FA MANINONA ????
21. zah
(
27/07/2006 14:17)
Mbola tsara jiaby e!
Fa hono hoa alou! betsaka ny mino (na tsy tsika rehetra aza) fa ny olona dia asa tanan'A/tra. Mba mieritreritra ve nareo fa rehefa tonga teo ampanamboarana ny sexe de somary nanao tarehy ratsy Izy na nanao ala safay? hoe ataotaoko any ity fa mahamenatra? Sur kosa zah fa niangaliany tsara ka! Rehefa vitan'A/tra ny zavatra nataony, isan'izany ny olona dia jereo fa hoy ny Baiboly hoe "Ary hitan'A/tra fa tsara izany (y compris SEXE)". Amiko dia tsy tokony hahamenatra ny miresaka azy fa kosa resahana tsotra sy madio (tsy asiana teny ratsy ohatra). Ary rehefa mba miresaka an'io ange dia mba andramo jerena ny anton'ny nanasian'Antra azy sy ny mode d'emploi. Be dia be ny azo resahana sy ianarana ny momba azy fa ny tena tsara indrindra dia ny manaraka ny fotsiny ny planin'A/tra nanao azy.
Mazotoa e!

22. Herimiafina
(
27/07/2006 14:24)
zah:
Amiko dia tsy tokony hahamenatra ny miresaka azy fa kosa resahana tsotra sy madio (tsy asiana teny ratsy ohatra). Ary rehefa mba miresaka an'io ange dia mba andramo jerena ny anton'ny nanasian'Antra azy sy ny mode d'emploi. Be dia be ny azo resahana sy ianarana ny momba azy fa ny tena tsara indrindra dia ny manaraka ny fotsiny ny planin'A/tra nanao azy.
Mazotoa e!
Marina ny anao ry zah :-*
Ny mahagaga ahy mantsy dia izao e! Eo amin'ny fiainana andavan'andro dia mazana ny olona concerné tsy mahalala ny zavatra mi-concerné azy mihintsy fa ny olonkafa manodidina no au courant kokoa.
Hazavaiko ny hevitro, mahita matetika aho ohatra olona iray mitantara ny momba ny vadiny resaka sexe sns ary amin,ny maha-lehilahy ahy dia vehivavy no tena mpiresaka amiko raha ohatr'io. Milaza izy ohatra fa tsy tiany ny manao amin'ny vadiny fa sady vetivety hoy izy no kely, sns, tena tsy mahay sns, heno avokoa ireo karazana-javatra maharikoriko rehetra.
Rehefa anontaniana anefa izy ireny hoe: "efa noresahanao amin'ny vadinao ve io olana tsapanao io?" dia "tsia" foana no valiny.
Izay no mba mahagag ahy, ilay tsy mahamenatra mialza aman'olona tsinotsinonao nefa ilay mahamenatra miresaka amin'ny vadinao e, mitia sy mankasitraka ny hafa foana izany e, complexe d'inf.riorité be no mahatonga anio. :wink:
23. kally
(
27/07/2006 18:52)
Tsy complexe kosa izany ry HM fa tsy fahamatorana a! inona no antony nanambadiana azy rehefa afenina azy daholo ity rehetra ity?
24. tsoupou
(
28/07/2006 06:25)
Bedebe ny maha dakôro ana dé misy ko anefa ny tsy maha d'accord.
Zao nge e, ato amiko zao, misy sipa mpiara-miasa amiko (za tsy menatra amty lazaiko ty an), tena mba mangetaheta ny hi satisfaire ny sipany any ry zareo. AMiko izy no miresaka, ary ouvert tsara mitsy fa tsy manafinafina zany an. Dé za ko manoro arak'izay mba haiko.
Ny tiako tenenina dé oe aleo lé izy resahina dé amzay mahay (na dé théorie aza alo).
Fa misy ange sipa mampmé mitsy e, aona ony zan eo ambony zan, aona ny position amzany, tsy marary ve , sns ... Mba mampalaelo iany iz (le bandy ko lo mampalaelo iany satria tsy mahita tononkira afatsy 1 iany e =))). Dikany ALEO MIRESAKA FA TSY MAHAMENATRA IO

25. kally
(
28/07/2006 08:46)
Izay te hiresaka moa iza no manakana azy tsy hiresaka? Fa izay mahatsiaro fa mety aminy ny tsy miresaka ve ho terena?
26. tsoupou
(
28/07/2006 09:34)
kally:Marina nge zany an-toi zany e, fa mampalaelo oa refa tonga tokoa lé fotoana. Ny iray miteny ohatra hoe A, ny iray tsy mahalala akory hoe inona zany A zany, ohatra fotsiny io.
Izay te hiresaka moa iza no manakana azy tsy hiresaka? Fa izay mahatsiaro fa mety aminy ny tsy miresaka ve ho terena?
Farafaharatsiny izany mba misy niveau hitovitovizana fa tsy hoe ny iray ceinture marron nefa ny iray mbola tsy manao arts martiaux akory.
28. tsoupou
(
28/07/2006 10:01)
chipie1:Zay mitsy nge lé ratsy chipie e, mahay nefa tsy miteny, dé refa tonga lé fotoana tonga dé tompony be (mahay be no tiako tenenina). Gaga eo amzay lé partenaire ilany oe tsy nampoiziko. Dé lasa manana jugement hafa izy avy eo.
ka mety mahay be fa tsy te hiteny ka ! tsy voatery hiteny kou !
29. kally
(
28/07/2006 10:21)
Raha azoko tsara izany i tsoupou tsy afaka mijery zavatra amin'ny lafiny hafa ankoatr'izay lafiny iray hitanao ihany? Toa teren-ko masaka be ohatry ny voalobo-jaza fotsiny izy izany:lol: angahany olona rehetra mitovy ny ao an-dohany sy ny fihetsiny no terena be ohatr'izany e?:-D
30. Herimiafina
(
28/07/2006 12:42)
Kally> ie, tena ny tsy fahampian'ny fahamatorana mihintsy no mahatonga azy, saingy tsara tadidiana fa raha Irresponsabilité no ataotsika sy njy hoe tsy fahamatorana eto dia nisy mpanoratar iray izay (psychologue) Dr Scaeffel fa ny manifestation voalohan'ny complexe d'infériorité dia ny fahatahorana responsabilité sy irresponsabilité, anisany izany.
Raha ny hevitry i Tsoupou indray dai tsy d'accord velively aho raha tsy hoe vady no resahana, ahoana moa no fomba hanerena sipa any ampiasana kosa leisy hiresaka vetaveta amin'ilisany klé? Miady amin'ny vadiko aho raha be resaka sexe amin'ny bandy namanany any izy mba marina e! :-D

31. tsoupou
(
28/07/2006 13:13)
1-
2-
kally::cry: andray kosa, za nge tsy manery e, mi-avancé zavatra hanamafisana ny hevitro za fa tsy hanery olona hanao an'zany mitsy, sady ra teto akaikiko enao no mety ho nety izany fanerena zany fa tsy lavitra be otranzao.
angahany olona rehetra mitovy ny ao an-dohany sy ny fihetsiny no terena be ohatr'izany e?
2-
Herimiafina::cry: :cry: :cry: (ty vô tena tomany be mitsy), lé izy nge tsy terena lé sipa iresaka anlé izy e, mahatsapa tena izy fa misy tsy hainy dé manontany izy dé valiana fa tsy oe "ao, tantarao daoly ny momba anao sy ny sexe, ohatra". Tsy izany mitsy. Mi-encourage a mba hiresaka lé vevavy (na lelahy aza) fa sao tratran'ny mauvaise surprise. Tsy manery mitsy a oa :D
ahoana moa no fomba hanerena sipa any ampiasana kosa leisy hiresaka vetaveta amin'ilisany klé?
32. Herimiafina
(
28/07/2006 13:30)
Aza tomany otsan'io leisy ra -tsoupou fa mba resaka iny an! hihihihihi:-D
Fa elah ve klou tena any Maevantanana marina e? :^)
Fa elah ve klou tena any Maevantanana marina e? :^)
33. tsoupou
(
28/07/2006 14:24)
Eto Tana a ka, fa tany a no teraka dé tany amin'iny faritra iny a no lehibe.
Ao Maeva ange tsisy connexion e, ny an'ny SAF FJKM no tao dé RTC d'éfa najanony koa aza lé izy zao. Misy havanareo nga ao klé ???
Ao Maeva ange tsisy connexion e, ny an'ny SAF FJKM no tao dé RTC d'éfa najanony koa aza lé izy zao. Misy havanareo nga ao klé ???
34. Herimiafina
(
28/07/2006 14:27)
Nisy havanay leisy tany taloha de mpakany foana zahay klé, de efa nikandra tany kou fa nandalo fotsiny klé.:^)
Fa ilisan'ny sarangotin'ny sipa ao ampiasana ao ny farany raha manao resaka hafahafa aminy an! Mba kaozy e! hehehehe:-D
Fa ilisan'ny sarangotin'ny sipa ao ampiasana ao ny farany raha manao resaka hafahafa aminy an! Mba kaozy e! hehehehe:-D
35. tsoupou
(
28/07/2006 14:35)
Tsy possible, efa mahalala ny dossiers-ko rehetra daoly ato, (ny ato aminay mantsy mpamosavy mandeha alina aza misy mahita), donc tsisy tokony hanao an'zay.
Sady tsy sahy ko za e, reo ary ve vô ampianarina dé, tena mbola mila :-w :-w :-w
Sady tsy sahy ko za e, reo ary ve vô ampianarina dé, tena mbola mila :-w :-w :-w
36. kally
(
28/07/2006 16:09)
Herimiafina:
Kally> ie, tena ny tsy fahampian'ny fahamatorana mihintsy no mahatonga azy, saingy tsara tadidiana fa raha Irresponsabilité no ataotsika sy njy hoe tsy fahamatorana eto dia nisy mpanoratar iray izay (psychologue) Dr Scaeffel fa ny manifestation voalohan'ny complexe d'infériorité dia ny fahatahorana responsabilité sy irresponsabilité, anisany izany.
HM> Misy tsy mety ny dikan-tenin'i HM ka diso ny heviny, izay no ataoko hoe mitenena teny gasy ho'a rehefa iresahana amin'ny teny gasy.Responsabilité dia andraikitra fa tsy hoe fahamatorana no dikany.:wink: ka lasa nivaona kely izany ilay valin-teninao noharina amin'ilay hevitro e!:-P:-D
37. Herimiafina
(
28/07/2006 16:17)
kally:

Tena miala tsiny retsy ry Kally fa tsy haiko ny dikan'ilay fahamatorana amin'ny teny vahiny nianarako le zavatsa de tena tsy manana famaritana hafa azah klé.:^)
Azonjy hazavaina ary ve klou le hoe maotra sy tsy matotra e! Kony? :oops::oops:
38. Herimiafina
(
28/07/2006 16:21)
tsoupou:
Tsy possible, efa mahalala ny dossiers-ko rehetra daoly ato, (ny ato aminay mantsy mpamosavy mandeha alina aza misy mahita), donc tsisy tokony hanao an'zay.
Sady tsy sahy ko za e, reo ary ve vô ampianarina dé, tena mbola mila :-w :-w :-w
Tena iny le hoe tsy misy soupcon iny mihintsy leisy ry tsoupou anie no fitaovampiadina mahery vaika injinja amin'izao hisarangotany an'ialahy e!
Fantany ny dossier "tsoupou" de hoe tsy hisy risika ve? Ialahy tsy manampo iny no tratran'ny surprizy tampoka tonga dia tafaroboka e! Mba kaozy e. efa hitako io. :^)
Sipozon hoe efa manambady le kala, de hoe tsy hatahorana hisarangotra ve? Ny mifanohitra amin'izay aza no tena risika. mba kaozy e, izy manana alibi iny injinja no voasarika hanao crime, mba kaozy e! :^)
39. kally
(
29/07/2006 07:09)
HM> Ny fahamatorana amin'ny teninay dia midika ho maturité amin'ny teninareo sy ry zareo frantsay :lol:
40. tsoupou
(
29/07/2006 09:57)
Herimiafina:ny cas an'olona manambady njay nge tsy olana e, samy sahy dé tsy maninona, samy olon-dehibe e, sans engagement
Sipozon hoe efa manambady le kala, de hoe tsy hatahorana hisarangotra ve? Ny mifanohitra amin'izay aza no tena risika. mba kaozy e, izy manana alibi iny injinja no voasarika hanao crime, mba kaozy e!