Olon-droa
1. liliana
(
02/08/2006 12:32)
inona no mahatonga ny olana tsy mety matotra @ izay ataony? :(nefa ny tenany efa lehibe ihany
répondu par arson le 07/08/2006 12:50
2. mamzelkely
(
02/08/2006 12:33)
mhhhhhhhhhhh :roll: ts fahavononana na fatahorana andray andraikitra :lol:
3. fasaly
(
02/08/2006 12:49)
tsy ampy totohevitra na oul alaina mody tsara eo amin'ny fiainana izy angamba:wink:
5. lemenakely
(
02/08/2006 13:21)
non ! non ! non ! FITAIZANA io no tena antony lehibe indrindra zatra nokenakenaina dia izao no vokany...
7. Vaika
(
02/08/2006 13:34)
liliana : ny olona tsy mety matotra araka ny voalazanao matetika nanana problema teo amin'ny fiainany taloha (mety ho efa hatramin'ny naha-zaza azy mihintsy !?). Dia ilay tsy fahamatorany iny no hampisehony sy hanafenany ary hihefenany amin'ny problema mbola tsy voavahany. Ny lehilahy matetika no manao an'io (ny vhv ihany koa anefa fa tandremo !) indrindra fa rehefa misy problema vaovao dia mitsaoka amin'ilay tsy fahamatorana izy ary mitady ny fahafinaretana kely tadiny sy hitany fa nahatsara azy taloha.
Na dia efa lehibe aza izy (ka mbola en forme) dia mbola hitohy ihany ilay tsy fahamatorany raha tsy voavahany tampoka ny olany dia mahazo équilibre vaovao indray izy.
Na dia efa lehibe aza izy (ka mbola en forme) dia mbola hitohy ihany ilay tsy fahamatorany raha tsy voavahany tampoka ny olany dia mahazo équilibre vaovao indray izy.
9. pissoa
(
02/08/2006 14:38)
Mety matotra izy fa tsy nanaraka ny tian'ny olona iray fotsiny (in-1 na in-2 na ...) dia lazain'io olona io fa tsy matotra.
Matetika io no marina satria tsy misy famaritana raikitra ny fahamatorana ka samy mandray izay tiany horaisina. Indraindray dia lasa mihitsy hoe izay tiako no matotra amiko.
Matetika io no marina satria tsy misy famaritana raikitra ny fahamatorana ka samy mandray izay tiany horaisina. Indraindray dia lasa mihitsy hoe izay tiako no matotra amiko.
14. booboo
(
02/08/2006 15:41)
liliana > inona kay no tianao lazaina @ hoe matotra @ resaka fitiavan'olon-droa ? tsy azo tsy araka sady tsy mazava fa mbô asio ohatra :°)
15. Zina
(
02/08/2006 15:42)
non ! non ! non ! FITAIZANA io no tena antony lehibe indrindra zatra nokenakenaina dia izao no vokany...
nengoty be lotra teo @ RAD
16. Fiffi
(
02/08/2006 16:03)
sa hoe mampirafy , maditra , heu... mijangajanga ? zay le hoe tsy matotra nefa ianareo efa lehibe ?
Donky inona no mahatonga an'izany ?
Donky inona no mahatonga an'izany ?
18. booboo
(
02/08/2006 16:06)
sa hoe tia manao jeux vidéo beeee lôtra ( tsy matotra hono zany @ be sy ny bobaka ) sa tsy mivaky loha @ raha eritreretin'ilay iraika fa tokony hivakiana loha, sa fêtard(e), sa ....
re-dônky inona no mahatonga an'izany ?
re-dônky inona no mahatonga an'izany ?
