hoany xxx manokana

1. Aino ( 26/07/2006 10:41)
salut!!
izaho tsy ho be resaka fa ny hafatro dia izao.
betraka rise ny olona tsy de mahay manoratra tsara @ teny malagasy ah, ary ny ankabehazany aza dia voatery miteny vahiny, ary tsy hadisoany izy hireny na koa fananiany ka aza de teneninao dol re izay tsy de mahay ah, tsy afaka anao ninoninona anie izay nefa raha mbola tehiresaka mandroso hatrany na tsy mahay any ilay izy aza. ataovy aminao ny toherana misy anay hireny de eritrereto tsara.
répondu par razokybe le 07/08/2006 21:30
2. xxx ( 26/07/2006 11:35)
Fa mba manaova ihany ezaka na izany aza e!
Fanitsiana kely: "betsaka" no izy fa tsy "betraka", ao @ dinika apetrakao rehetra mantsy dia "betraka" foana no teny ampiasainao.
3. xxx ( 26/07/2006 11:43)

za ve io ?:D:D:D:D:D:D:D

Azafady indrindra re ry ise
za koa tsy nahalala
ka de mba mimeme
ary koa nisari-adala

tsara fa tohizo ny fiezahana
za koa tsy ho raini-tetaka
ho tandrovina ny fahalalahana
tsy haiko, misaotra "betsaka" :D:D:D:D
sa betraka ??? :-*:-*

vitra trompoko :-D:-D:-D
4. kally ( 26/07/2006 12:25)
Izaho aloha isan'ny niteny an'i Aino mihitsy tamin'io,ary tsy niafina, tadidin-dry angamba.
Tsotra anie ilay izy ry Aino e! manketo indry mamaky ny zavatra soratan'ny ankizy dia mba tadidio ny fomba fanoratry ny ankizy azy dia iny averina, :wink: eto izao tsy misy afa-tsy Aino no manao an'i zany "betraka", fa maninona?
Manjary sao ho lasa resa-be fa tohizo izay ezaka efa natao e!dia mazotoa.Izaho moa tsy misorona rehefa misy tsy mety fa miteny foana, tsy izaho akory no filamatra na izany aza.
5. cutie ( 26/07/2006 12:31)
i Aino mahay teny gasy tsara ka, ao @tsaty njy mahay be :lol:
6. Aino ( 26/07/2006 12:40)
cutie ko aiz aizy ity hoe chat ko!!

xxx eny aza eh!!fa tsy voatery ahay vety vety anie
7. Aino ( 26/07/2006 12:43)
kally kalamina indry ka efa miezaka aho fa tsy hay aingana anie ilay izy rakizy eh!!
8. cutie ( 26/07/2006 12:45)
Mpandefa : Aino [ Valio ] 26-07-2006 17:40:22
Lohateny : Re : hoany xxx manokana
cutie ko aiz aizy ity hoe chat ko!!

fa manin raha tsaty ? mitovy daholo io
9. xxx ( 26/07/2006 13:47)
8-) 8-) 8-) hahaha, rehefa tsy mahay ve tsy ihomehezana e
10. xxx ( 26/07/2006 13:54)
Ary i Aino ho aho ohatra ny masika be izany eh. Nandramako kely ny "ecran" fa tena masikasika mihitsy.
11. mamzelkely ( 26/07/2006 13:58)
sô de kosa hitan aino le zay manao "tr" an refa "ts" fa sangy reny outrany refa manao "ts" nefa "tr" no izy

fa na izany aza de tsara refa miezaka

xxx ts aleo ve ahitsy izy toy izay imehezana eee sa aôna :wink:
12. xxx ( 26/07/2006 14:03)


mitombo aina ny ato an-tsaiko
teny gasy no ampiasaiko
saiky latsaka ny .. aiko
tena tapaka ny tsy naiko

mishaotsa betraka
13. cutie ( 26/07/2006 14:06)
:-D:-D:-D:-D
14. xxx ( 26/07/2006 14:18)

tairo manala azy ato doly njay ary eee:wink::wink::wink::wink:
15. cutie ( 26/07/2006 14:23)
ndao:wink:
16. miangalyandria ( 26/07/2006 15:15)
O ry xxx a ! ahoana moa hoy Andrianampoinimerina : "tsy adidiko izaho samirery fa adidiko izaho sy ianareo !"

ny manala azy betsaka : ny trondro sy tsonjo, ny ankizy mba te-hahay ny tena izy koa misy dia ahoana no atao !!!8O
17. xxx ( 26/07/2006 16:36)

okay lesy baina
relax ary kou zen a
fa io tsy asina blem a
za kou aza ndraindray when a

chaotsa betraka
18. Aino ( 26/07/2006 20:06)
xxx izhao tsotra fa masiaka be ihany koa ary @ izao aho tsy mbola tezitra fa miteny tsotra aza tratrany izaho tezitra ihany, ary raha tena ahalalany ny fombako sy fihetsiko izanao dia mety ho tazanao ihany saingy iznay rehetra izany aloha tsy hatao hataitra fa milamina fotsony. raha hijery ahy tezitra de mifanatreha maso ahy!!
19. Aino ( 26/07/2006 20:09)
xxx raha miseho ko gasy laotra indray letsy tsy de milay izany fa efa kobony sipa hoe gasy elahy de efa ampy ahalalako any maha gasy any elahy izany ah sa idnry mo:-D. tsy hifandrangotra sy hifanadala no hataoko eto ka tsy hanala azy hiaraka aminao vely vely ny tenako, zaza aho kanefa ianao mba mahaiza mihaina kely fa efa mba lehibe ihany ny tena!!
izaho tsy tezitra fa anisany olona mahay vava.
20. cutie ( 26/07/2006 20:46)
Aino:*:*:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1673