FA MANINONA ????
41. Herimiafina
(
29/07/2006 12:22)
kally:
HM> Ny fahamatorana amin'ny teninay dia midika ho maturité amin'ny teninareo sy ry zareo frantsay :lol:
Ary raha adika hoe fahanterana ry Kally? :-D
42. Herimiafina
(
29/07/2006 12:23)
tsoupou:
Herimiafina:ny cas an'olona manambady njay nge tsy olana e, samy sahy dé tsy maninona, samy olon-dehibe e, sans engagement
Sipozon hoe efa manambady le kala, de hoe tsy hatahorana hisarangotra ve? Ny mifanohitra amin'izay aza no tena risika. mba kaozy e, izy manana alibi iny injinja no voasarika hanao crime, mba kaozy e!
Hitan'la, ny ankamaroan'ny sipa rehefa te hampirafy izay dia bandy manambady na ireny tsy mahatonga soupcon ireny no iarahany amin'izay kely ny risika hahatratra azy, mba kaozy e! :^)
43. tsoupou
(
31/07/2006 13:32)
Herimiafina:Ka raha otran zany ange tsy maninona e, zay le teneniko oe samy lehibe dé samy conscient am zavatra hataony. Tsisy engagement mitsy amzay, tsisy oe tsy maintsy miaraka mankary sy mankaty zany, fe refa afaka mfankaita dé mfankaita oatra na tsy mihaona mitsy aza amam-bolana tsy blem refa miaraka samy olon-dehibe zany. Refa te hisaraka tsy mila mifanazava fa tonga dé mipitsika tsisy explication. :D
Hitan'la, ny ankamaroan'ny sipa rehefa te hampirafy izay dia bandy manambady na ireny tsy mahatonga soupcon ireny no iarahany amin'izay kely ny risika hahatratra azy, mba kaozy e!
44. Herimiafina
(
31/07/2006 13:36)
Fa aza atao tratran,ny tompombady tia fa gidraka an, le rasipa anie tsy ataon-dry leirony n'inon'inona fa elah no masaka eo e! hehehehe:^)
46. Herimiafina
(
01/08/2006 14:32)
zah leisy efa tratar fahiny klé, saingy sipan,ny deba koa dia tratar fa saiky vizana raha tsy nahay nampiasa coco be klé. Nandeha ny sabottage isankarazany, ny usage de faux juste hanakipilina ahy e, saingy tratra satria naka precaution aho dai ileiry ihany no nifotorany, masaka tsara ileiryu amin'izao moa rasipa nanenina fa nanmpirafy! :-D
47. tsoupou
(
02/08/2006 08:14)
Herimiafina:Ô Ra-Hery a, tokony tsy natao tato io témoignage io klé, tsy hisy sahy hanao an'izany tsony zao reto namana rehetra reto mahita an'io =)) =))
zah leisy efa tratar fahiny klé, saingy sipan,ny deba koa dia tratar fa saiky vizana raha tsy nahay nampiasa coco be klé. Nandeha ny sabottage isankarazany, ny usage de faux juste hanakipilina ahy e, saingy tratra satria naka precaution aho dai ileiry ihany no nifotorany, masaka tsara ileiryu amin'izao moa rasipa nanenina fa nanmpirafy! :-D
48. prime
(
02/08/2006 12:30)
Nisy "théorie" izay manamafy an'io tenin'i tsoupou io... ny sipa hono rehefa miteny hoe vao iray na roa ihany izay no niaraka tamiko dia tsarovy fa efa "à mutiplier par 7" @ izay lazainy izay no efa niaraka taminy... dia raha kôfa indray no miteny hoe efa vraky be, any @ 20 mahery any dia "à diviser par 7" no tena izy...:-D:-D:-D tsy haiko fa nisy niteny hoe mitombina io fa tsy 7 ilay isa fa 3...
Ny lehilahy mana-kambo, ny vehivavy manafin-toetra...
Ny lehilahy mana-kambo, ny vehivavy manafin-toetra...
49. tsoupou
(
02/08/2006 13:20)
Prime:Nandalo teto prime dé tonga dé nanome théorie marina ary tena mitombina tsara, @ prime manaraka ndray zany e :D
Ny lehilahy mana-kambo, ny vehivavy manafin-toetra...
50. prime
(
02/08/2006 13:33)
efa hoe aza afangaro @ ilay iraika lahy any @ pazzapa iny ho'a zah...:-w:-w:-D
51. tsoupou
(
03/08/2006 13:00)
Prime:An an an ka, tsy afangaro amin'iny elah, iny tsy milay fa elah mlay be, sa aona ??? :D
efa hoe aza afangaro @ ilay iraika lahy any @ pazzapa iny ho'a zah...
52. Herimiafina
(
03/08/2006 13:22)
Fa tanjemo ry zalahy fa misy sipa refa miteny hoe 1 dai tena iray an, de misy bandy miteny hoe 600 dia tena 600 tokotrany an! Mba kaozy e! hehehehe:-D