Olon-droa
25. kelly13
(
02/08/2006 17:05)
ary inn indray no atao hoe oul matotra ary e? satria ra misy ny tsy matotra d misy ny matotra!!! :)
26. totofy
(
02/08/2006 17:16)
cutie zah ngah niteny owé ampio zah , ozy zah owé hizara ve ?:wink:
kelly13 : ny olona matotra dé otranao
ny olona tsy matotra dé otrana !=))=))=))=))=))
kelly13 : ny olona matotra dé otranao
ny olona tsy matotra dé otrana !=))=))=))=))=))
27. cutie
(
02/08/2006 17:19)
Mpandefa : totofy [ Valio ] 02-08-2006 22:16:18
Lohateny : Re : Olon-droa
cutie zah ngah niteny owé ampio zah , ozy zah owé hizara ve ?
ndao e:lol:
30. totofy
(
02/08/2006 17:31)
kay kay kay ! na tsy betsaka aza zarao .... na 1/10è aza ngeh é ... firy ny tian-dry ary é ? sa izy rehetra :-D:-D:-D
33. soasoafy
(
03/08/2006 06:33)
mety tsy ampy fitaizana (ratsy taiza), mety tsy ampy fitiavana, mety diso nihanta b loatra t@ mbola kely. ect....
34. texe
(
03/08/2006 06:34)
tsi voafaritra hoe aoana ny famatorana .sa inona no famaritana an'izay?
35. majesty
(
03/08/2006 07:04)
resaka fitaizana no mahatonga an'izany,mety nisy tsy nety ny fomba nitondrana azy tao an-trano tao (mety hoe zatra niadana tao @ ray aman-ndreniny tao)na koa tsy te hivaky loha tsotr'zao fotsiny e,fa aza sendra miara-miasa amin'ny olona ôtran'reny fa tena manirikiry an:D
36. arson
(
03/08/2006 12:26)
eo ihany koa ny tsy fampandraisana andraikitra azy fony izy vo nahatsiro tena.ny fikenakenana azy koa eo andaniny mangony fotsiny.
37. tsoupou
(
03/08/2006 13:41)
Liliana:Mety ny environnement misy azy koa no tsy matotra dé miara tsy matotra eny daholo.
inona no mahatonga ny olana tsy mety matotra @ izay ataony? nefa ny tenany efa lehibe ihany
Na koa oe mbola tsy tena nahita voka-dratsy amlé tsy fahamatorana izy dia ataony foana alou satria heveriny fa tsy ratsy mitsy ko, fa refa hitany zay voka-dratsy zay an, ho hitanao eo fa dé faran'izay matotra ndray ary izy refa avy eo ka na dé ny mimémé aza mety tsy hataony intsony :D
38. arson
(
04/08/2006 05:50)
amiko aloha ny olna iray raha tsy matotra @ fahatsiarovantenany hoe efa lehibe izy de tsy ho matotra intsony satria izany fahamatorana izany anie ka tsy mila enarana fa ny fahatsapantenanao no mahamatotra anao e!
tsoupou< le hoe mimeme kosa aloha amiko tsy midika hoe tsy fahamatorana,fa izaho lazaiko anao fa mhita olona matotrabe fa ny azy ny fiainany de tsy maintsy misy mememe kely fona.Na iny mimeme kely iny ary anie matetika midika zavatra be2 avy ao mponao e!
tsoupou< le hoe mimeme kosa aloha amiko tsy midika hoe tsy fahamatorana,fa izaho lazaiko anao fa mhita olona matotrabe fa ny azy ny fiainany de tsy maintsy misy mememe kely fona.Na iny mimeme kely iny ary anie matetika midika zavatra be2 avy ao mponao e!
39. Fiffi
(
04/08/2006 07:48)
tena tsy azoko ry zareo hoe rehefa mba efa olondehibe ve de mbola tsy matotra fa tsss ! tokony hisaina fotsinyfa tsy kilalao nge ity fiainana ity eh!
40. arson
(
04/08/2006 11:42)
angamba mety mivika kely matoa tsy matotra!:-D:-D:-D:-D
Misy bolao kely misokatra ao
Misy bolao kely misokatra ao
