misy tombil vaovao ao anjefan-tsano ao ... ndray refa tsy mety io e :P
:-D:-D, pissoa, loko in no mba tiàanao?:-D:-D:-D:-D:wink:


18. vale ( 03/08/2006 22:29)
kiali> ataovy plouf! plouf! lalamby :wink::-D:-D:-D
19. Fiffi ( 04/08/2006 03:32)
plouf ! plouf ! jambà
tsy ilaiko mitafy lamba
manarak'andrafotsibe
manjary tapa-pe
pe ! pe ! pe!
rahampitso aho misotro kafé
rahampitso aho de tsy maninona
izay tian'i Kiali tsy maninona !
:-D:-D:-D:-D:-D
20. pissoa ( 04/08/2006 05:28)
vale:

pissoa:

Ataovy raha misy tombil vaovao ao anjefan-tsano ao ... ndray refa tsy mety io e :P
:-D:-D, pissoa, loko in no mba tiàanao?:-D:-D:-D:-D:wink:

Fotsy :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5823