FA MANINONA ????

1. tsoupou ( 26/07/2006 16:50)
Niresaka izahay mpiara-miasa tao ampiasana. Resaka sexe io.
Ny vehivavy tsy sahy mi-s'exprime mitsy fa tsy haiko na mody adala na menatra.
Ny lehilahy indray na dé lé efa fantatry ny be sy ny maro reny ary oe mbola puceau dé miseho mahay zavatra bedebé, otran oe izy mitsy no tena tompon'ny tantara e,
FA MANINONA ??? Misokatra ny ady hevitra
:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
répondu par prime le 07/08/2006 10:25
2. lemenakely ( 26/07/2006 17:50)
tsoupou:

Niresaka izahay mpiara-miasa tao ampiasana. Resaka sexe io.
Ny vehivavy tsy sahy mi-s'exprime mitsy fa tsy haiko na mody adala na menatra.
Ny lehilahy indray na dé lé efa fantatry ny be sy ny maro reny ary oe mbola puceau dé miseho mahay zavatra bedebé, otran oe izy mitsy no tena tompon'ny tantara e,
FA MANINONA ??? Misokatra ny ady hevitra
:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w


Zavatra naturel izany e! ny vehivavy dia saro-kenatra @ resaka sexe na tena mpankafy aza izy tsy misy signe ahalàlanao azy ety ivelany mihintsy!hafa ny lehilahy...
Ny hoe puceau indray dia mody miseho ho mahalàla zavatra amiko manokana dia arakarany io misy anie mody zefa fa tena mahay raha nefa mety misy koa ny mitàtata fa dia mahay raha koa !misy sady tsy mahay na in na in no tsy miteniteny ......:-o
3. fijo ( 26/07/2006 18:29)
za zao virja nefa mba mahalala ihany ko.
fa ny sipa mbola betsaka no misaina ,fa raha manao io resaka io imasom bahoaka dia vulegera be ny fijerin'ny olona azy
4. Fanja1 ( 27/07/2006 04:19)
resaka sexe io amiko entre olona roa mifankatia fa tsy eny imasombahoka aloha e..(za manokana dia tsy sahy miresaka io @ olona afa tsy@ olontiako):)
5. ounjasou ( 27/07/2006 04:47)
ekeko fa marina ny an i fanja1
6. matisse ( 27/07/2006 05:54)
ka le izy ange efa fotom-pisainana hatrami'izay e refa resaka sexe de mahamenatra sy afenim-penina ....
7. mamzelkely ( 27/07/2006 06:06)
za mbola virja ko :?
8. mandrindra ( 27/07/2006 07:13)
aleo nama tsy resahina ilay izy rehefa izany fa tonga dia ataovy dia vita any a
9. sipagasy ( 27/07/2006 07:34)
mmhhhhh io arakaraky ny olona ihany e! amiko aloha tsy olana izany e!, ny fitaizana ihany koa tena mamaritra ny olona 1 tsy hahasahy hiresaka izany.
10. radriana ( 27/07/2006 07:43)
fanja1 et ounjasou, dia rehefa tsy manana olontiana zany dia tsy tokony hiresaka sexe mihitsy ?
Nefa samy manana daholo, samy te-hahay daholo, sa misy tsy te hahay ?
Ny hamaliako ny tenin'i tsoupou dia izao, isika tsy franc mihitsy na @ lafin'ny inona na @ lafin'ny inona, fa ny ahafantaranao azy dia izao, ny tena mpanao azy, tsy dia miteny loatra fa ny tsy dia accro na ny tsy mahay no tena be resaka, ny vehivavy n'en parle pas trop pourquoi, pcq hoy i Fijo eo @ 3ème réponse hoe "tsy misaina", exemple iray mahatonga ny blocage ny olona hoatran'i Fijo. Mais samy manana ny heviny io zay te-hiresaka miresaka izay tsy te-hiresaka tsy miresaka fa ny sûr dia tout le monde y pense.
11. pissoa ( 27/07/2006 07:59)
Zah mitovy hevitra amin'i onjasou sy Fanja1.

Ankoatra ny fitaizana, izany hoe tafiditra ao ny fitsaboana, ny fitaizan'ny RAD ny zanany, sy ny fangalana torohevitra amin'ny namana, dia tsy hitako izay antony tena hiresahana an'izany. Izany hoe tsy hitako izay hiresahana azy eny imasombahoaka. Ataon'ny vahoaka inona moa ny sexe-nao :roll:
12. pissoa ( 27/07/2006 08:01)
Oops - nisy hadino :oops: ... de rehefa miaraka amin'ny partenaire ihany koa dia ilaina ny miresaka sexe.
13. radriana ( 27/07/2006 08:46)
pissoa a tsisy kosa angamba olona hiresaka @ vahoaka tsy fantany ny momban'ny sexe-ny e, raha tsy olona adala,ny fahitako azy dia hoe fifanankalozankevitra @ resaka sexe @ ankapobeny, fa tsy hoe ny sexe-nao akory no tanisainao de long en large. Fa ny tsy maha d'accord ahy dia ilay hoe ny olontianao ihany, fa tsy mba afaka mangataka hevitra @ namana mihitsy ve ohatra, ny olontiana anie normalement tsy mitovy sexe aminao e. Mety tsy ho voavaliny raha manana problème ianao na misy zavatra tianao ho hay
14. sherry ( 27/07/2006 10:33)
zao ééé !!! lé resaka sexe mbola ts eken ny sain ny gasy sasan.Je ve dire oé lé taraiky bé reny.Ka zany né otran mresaka momban ny zavatra reetra am tenanao éé.. oatra oé tanana , tongotra.ihihihi !!!Fa amiko alo ts manina zany é.Lé miresaka am ny oul né mba afaka oé mampitombo ny connaissance anao ko é , ahafaana mafatatra iany ndraindary oé zao n tokony atao dé zao n ts tokony atao.., fa ts dé votery oé manana saindratsy daol zé mresaka anzany ..
15. pissoa ( 27/07/2006 10:39)
Mitovy hevitra izany isika ry randriana :)

randriana:
pissoa a tsisy kosa angamba olona hiresaka @ vahoaka tsy fantany ny momban'ny sexe-ny e, raha tsy olona adala,
Misy tsy miresaka fotsiny aza fa mampiseho mihitsy knou ... :oops::-D:-D:-D Fa tsy haiko ry zareo na adala na tsia.
16. natty ( 27/07/2006 10:46)
marina kosa ny an randriana zany e!!! normalement manao an'io daholo ny olona rht fa ny sasany fotsiny no mody menatra eo ange e!!! ts oe za no experte b an!hiihhhiii, fa ny mba anaovana resaka sexe kou ange mba angatahanao conseil e!!!
17. benyaina ( 27/07/2006 11:26)
raha zohina ny zavatra rehetra nolazainareo rehetra teo dia mpanao rasaka sexe daholo ianareo ireo any ambadika any.
18. cutie ( 27/07/2006 11:28)
mitovy hevitra @ natty sy randriana:P
19. kally ( 27/07/2006 12:00)
Io miankina amin'ilay hoe iza no ifampiresahana, dia aiza fa ny an'ny sasany kosa ohatry ny fomba firesahany ny fiavian'ny orana ihany no iresahany resaka firaisana.
20. Herimiafina ( 27/07/2006 12:22)
Kally =))=))=))=))

Tena zavatra marina aloha io resahan'i tsoupou io e, ary hitako matetika amin'ny olona tantsinanana, anisan'izany ny malagasy sasany.
"ny lehilahy vantara be moa ny vehivavy introverti".

Mampatsiahy ahy ilay Japoney vavy sipan'ilay akama niara-nipetraka tamiko izay fa izany hoa tsy mahay miteny afatsy "oui" dia mikonetaka dia rehefa miaraka manao amin'ny alina dia toy ireny mitomany mitaraina lava ireny. tsy dai sahy miresaka sexe loatra fa toy ny tabou ary soumise be.

Ny olana anefa dai any amin'ny akamany nefa dia tena be resaka be ary mitantara ny zavatra rehetra, mifosa vady dirandoza, ary any aza no mivoaka ny tena heviny marina.

Anisan'ny vokadratsin'ny complexe d'infériorité no hitako ho antony mahatonga anio:
-Ny lahy lasa vantara satria matahotra ny tsy ho alehany.
-Ny vavy tsy sahy miteniteny satria matahotra ny tsy hisy mpaka intsony satria hoe vetaveta. :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1538