hoany xxx manokana

41. Aino ( 28/07/2006 12:44)
MTN mangala seza tsara eh, mbola malalaka ny toherana.
42. mamzelkely ( 28/07/2006 12:57)
io fa nahita film i MTN :-D
43. kelly13 ( 28/07/2006 15:57)
rehefa mifankahazo ny resaka d izay no izy! za mantsy mpanao vary @ anana tsisy kitoza izay iany sady mpandiso soratra fa rehefa azonareo ny teneniko d faly "beuu" za
44. vale ( 28/07/2006 16:13)
:-D:wink:
45. vale ( 28/07/2006 16:19)
mamzelkely:

io fa nahita film i MTN :-D
:-D:-D, mamz a, izay mitady dia hahita :lol::^):^)


46. Aino ( 29/07/2006 06:38)
kelly3 hihihi tsy mahay manao vary sosoa tsika o, fa tsy maintsy misy fangarony faona!!

:-D de inn anefa ilay film ho jerena? raha samy maka seza ihany nefa ny film ity mbola tsy hay hoe inn.
47. majesty ( 02/08/2006 11:51)
andao ntsika sy aino hifanoratra foana foana de amin'zay njy mahay teny gasy be mintsy raha tsy lasa za ndray no mahay teny frantsay b,zany a,:D
48. Nickovy ( 03/08/2006 05:14)
Za aza mbo tsy mahay teny gasy tsara koh!:oops::oops::oops: Cutie zao no tena expert!=))=))=))=))
49. majesty ( 03/08/2006 05:27)
fa tandremo fotsiny sao de soratako no arahana fa ndraindray za kamo be manoratra de lasa abrev :D
50. Aino ( 06/08/2006 22:05)
majesty tsy maninona fa de raikitra iznay ko!!
aza asiana any le tsondro fotsony aloha fa saode memezany olona eo aho hoe trondro avy de tsy hay:-D

Nickovy tairo aza samy mifanoratra izay hay eto aloha rehefa ela ny ela ve tsy ho ahay ihany.
51. razokybe ( 07/08/2006 21:30)
tsy maninona akia io ry Aino a, fa rehefa tsy hain-dry dia agasio araky ny feony fotsiny; ohatra hoe:"bôgôsy","vakansy",.....
tsisy dinika io fa mandeha.hanina daholo na vary sosoa na amin'anana,na misy na tsisy laoka e!!!
;-);-);-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3784