plouf! plouf! plouf!
21. pissoa
(
04/08/2006 05:29)
vale:
kiali> ataovy plouf! plouf! lalamby :wink::-D:-D:-D
Io moa ilay misy oe
Ze mimeme vadin'i Sôn,
Sofin'aliaka no atao telefônina?
:oops:=))=))
23. xxx
(
04/08/2006 06:04)
kiali:
tairo indray aza ny lalao eh!
plouf! plouf! plouf!
iza no tiko aminareo vehivavy(pissoa, cutie, fiffi,vale,fasaly sns...)
ito no tiko fa matavitavy!:-D:-D:-D
iza aza ohhh?????
Izaho raha vao nahita fa Malagasy
Dia nandihy nilasilasy
Ary hitako avy eo koa ilay karana
Fa nitampim-bava nihanahana
Ary raha vao sendra ity Sinoa
Marina fa saika nand.......
Ny Italianina aza be be nono fa tsara tarehy
Ny Indianina koa tsara tarehy fa miavona izay
Ny Congolaise koa eo eo ihany fa be be derière
Ny Americaine tsara fa tsy te hahalala mainty
Ny Japonaise koa bonne fa somary kely maso
Ny Française azo ihafiana fa manavakavaka indraindray
Noho izany dia tsy misy tahaka ny Malagasy nama
Ka mahaiza mifidy fotsiny enao
24. majakely
(
04/08/2006 08:29)
de nandeh de nandeh,
de nandeh tamn arabe
nahita kala manjabe
k'piko maso izy de m'meh
tambatambazako biskui
de nitomany nanara-diii
tambatambazako sôkôla
de nitoman nanaraka ah
meko sigara izy de nifoka
nidomoko kely de bev...???
:-D:-D:-P
de nandeh tamn arabe
nahita kala manjabe
k'piko maso izy de m'meh
tambatambazako biskui
de nitomany nanara-diii
tambatambazako sôkôla
de nitoman nanaraka ah
meko sigara izy de nifoka
nidomoko kely de bev...???
:-D:-D:-P
28. Fiffi
(
04/08/2006 13:27)
kiali: efa hoe ao hampian'i wata enao raha sarotra ny fisafidihanana koh! :-D
29. pissoa
(
04/08/2006 14:28)
I kiali koa manontany fotsiny fa tsy mifidy akory :twisted::-D:-D:-D
wata - io retsy ampio i kiali fa tsssss, haingana njy :P:-D:-D:-D
wata - io retsy ampio i kiali fa tsssss, haingana njy :P:-D:-D:-D
35. vale
(
06/08/2006 14:43)
pissoa:pissoa> ie:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))
vale:
kiali> ataovy plouf! plouf! lalamby :wink::-D:-D:-D
Io moa ilay misy oe
Ze mimeme vadin'i Sôn,
Sofin'aliaka no atao telefônina?
:oops:=))=))
37. dadabe
(
06/08/2006 14:59)
:-w:-w:-w:-w miosy mifanambotra be dia be ato izany le :-w:-w
hiatakataka aho fa efa olondehibe
hiatakataka aho fa efa olondehibe
38. pissoa
(
06/08/2006 17:12)
Aza mbola mandeha ato mihitsy kloo dadabe fa aleo ny ankizy aloha hifandamina e :-D:-D:-D
39. Rafotsy
(
06/08/2006 17:32)
Tsy arako ny kilalaonareo rankizy ! Zah moa dia manaraka an'i dadabe fotsiny , fa aleo marina aloha hanao tazan-davitrae !:lol::lol: